Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
ary ahoana no fadehan'ireo gasy
21. xxx
( 16/02/2007 06:15)
fijo:
mamorona indray bazy kely le
Dia inona no tokony atao amin'izany? Misy havanao angaha any sa any ianao?Raha any moa dia mitadiava ihany fika,ra toa ka tsia dia andefaso vola izy:roll:
Répondre
22. Fiffi
( 16/02/2007 07:57)
ka marina kosa ve aloha ny zavatra lazain'i bazylou sa mbola fanenjehana ny fanjakana hiany ?
Répondre
23. niryna
( 07/03/2007 06:14)
mbaliana:
safosafoy ao izy ry fijo raha mampalahelo anao a
:lol:
Répondre
1
2
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1541