Hadino!...(zary tenany)

1. rakaroka ( 24/02/2007 22:29)
"Mon Dieu!,je suis tellement occupé à vous regarder que je crains d'en oublier de mourir (ou vivre?)!...
Ahoana ary izany?...
novalian'i rakaroka ny 04/03/2007 13:17
2. cutie ( 24/02/2007 23:16)
hiihihihihi
fanina za :-D
3. ikalapeta ( 24/02/2007 23:27)
za koa :-D:-D:-D
4. cutie ( 24/02/2007 23:29)
ikalapeta nga vao2
zay vo hitako eto manko :lol:
5. Fiffi ( 25/02/2007 08:45)
rakaroka:

"Mon Dieu!,je suis tellement occupé à vous regarder que je crains d'en oublier de mourir (ou vivre?)!...
Ahoana ary izany?...
pourtant........na de occupé faran'zay occupé @ fijerena an'Andriamanitra aza izy.....mihaina hiany !


6. rakaroka ( 25/02/2007 11:38)
Le fait est qu'il nous est impossible de nous représenter notre propre mort et toutes les fois que nous essayons nous n'apercevons que nous en spectateur...8O8O8O...Au fond,personne ne croit à sa propre mort, et dans son inconscient, chacun est persuadé son immortalité...

Répondant à un journaliste:
" Que voulez-vous que je dise de moi?
Je ne sais rien de moi! Je ne sais même pas la date de ma mort§"...
7. rakaroka ( 25/02/2007 11:53)
Misy sarin'^¨etre chère any @ au délà miresaka @
namany ety an-tany ity fa tsy haiko ny mamoaka izany
eto anefa ato @ word
8. prime ( 26/02/2007 06:50)
rakaroka> :wink:
9. rakaroka ( 26/02/2007 08:11)
Andrana!
10. rakaroka ( 26/02/2007 08:29)
-"La vie est un rêve dont la mort nous réveille"!:roll:

Inscription qu'il souhaite "voir"... graver sur sa tombe:"Au secours"!:x:x:?8O8O8O

Il n'était même pas sûr d'être en vie, puisqu'il vivait comme un mort!8-)8-)8-)
11. prime ( 26/02/2007 08:42)
rakaroka> Misaotra... dia mba adikao teny gasy hoe azafady!...:lol:
12. Fiffi ( 26/02/2007 08:46)
rakaroka: tsy azoko intsony zay tianao lazaina.....
13. rakaroka ( 26/02/2007 14:45)
Fiffi:

rakaroka: tsy azoko intsony zay tianao lazaina.....


:roll::?::roll:d'ailleurs raha nampahatsiahivina
mikasika resaka "fahafatesana" ilay "Fontenelle"izay dia
ny valiny: -:-@:-@:-@:-w:-w"Chut!";
Anefa raha ny marina une partie de notre "existence" koa izany ary raha atao hoe "inexistence" izany. Asa!...Je ne me sens vivre qu'à partir de l'instant oU je sens mon inexistence.J'ai besoin de croire à
mon inexistence pout continuer à vivre.
En faite, Tsapako hoe maro ny tsy "firesaka" loatra
dia mandringa noho izany fiaina ny tontolo, ary ilay zavatra tsy firesaka ireny /sarotra ny miresaka azy,
anefa mety tsara resahina kely ihany (tahaka ny effet du sauce piquant natao ho an'ny lehibe?...
14. rakaroka ( 26/02/2007 14:58)
prime:

rakaroka> Misaotra... dia mba adikao teny gasy hoe azafady!...:lol:


Amin'izao andron'ny mondialisation izao anie Prime
mila "effort" koa ny miresaka @ tenim-pirenena hafa e! Tsy ny teny gasy ihany no afaka hifampiresahana ka!fa 'za koa tratran'izany matetika mihitsy dia anjarako no mitsikaraka izay hahazoako ny hevitra fonosin'ny ny vaovao na filazana na boky @ tenim-pirenena isan-karazany. Ka misy resaka manavia ny mikaroka ny voambolana malagasy raha aty lavitra dia aleo tsorina @ izay mahatsotra azy / izay eo imolotra e.Aza omena tsiny re:lol::lol::lol:

15. cutie ( 26/02/2007 15:16)
Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 26-02-2007 09:29:14
Lohateny : Re : Hadino!...(zary tenany)
-"La vie est un rêve dont la mort nous réveille"!

Inscription qu'il souhaite "voir"... graver sur sa tombe:"Au secours"!

Il n'était même pas sûr d'être en vie, puisqu'il vivait comme un mort!

lasa lavitra be lotara izy zany :lol::lol::lol:
16. fijo ( 26/02/2007 15:38)
hoan'izay variana mijery ny tsy hoitany mihintsy izany
17. cutie ( 26/02/2007 16:08)
:-D:-D:-D:-D
18. rakaroka ( 26/02/2007 19:32)
fijo:

hoan'izay variana mijery ny tsy hoitany mihintsy izany


Misy masom-panahin'ny "observateur" hafa anie mahita
ny any @ tsy hita noanoa amintsika!
Exemple séquence :"rehefa manofy ny olona!":{:{:wink:
19. rakaroka ( 26/02/2007 19:39)
cutie:

Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 26-02-2007 09:29:14
Lohateny : Re : Hadino!...(zary tenany)
-"La vie est un rêve dont la mort nous réveille"!

Inscription qu'il souhaite "voir"... graver sur sa tombe:"Au secours"!

Il n'était même pas sûr d'être en vie, puisqu'il vivait comme un mort!

lasa lavitra be lotara izy zany :lol::lol::lol:



Lavitra BBBBbbbeee ahoana aza?... : :lol::lol::lol:
Miresaka "Moi" 'za toa fohy loatra ny fisainako...
dé "autre moi" indray dé...lavitsa be hono, anefa efa tsy adi-hevitra no ataoko fa "humour" aza,
izany anie no nilazako hoe sarotra ny hiresaka
rehefa lasa "Toi" i:roll::?:8O:idea::wink:lay Moi!
20. cutie ( 26/02/2007 19:49)
rakaroka hay ve e
ka tsy azon'le Moi ny resak'ilay Toi :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2581