Hadino!...(zary tenany)

21. rakaroka ( 26/02/2007 23:13)
cutie:

rakaroka hay ve e
ka tsy azon'le Moi ny resak'ilay Toi :-D:-D:-D:-D

:lol::lol::lol:Cutie
Ié Hita sy tsapa izao fa tsy azon'i "Toi" ilay "Moi"ko!:lol::lol::lol:
Izay no mahatonga ilay resaka misy ambaratonga mba ahatongavana any "maitrise de soi" ka tsy afaka handingana.
lé "Fiainana anie ka Tsara hatrany @ fahafatesana mihitsy!" raha hain'ny olona tsara ilay Moi sy ny
"utilitén'izany @ fiainana".ny olana matetika dia
misy zavatra négligé-na anefa mety mitondra soa koa,
tahaka ny fahita matetika misy "vérsé" nambabo ohatra dia zary voakifiky ny fironana @ izany Bbbe loatra ny vesatry ny message anatin'ny vérsé hafa izay mety une partie de "puzzle" natao ahatomombana ny fiainana koa.
En faite, tsy hanavesatra ny fisainanareo no hiresahako toa izao fa ny MIFANOHIYTA izany aza:lol:
Fa ny "fiainana" anie toa ny hira ka ny refrain'izany dia "fahafatesana"
mbô nohiraina manontolo ilay "hira"!, sady am-pitsikiana no iresahana izany!:lol::lol::lol::-D:-D
22. cutie ( 27/02/2007 02:17)
rakaroka
azoko tsara le Moi ka,mitovy le lazain'i Toi ary @ forum fandinihan-tena.
Ié Hita sy tsapa izao fa tsy azon'i "Toi" ilay "Moi"ko!
Izay no mahatonga ilay resaka misy ambaratonga mba ahatongavana any "maitrise de soi" ka tsy afaka handingana.
lé "Fiainana anie ka Tsara hatrany @ fahafatesana mihitsy!" raha hain'ny olona tsara ilay Moi sy ny
"utilitén'izany @ fiainana".ny olana matetika dia
misy zavatra négligé-na anefa mety mitondra soa koa,
tahaka ny fahita matetika misy "vérsé" nambabo ohatra dia zary voakifiky ny fironana @ izany Bbbe loatra ny vesatry ny message anatin'ny vérsé hafa izay mety une partie de "puzzle" natao ahatomombana ny fiainana koa.
En faite, tsy hanavesatra ny fisainanareo no hiresahako toa izao fa ny MIFANOHIYTA izany aza
Fa ny "fiainana" anie toa ny hira ka ny refrain'izany dia "fahafatesana"
mbô nohiraina manontolo ilay "hira"!, sady am-pitsikiana no iresahana izany!

Fa eto zao tena mazava tsara le Moi lazain'i Toi hihihihi
merci :lol::lol::lol:
23. rakaroka ( 27/02/2007 08:04)

Mahafinaritra ahy izany!:lol::lol::lol:(l):):).
Mba misy mi-kôpy ihany ny zavatra lazaiko!
Koa soava-dia indrindra!:lol::lol:(l)(l)(l)
24. rakaroka ( 27/02/2007 08:35)
Hadinoko: prime de compréhension ho an'i Cutie:
:*:*:*:*:*:*(l)(l)(l):*:*:*:*:*:*:lol::lol::idea:
25. cutie ( 27/02/2007 16:44)
Mahafinaritra ahy izany!.
Mba misy mi-kôpy ihany ny zavatra lazaiko!
Koa soava-dia indrindra!

misaotra ry rakaroka a
mitovitovy ihany isika :lol::lol::lol::lol:
26. fijo ( 27/02/2007 22:25)
ny nofy de no lazaina fa misy tsy takatry ny maso??????
27. cutie ( 27/02/2007 23:56)
ahona njay we ry fijo:lol:
28. fijo ( 28/02/2007 06:23)
cutie ,jereo ny voalazan'i rakaraoka ery ambony ery.lazainy fa ny nofy dia fahitana ny tsy takamaso???????tena manofy marina an.
29. rakaroka ( 28/02/2007 10:05)
fijo:

cutie ,jereo ny voalazan'i rakaraoka ery ambony ery.lazainy fa ny nofy dia fahitana ny tsy takamaso???????tena manofy marina an.

