Inona izao no mba tianareo tokony hataonay vhv aminareo lhl

41. chakkakkely ( 24/02/2007 09:21)
wooda:

Ianao izao no ao anatiny ao, ilay tena akaikiny!:wink:



wooda , ianao an bedy :^):^):^)
42. fasaly ( 24/02/2007 13:28)
ity ho anzé tsy nahazo vonikazo....;-):-P



43. naughtyboy ( 24/02/2007 14:04)
za mbola tsy nahazo vonikazo fa aleo tonga de alaiko
io fasaly ah..
44. fasaly ( 24/02/2007 14:32)
naughtyboy: eny aza e! fa aleo omeko hafa mitry toi fa io mavokely ho an'ny vevavy fa ny andry loko hafa mitsy:wink::-P
45. cutie ( 24/02/2007 15:32)
cutie an , ana irery le rosy mena etsy ambony an , za tsy mizara zany

eny akia :lol:
za niteny fotsiny we tia rozy mena ka :-D:-D:-D
46. wooda ( 26/02/2007 19:27)
chakkakkely>bise mille fois pour toi!:wink:
cutie>:-D:-D:-D

de avy eo ahoana @zay? :(

tena manomboka gené be za zany marina! :-D:-D
47. cutie ( 26/02/2007 19:32)
de avy eo ahoana @zay?

tena manomboka gené be za zany marina!

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
48. wooda ( 26/02/2007 22:24)
cutie> ianao an, laozanao meme fotsiny :wink:
49. cutie ( 26/02/2007 22:39)
ka enao we gene koa :-D:-D:-D mampime
50. wooda ( 26/02/2007 23:05)
cutie:

ka enao we gene koa :-D:-D:-D mampime



:-D:-D:-D, tena nosoratako marina lay izy!

fa za gene marina aloha eh!:oops:
51. cutie ( 26/02/2007 23:09)
aiza ary i chakkakkely teo :lol::lol::lol:
52. wooda ( 27/02/2007 02:00)
:-D:-D:-D

Nankaiza marina chakkakkely eh!
izahay izao efa manomboka :}

nefa mbola gene be.:-D:-D:-D
53. cutie ( 27/02/2007 02:11)
izahay izao efa manomboka

manomboka in :roll::roll::roll:
54. wooda ( 27/02/2007 02:17)
cutie> jereo tsara :-D:-D:-D
55. cutie ( 27/02/2007 02:32)
tsy hitako koa :roll::roll::roll:
56. wooda ( 27/02/2007 02:48)
Andraso rehefa tonga eo i chakkakkely dia asehoko anao!

angaha tena tsy matory mihintsiny cutie?
57. cutie ( 27/02/2007 02:50)
i wooda zao no tena tsy matoryu mitsy koa
mbola tsy lera aty aminay :lol:
58. wooda ( 01/03/2007 01:14)
cutie>Manala azy fotsiny eh!
Sady tena mahasolo bebex mihintsiny ny mitsiditsidika anareo ato (@ le fiarahana izany)

Fa @ firy ny leranareo? :-D:-D
59. cutie ( 02/03/2007 00:29)
refa maraina any aminareo de al aty aminay :lol::lol::lol:
60. rshery ( 17/03/2007 16:10)
Tia namana (dans le sens hoe tia ny partenaire-ny e). Qui dit Fitiavana midika zavatra maro be tsy voatanisa.
Amour (bien sûr), Respect, Confiance, ...
Une fois enao tia de miravona daholo ny ao ambadika rehetra. Na dia zany misy saika hadinoko: mahay miady amiko. lol! Fiarahana tsy ialan'adiady. Mampatsiro fitiavana io an! Maztou!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6201