Inona izao no mba tianareo tokony hataonay vhv aminareo lhl

1. xxx ( 15/02/2007 14:46)
Eo amin'ny lafiny rehetra eo amin'ny aram-pitiavana , na izay efa manana tokatrano na izay mbola miaraka eo amin'ny mpifakatia : "moa ve misy mba tena fihetsika na toetra sns...andrasanareo na tinareo hataonay vhv mba mahafinaritra anareo lhl hataon'ny vhv aminareo , inona ohatra no tena mahafinaritra anareo tokony hatao aminareo; na toetra io na fihetsika?"
novalian'i rshery ny 17/03/2007 16:10
2. xxx ( 15/02/2007 14:48)
ny vehivavy douce no tena mahateo ho tia....
3. jhouhlambout ( 15/02/2007 17:03)
Ny tokony atao:8)
- Mba mahatoky anay é (confiance):roll:
- Dia manaja anay: tel qu'on est
- Mankahery anay @ zvtr ataonay de manière inconditionnelle...:wink:
- Dia mba mi-admirer anay koa é!:^)
- Dia mampiseho anay fa afaka manoma zavatra izahay(ex: si on a besoin de nous, on est prêt à se surpasser)8)
- Fahandripahalemana (paix). Satria: on veut vivre tranquille, sans obligation de performance (inutile de faire sans cesse des remarques..., on ne comprend pas que, si vous nous rendez la vie impossible, c'est pour notre bien).:-D
- Etre à la fois une mère et une maîtresse (Fa tsy mety koa raha lasa mère bé loatra...) :°)
- Tsy mijanona ela be ao @ douche dia manadino volo vitsivitsy @ lavabo. :evil:
- Manao cuisine kely au lieu de bavarder au téléphone avec les copines.:-w
:@
4. mercure ( 15/02/2007 17:21)
Lisitra lavabe mihitsy nen-dry jhouhlambout izany. Ny ahy vitsivitsy ihany:
mba miangolangola sy miangotingoty, mahay mamoaka fihetseham-po tsara (hatreny am-pandriana io an), mazoto mikarakara tokantrano.
5. fasaly ( 15/02/2007 19:13)
condition be manadala izany an'i jhoul izany an!:°)
6. Fiffi ( 15/02/2007 22:09)
drat ! dray ! dray ! de ho araka daholo ve zany ?
7. pissoa ( 15/02/2007 22:10)
jhouhl > mahereza mitady :-D:-D:-D
8. fasaly ( 15/02/2007 22:35)
:-D:-D:-D en jana be wa ny an'i jhoul
9. cutie ( 16/02/2007 00:24)
ny ahy zao 2 ihany no tsy fenoko @ reo liste ny jouh reo :@::@:@:@-D:-D:-D:-D
10. fasaly ( 16/02/2007 07:09)
efa akaiky ho lasan'i jhoul zany njy ry cutie:roll::wink::°):-P;-):-D
11. xxx ( 16/02/2007 14:10)
fiffi> :-D
12. HESHA ( 16/02/2007 15:01)
izy ary ono efa mitono ho djoul kou iza no atoky an zany ?8O
13. cutie ( 16/02/2007 17:06)
: fasaly [ Valio ] 16-02-2007 08:09:04
Lohateny : Re : Inona izao no mba tianareo tokony hataonay vhv aminareo lhl
efa akaiky ho lasan'i jhoul zany njy ry cutie

tsy midika an'zany velively io ka :-D:-D:-D
14. fasaly ( 16/02/2007 18:55)
:-D:-D:-D:-D ka kely sisa ny isa tratraina kou! mank isa roa de ao tsara:P
15. pissoa ( 16/02/2007 19:24)
:-D:-D:-D
16. cutie ( 16/02/2007 22:21)
fasaly
we'll see :wink:
17. lebatoto ( 17/02/2007 00:25)
feminine sexy et comprehensive:^)
18. cutie ( 17/02/2007 01:01)
:lol::lol::lol::lol::lol:
19. cutie ( 17/02/2007 01:14)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 16-02-2007 19:55:28
Lohateny : Re : Inona izao no mba tianareo tokony hataonay vhv aminareo lhl
ka kely sisa ny isa tratraina kou! mank isa roa de ao tsara

lazaiko ihany njy refa tratrako le isa roa sisa e :-D:-D:-D:-D
20. fasaly ( 17/02/2007 08:27)
lebatoto:

feminine sexy et comprehensive:^)


de inona no mampiekpokepoka ny masonao otrzao???norme nge ny safidin'i toi e!:-D:-D:-D:-D


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3578