Aiza no diso ?
6. simplex
(
22/02/2007 19:12)
en boucle le izy, zany hoe na le lazainy hoe tsy marina iny kou aza tsy marina.
marina izany le frazy :P
marina izany le frazy :P
10. karinah
(
22/02/2007 22:27)
nikopol: azo adika hoe >>>fehezan-teny io "frazy" io, io no diso zany:-D:-D
17. sitlo
(
23/02/2007 23:01)
tsy arako intsony koa ilay resaka fa manoatra noho ireny mamangy ny mpianatry ny 18 ireny.
