sambo
1. Tenio
(
26/02/2007 06:13)
Nisy olona izany nanao entretien fa hiditra ho marin na tatsambo dia nanontaniana:
Mahay milomano ve aloha ianao?
Ann!!Fa ahoana klé!! fa angaha tsy misy sambo intsony???
Mahay milomano ve aloha ianao?
Ann!!Fa ahoana klé!! fa angaha tsy misy sambo intsony???
répondu par xxx le 28/02/2007 15:02
15. belaza
(
27/02/2007 21:38)
Strech> tsisy idirany pi mihitsy izany, ny pi nga moa tsy 3,14?:-D:-D
16. pissoa
(
27/02/2007 21:38)
tslem:
nandingana i pissoa tokony :-D:-D:-D:-D aloha
D:-D:-D:-D:-D:-D
aza omena tsiny fa tsy mahay manisa :oops::oops::oops::-D
