Inona izao no mba tianareo tokony hataonay vhv aminareo lhl

21. fasaly ( 17/02/2007 08:28)
cutie: refa mba tratranjy de mba olmeo sopapa zahay fa mbola lavitrzaka be ny ahy ny isatratrarina:?:-D
22. cutie ( 17/02/2007 20:13)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 17-02-2007 09:28:27
Lohateny : Re : Inona izao no mba tianareo tokony hataonay vhv aminareo lhl
cutie: refa mba tratranjy de mba olmeo sopapa zahay fa mbola lavitrzaka be ny ahy ny isatratrarina

:-D:-D:-D:-D:-D
tsy adinoko njy ka
23. jhouhlambout ( 18/02/2007 09:54)
:-w F'angah tena sarotra bé ny manantanteraka an' izany é?... Sa kamo.. :@
24. xxx ( 22/02/2007 02:22)
jhouhlambout:

Ny tokony atao:8)
- Mba mahatoky anay é (confiance):roll:
- Dia manaja anay: teliko
- Mankahery anay @ zvtr ataonay de manery ankitsirano...:wink:
- Dia mba mi-admirer anay koa é!:^)
- Dia mampiseho anay fa afaka manoma zavatra izahay
- Fahandripahalemana (paix). Satria: lava loatra le teny frantsay ka nasay).:-D
- koa tsy soa ve ny manandroa(Fa tsy mety koa raha lasa mère bé loatra...) :°)
- Tsy mijanona ela be ao @ douche dia manadino volo vitsivitsy @ lavabo. :evil:
- Manao cuisine kely .:-w
:@




Le teny gasy ireo mety hahita ho anao ihany ah na d be loatra aza le izy nefa toa ho indrisy fa sniff
25. wooda ( 22/02/2007 02:44)
Manao ahoana i xxx!

Ny ahy dia tsotra fotsiny: rester telle qu'elle est!
= aimant croquer la vie sans peur, mahay mifandanja sy mifanampy, ary miaraka mizaka ny tanjakin'ny fiainana!
Ny endrika indray ve? na 20ans izy na rehefa ho feno 70ans, dia efa haiko fa izy irery no ato am(l)ko!

Tsiky de ampy!

Bise, wooda
26. chakkakkely ( 23/02/2007 00:14)
wooda aiza ianao tena tara aminao za , fa tena tiako be zany zavatra lazainao zany , ny anao mantsy no mba vitsivitsy fa ny an dry joulambouto tena mbola lavitra ezaka ra izao manokana ny an i cutie no efa roa sisa fa ny ana tena roa angamba no mety ho feno
:P:P:P:P:oops::oops::oops::oops:
27. cutie ( 23/02/2007 00:20)
rester telle qu'elle est!

aimant croquer la vie sans peur, mahay mifandanja sy mifanampy, ary miaraka mizaka ny tanjakin'ny fiainana


nga tsy reo de mahampy an-jy ry chakkakkely:lol:
28. wooda ( 23/02/2007 01:50)
chakkakkely:

wooda aiza ianao tena tara aminao za ...



8O marina ve? :oops::oops::oops::oops:
29. chakkakkely ( 23/02/2007 14:35)
cutie, ie ireo dia ampy ahy
wooda , ie tena marina :roll::roll::roll::roll:
30. cutie ( 23/02/2007 14:51)
Mpandefa : chakkakkely [ Valio ] 23-02-2007 15:35:43
Lohateny : Re : Inona izao no mba tianareo tokony hataonay vhv aminareo lhl
cutie, ie ireo dia ampy ahy

:lol::lol::lol::lol::lol:
31. chakkakkely ( 23/02/2007 19:10)
cutie; tsiky dia ampy eh :lol::lol::lol::lol:
32. wooda ( 23/02/2007 19:48)
chakkakkely:

cutie; tsiky dia ampy eh :lol::lol::lol::lol:



Tena marina tsiky aloha de ampy! :wink:
Pour chakkakkely:




33. cutie ( 23/02/2007 19:55)
hummmmmmmmmmmmmm
za koa tia rozy mena :lol:
34. wooda ( 23/02/2007 20:13)
Ho anareo rehetra ary:

35. cutie ( 23/02/2007 20:18)
le mena ihany no alaiko @ io ry wooda , mety ve :-D:-D:-D:-D
36. wooda ( 23/02/2007 20:31)
cutie>Mety ka!
Maro loatra ianareo dia tonga dia natambatro ao daolo, :-D:-D
37. cutie ( 23/02/2007 20:42)
iza avy zany maro loatra :-D:-D:-D
38. wooda ( 23/02/2007 20:51)
Ianao izao no ao anatiny ao, ilay tena akaikiny!:wink:
39. cutie ( 23/02/2007 21:10)
merci :lol:
40. chakkakkely ( 24/02/2007 09:20)
wooda, misaotra betsaka :*:*:*:*:*:*zay le tena hitadiavako anao zay aiza ianao ?
cutie an , ana irery le rosy mena etsy ambony an , za tsy mizara zany :twisted::twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0355