Fijo: "fantatro" tsara ny zavatra lazaiko mikasika ny nofy eto fa tsy hoe nofiko no ilazako izany , ny "conscience" plutot no miresaka, ny fanotaniako anao fotsiny mi-existe sa tsia ny nofy?, efa mba nandalina sy namakafaka mikasika ny fizotran'ny nofy ve ianao?...
30. fijo ( 28/02/2007 23:02)
misy ny nofy ka;fa nofy izy dia izay fa tsy hoe iny indray no ahitana ny tsy takatry ny saina.....
31. rakaroka ( 01/03/2007 12:14)
fijo:

misy ny nofy ka;fa nofy izy dia izay fa tsy hoe iny indray no ahitana ny tsy takatry ny saina.....

Ny fisiana ry Fijo dia miseho @ endrika isan-karazany:
ao ny azo tsapain-tanana
ao ny différente états liquide, gazeuse, sns...
Misy koa ny "existence "éthérique" no filaza azy:
tahaka ny "télépatie" ohatra, ny nofy koa anisan'izany, sns...
Ilay izy tsy hoe tsy voadinikao tsara ny fijotrany dia tsy misy fotony sanatria satria maro koa ny
velona nahafolaka ny loin'izany.
En fait "activitén'ny corps astral-émotionnel ny nofy.
Ny nofy raha ao anaty "sommeil profond" isika tsy mahatadidy izay niseho akory satria tsy manana "continuité de conscience".
Tahaka izany ny fahafatesan'ny olona mbola tsy hary
ara-pisiana...
Mais nous mourrons en pleine conscience, sachant qui nous sommes, pourquoi nous sommes là et ce que nous faisons ....
32. linarako2 ( 03/03/2007 01:38)
prime:

rakaroka> Misaotra... dia mba adikao teny gasy hoe azafady!...:lol:

Izahay tsy mahay teny firantsay

33. fijo ( 03/03/2007 05:16)
rakaraoka,za mino hoe misy nofy azo raisina.fa matetika izy dia izay nofinofy izay
34. rakaroka ( 04/03/2007 13:03)
linarako2:

[quote=prime]
rakaroka> Misaotra... dia mba adikao teny gasy hoe azafady!...:lol:

Izahay tsy mahay teny firantsay

'Zaho dia nasaina nanao "effort" manakatra ny tian-ko fantatra, fa tsy notolorana fotsiny: misy boky "Anglais" sy "sinoa" aza tsy maintsy noezahina
fantarina ny hevin-teny.
Ka mahafinaritra BBBbbbe ilay fisainana nasionalista
hoe "tokony miteny gasy" , "gasy ka manja" fa tsy latsadanja mila mbô fantarina koa ny hafa...
rehafa tsy fantatra dia mijery dikan-teny na mitsikaraka izay ahafantarana izany!raha tsy izany dia "avela hivalona any ilay "sujet"!:lol:8O

35. rakaroka ( 04/03/2007 13:17)
fijo:

rakaraoka,za mino hoe misy nofy azo raisina.fa matetika izy dia izay nofinofy izay

En faite misy "domaine" tsy nisiana dia sarotra ny
handray sy hanazava izany eto. Omaly izao t@ TF1
t@ "les étranges" nisy olona nanao "hypnose" dia natory vetivety daholo ireo olona vitsivitsy nalaina tao @ public, dia avy eo no-commandé-ny an'eritreritra ny fisainan'izy ireo hihevitra ny zavatra noheveriny ary dia "arak'izany tokoa"...
Misy "mental" manao voyage: misy "état de conscience"
maharaka na tsia izany: Misy olona de "conscience plus élevé no ilazako azy maha-maitrisé izany zavatra izany! ...ho sahirana ianao hino izany
kanefa dans notre réalité maro ny "voyant" nahita ny tsy fahita voaporofon'ny tantara ny nolazainy.
Misy aloha ny tsy mahita: ekeko fa misy mihitsy ny
mahadétérmine zavatra "au détails mihitsy" ary "tranga maro no efa nisehoan'izany!...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4967