raha tsy nisy fanjakana moa teto antany ?

21. niryna ( 10/02/2007 02:36)
Vao maika miadana ny olona satria samy mifanaja ho azy,tsy misy ny mifaninana sy ny mifampatahotra.Ny lalana mantsy natao ho an'ny olona na diso izy na marina ny iray.Natao ho an'ny olona tsy manaraka azy.koa raha samy mihevitra ny tenany fa marina daholo dia tsy misy miady intsony.Dia tsy misy mifampitory intsony.Dia tsy misy izany ny lalana satria lasa nanaraka ny lalan'ny sainan'ny tsirairay tsy misy mitondra.Satria samy mifehy ny tenany dia tsy misy ny mpifehy:P:P:P
22. andry08 ( 10/02/2007 11:38)
Aza dia manonofy atoandro loatra, fa fefy ny lalana .
23. niryna ( 11/02/2007 06:00)
andry08:

Aza dia manonofy atoandro loatra, fa fefy ny lalana .

Koa hisy azo andehanan intsony fa manjary mianika ny tamboho8)

24. andry08 ( 11/02/2007 10:27)
:roll::?::?:
25. Fiffi ( 17/02/2007 09:19)
=))=)) gravy indray zany akia ry andry an ! :{:{ :-D:-D:-D
26. xxx ( 17/02/2007 10:12)
ajanony ary ny fihaniana hazo e!:P
27. Fiffi ( 17/02/2007 23:31)
fa iza no mihanika hazo ? :-D
28. niryna ( 20/02/2007 05:08)
Fiffi:

fa iza no mihanika hazo ? :-D



=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1909