raha tsy nisy fanjakana moa teto antany ?

1. papala ( 06/02/2007 13:56)
tena lasa mihintsy ny eritreritro amin'ity FANJAKANA ity. Ka raha tsy nasiana moa de ahoana ny fiainana teto? angamba nilamina ? sa lasa be jiolahy noho ny amin'izao?:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@
novalian'i niryna ny 20/02/2007 05:08
2. vegas ( 06/02/2007 14:15)
Efa nisy izany taloha. Didin'ny be sandry no iainana.
3. simplex ( 06/02/2007 14:21)

hanjaka ny lezika :lol::lol:
4. nolalaina ( 06/02/2007 14:37)
@zay mba manjaka aho!! :lol: :lol:
5. booboo ( 06/02/2007 14:38)
:-D:-D
6. naughtyboy ( 06/02/2007 14:40)
za ko manana frazy mitovy2 @ nolalaina oe za no lasa deba tonga de sambatra daoly sika malagasy jiaby
7. miarina ( 06/02/2007 14:41)
Na koa ny contraire ... miadana sy sambatra izao tontolo izao.

Jereo anie ny biby e ... matory fotsiny @ alina dia mifoha maraina mikarenjy sy milalao de misakafo de zay fotsiny. Tsy miasa saina tsy mitady hoe aiza no misy petrole na basy ...

Tsy hitanareo sambatra ve ?
8. nolalaina ( 06/02/2007 14:44)
Fa ngah kous refa zah no hanjaka dé tsy hiadana sy ho sambatra zao tontolo zao?? :wink: hummmmmm!! mety tena eo vô ho tanteraka sy ho hitan'zao tontolo zao zany "fiadanana sy fasambarana " :°)
9. ari.malala ( 06/02/2007 15:19)
hahaha, za maka an'i nolalaina, nefa ko ra za nodeba meyt miadana iany ny rehetra ka! ;)
10. nolalaina ( 06/02/2007 15:22)
hihihihi njy ty tena kou!! lé ary aza tazoninjy rery!! :-D :-D :-D :-D

ari.malalako : :-*
11. pissoa ( 06/02/2007 15:45)
ka raha manjaka nolalaina de lasa misy fanjakana tampoka ndray kou, tsy mety :-D:-D:-D

raha tsy nisy fanjakana moa teto antany ?
de faly be ry zareo tsy tia politika :°)
12. vegas ( 06/02/2007 17:17)
Raha tsy nisy fanjakana teto de efa noforonontsika e!
Iza nefa no hanaiky ho njakanjakaintsika eo? Aoka tampoka ndray kle. Ho sarotra izy zany.
13. nolalaina ( 06/02/2007 17:54)
i njakatiana kou!!
14. Fiffi ( 06/02/2007 22:29)
:roll::-D
15. LazaDaddy ( 06/02/2007 23:47)
papala:
raha tsy nisy fanjakana moa teto antany ?
Tena TSY nisy fanjakana tokoa teto an-tany tany am-piandohana. Dia inona ny mahalasa saina an'i papala?
16. cutie ( 06/02/2007 23:48)
Mpandefa : nolalaina [ Valio ] 06-02-2007 18:54:22
Lohateny : Re : raha tsy nisy fanjakana moa teto antany ?
i njakatiana kou!!

:-D:-D:-D:-D
17. niryna ( 08/02/2007 07:20)
Taloha dia samy nanana fahatokisana ny olona,ny trano tsy midy, ny tain'omby mivadika tsy misy maka iny fa fantany fa olon-kafa no nanao an'io.Ohatra fotsiny io ny ahy.Raha tsy nanota isika dia ho sambatra daholo.
18. andry08 ( 08/02/2007 16:47)
la loi des plus fort ve? Tsy resaka fahotana fa raha tsy misy fanjakana dia ny be sandry no hiafarana, be sandry? La loi de la jungle ve maka ny anao daholo ny mpandalo? Nofy anie izany! Sambatra @ inona aloha e?:lol::lol::lol:
19. Zina ( 08/02/2007 18:40)
raha tsy nisy fanjakana moa teto antany ?


dia lasa fanjakan'ny barora
20. naughtyboy ( 09/02/2007 15:19)
le sambatra de tsy asina didiny besanjy sy barofo otrany fiainany reny olona any @ monastere reny e fa peace & love ..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2104