ary ahoana no fadehan'ireo gasy
1. bazylou
(
10/02/2007 16:41)
ao maorisy nomen'ny fanjakana gasy garantie ( 1 na 2 taona izay), hiasa amin'ny karana mpanao export nefa tsy mbola nahazo karama hatramin'izao??
novalian'i niryna ny 07/03/2007 06:14
3. kitjo
(
11/02/2007 08:25)
ie aiza tokoa ny source
dia inona tsara ilay "garantie"?
dia ny fanjakana ve no tokony hanome karama sa ny karana?
dia inona tsara ilay "garantie"?
dia ny fanjakana ve no tokony hanome karama sa ny karana?
5. Fiffi
(
11/02/2007 18:00)
ny karana ve no mampiasa de ny fanjakana ny andeha handoa ny karama ?:roll:
6. niryna
(
11/02/2007 19:14)
bazylou:
ao maorisy nomen'ny fanjakana gasy garantie ( 1 na 2 taona izay), hiasa amin'ny karana mpanao export nefa tsy mbola nahazo karama hatramin'izao??
Angaha tsy misy fikambanana? ary tsy misy olona hanontaniana/
7. bazylou
(
11/02/2007 22:41)
anadana mankany aminn'y gvtnareo, na koa raha any Maurice ianao dia jereo ao amin'ny ambassade fa feno ireo gasy nanaovan'ny fanjakana garantie hiasa nefa ........
8. bazylou
(
11/02/2007 22:44)
garantie avy amin'ny fanjakan gasy fa hahazo karama tsara sy traitement tsara ary papier maorisianina io lazaiko io!! inona koa no hiraharahin'izay assoc gasy sy fanjakana an'izany eny fa na dia izy aza no nanome garantie!!
BREF, LIBAN 2 KOA IO!!!
BREF, LIBAN 2 KOA IO!!!
9. Fiffi
(
12/02/2007 09:03)
ka raha ry zareo no mampiasa azy ireo , moa ve tsy ry zareo no tokony handoha ny karamany ? nahoana no ny fanjakana no tokony handoha ny karaman'ny olona hampiasain'olon-kafa na firenena hafa ? tsy lozika ange zany ry bazy eh !
10. xxx
(
12/02/2007 14:05)
Fiffi:
ka raha ry zareo no mampiasa azy ireo , moa ve tsy ry zareo no tokony handoha ny karamany ? nahoana no ny fanjakana no tokony handoha ny karaman'ny olona hampiasain'olon-kafa na firenena hafa ? tsy lozika ange zany ry bazy eh !
Io koa no mahagaga ahy eto
11. Fiffi
(
12/02/2007 23:36)
bazylou:de midika ve zany hoe ny fanjakana no handoha ny karamany ? omeo aza aloha le source jerena zany eh !
ireo gasy nanaovan'ny fanjakana garantie hiasa nefa ........
12. bazylou
(
12/02/2007 23:59)
efa nomeko io ny source , mandana mankany dia hitanao!! ny garantie dia double sens hatrany ry zareo , rehefa tsy mamaly ny iray dia ny ilany iray no manefa ny adidy!!
13. niryna
(
13/02/2007 05:59)
bazylou:
anadana mankany aminn'y gvtnareo, na koa raha any Maurice ianao dia jereo ao amin'ny ambassade fa feno ireo gasy nanaovan'ny fanjakana garantie hiasa nefa ........
Io efa novalianao io izany ny fanontanianao.Tena tsy misy lalana mihitsy izany ary tsy ahazo vola ireo olona?