très belle journée à toi

21. majesty ( 05/02/2007 05:07)
Raha miresaka amin'ny olon-tinao ianao dia tsy mieritreritra hoe inona re no ho lazaiko e,fa izay ao amponao no avoakanao,dia toy izany koa rehefa mivavaka,tsy misy formule io fa izay avy ao ampo ihany lazaina azy:D
22. Zina ( 05/02/2007 18:36)
zany mihitsy ry majesty
23. prime ( 07/02/2007 06:35)
"Seigneur je T'aime et j'ai besoin de Toi, Viens dans mon coeur, s'il Te plaît." AMEN...

Deraina Andriamanitra noho i Nolalaina...
Misaotra nolalaina a...
24. niryna ( 10/02/2007 04:38)
majesty:

Raha miresaka amin'ny olon-tinao ianao dia tsy mieritreritra hoe inona re no ho lazaiko e,fa izay ao amponao no avoakanao,dia toy izany koa rehefa mivavaka,tsy misy formule io fa izay avy ao ampo ihany lazaina azy:D


Misaotra majesty a.Efa niresaka io foana tato matetika fa mbola mila manao formule ny olona sasany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.1151