très belle journée à toi
1. nolalaina
(
02/02/2007 14:23)
http://blog.france2.fr/holly-wins/index.php/2006/01/17/17144-seigneur-je-te-remercie-de-ce-jour
Si tu as fait cette prière, que Dieu te bénisse!!!!
Répète juste cette phrase et vois comment Dieu se déplace :
"Seigneur Je T'aime et j'ai besoin de Toi, Viens dans mon coeur, s'Il te plaît."
Nahitsin'i lanto

novalian'i niryna ny 10/02/2007 04:38
7. pissoa
(
02/02/2007 16:04)
Adiako aloha fa omeko ny vola refa riche milliardaire zah :-D:-D:-D:-D:-D
8. xxx
(
02/02/2007 16:05)
Tsotra be zany fa aleo adikako amin ny teny tsotra sady fohy:
Omeo ahy daholo ny vola rehetra any anaty ny bankinareo.
izay ny dikany.
ity ny numero ny konty=>
BMOI 00034576832

11. nolalaina
(
03/02/2007 09:17)
Hafa ihany oà i zina sy daylinews :-*
booboo_pissoa_xxx : :b hihihi tsy ho hendry mitsy an!! za mba mivavaka ho anareo ndray no tedavina angalana vola!! :snif:
simplex : éééééhhhhh....!!! (tsy mahita sarikely misento kou za ka tsss!!) :cry:
Ruby : :P

13. tywa68
(
03/02/2007 09:46)
nolalaina:
"Seigneur Je T'aime et j'ai besoin de Toi, Viens dans mon coeur, s'Il te plaît."
^:^^:^
17. niryna
(
04/02/2007 07:09)
nolalaina:
http://blog.france2.fr/holly-wins/index.php/2006/01/17/17144-seigneur-je-te-remercie-de-ce-jour
Si tu as fait cette prière, que Dieu te bénisse!!!!
Répète juste cette phrase et vois comment Dieu se déplace :
"Seigneur Je T'aime et j'ai besoin de Toi, Viens dans mon coeur, s'Il te plaît."
Nahitsin'i lanto
Tena ilaina mihitsy io am-pidirina ao anaty fivavahana.Ampisehoy an'Atra ny fitiavanao azy, ny fitadiavanao azy ao amin'ny fiainanao,ny fahasoavana rehetra nomeny anao na matory ianao na mifoha izy miambina anao foana.Ampio vavaka ny olon-kafa anie e fa omeny fahasoavana maro tsy tamby isaina ianao.:P
20. niryna
(
05/02/2007 04:15)
I love you God, come into my heart,how I serve you today.Help me to know you more and to do your will.
Ohatrany hafahafa be ry ireto no miteny azy satria tsy dia mba fahita matetika."Tiako ianao Jesosy, tongava ato am-poko,ahoana no fomba hanompoko anao androany.
Ampio aho ahafantatra anao be be kokoa sy hanantanteraka ny sitraponao.
Tsy mangata-javatra foana fa mangataka aminy ny fomba hanompona azy.Manampy ny manodidina ary tsy mitsahatra ny manao soa foana.