Aiza no diso ?

1. nikopol ( 22/02/2007 18:54)
Tsy marina ny lazain'ity frazy ty.



répondu par Stretch le 24/02/2007 08:40
2. xxx ( 22/02/2007 18:58)
afapo
3. nikopol ( 22/02/2007 19:00)
an3 eritrereto tsara kalo e
4. xxx ( 22/02/2007 19:03)
mbola afapo ihany
5. nikopol ( 22/02/2007 19:06)
an3 diniho tsara
6. simplex ( 22/02/2007 19:12)
en boucle le izy, zany hoe na le lazainy hoe tsy marina iny kou aza tsy marina.

marina izany le frazy :P
7. xxx ( 22/02/2007 19:12)
iza no aloha ny akoho sa ny atody?
8. Fiffi ( 22/02/2007 19:16)
fa aiza aloha le frazte eh ?
9. xxx ( 22/02/2007 19:20)
http://namana.serasera.org/iza:fraz
10. karinah ( 22/02/2007 22:27)
nikopol: azo adika hoe >>>fehezan-teny io "frazy" io, io no diso zany:-D:-D
11. xxx ( 23/02/2007 02:14)
ito no diso
12. karinah ( 23/02/2007 14:58)
aiza eee?:-D:-D
13. Stretch ( 23/02/2007 19:18)
tsy marina = diso

frazy = matoatenin'ny fromazy


:miam: :@ :miam:
14. sitlo ( 23/02/2007 19:46)
misy fahavoazana
15. wooda ( 23/02/2007 20:35)
16. Stretch ( 23/02/2007 21:35)
iza ndray no vo tao ?
17. sitlo ( 23/02/2007 23:01)
tsy arako intsony koa ilay resaka fa manoatra noho ireny mamangy ny mpianatry ny 18 ireny.
18. Stretch ( 24/02/2007 08:40)
de aôna ozy ny tany am dizouity ? ? ?
matsiro be v ony ny le fromaka
:miam: :miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0898