volok ' elika

1. statistika ( 30/01/2007 12:51)
maninona ny vehivavy sasany tsy mba manala volo k ' elika tokoa e !!! , za mba niaraka t@ vehivavy iray zay mba nisangisangy izahay tao antranony fa izy moa nitsilany teo ampandriana fa taitra tampoka aho nahita ny volok ' eliny somary tsemboka nefa za nofihininy , fa lena kely mihintsy ny takolako ,nampmé ihany aloha e !!!! , fa inona no antony ?
novalian'i pissoa ny 16/02/2007 19:25
2. booboo ( 30/01/2007 13:09)
sao zay ny mahazatra an'azy ?

Arakaraka io, ny an'ny tandrefana zao zany tsy manala volotongotra sy volokelika sns zany tena loza bee mitsy, ny an'ny tatsinana ndray raha tsisy an'ireo no loza, misy ndray tsy miraharaha an'izany fa zay mampetipety azy sns.
3. fasaly ( 30/01/2007 13:20)
kay taitra be aho ra tojo ilay titre sy ps noheveriko fa hoe statisitika ny vlok'elika lay izy:^):^):^):-D:-D vaizvazy ray andalana....:°)


:-D:-D:-D:-D dainnnn! makriko be izany ry statistika a! misy tsy manorisory azy ny volo isakarzany ka tsy mampanin azy ny tsy manala anreny e! nefa koa misy lehilahy tia sipa be volokelika ka sao de ny oul miaraka aminy mitsy no tsy mamela azy hanàla volokelika:-D:-D:-D mando mitry lay takolaka an!beurkkkk:-D:-D:-D
4. zanad ( 30/01/2007 13:27)
:)Ka misy anie mankafy an'ireny, fa na zany aza tsy estetika lay izy sa aona hozy:-@ nareo
5. ari.malala ( 30/01/2007 13:57)
:? :?soa iany za fa tsisy naturel! beurkkk be ko le nahazo an'i statistika!:?:{
6. statistika ( 30/01/2007 15:52)
beurk ihany lay izy aloha e !! naleoko natomboka t@ elika , fa zay moa niaraka matetika dé efa mba noteneniko izy hoe mba esory fa tsara izy rehefa madiodio , dia nasoriny ihany ny farany ; fa ny tena gaigy saika tsy ho lazaiko eto lay izy fa na za aza misalasala , fa ny tao ambany anaty cloty zany e !!! nampataotra satria nande teo ny fampikitikitiana otrotrizay .... , dia enoko hoe maninona no mibotsina be lay cloty , feno volo be kay ty izy matevina be mihintsy , nihazohazo fotsiny ny tanako , fa na za aza menatra satria tsisy n' inona vita fa fiomehazana no teo , efa nisy ve nareo tratran ' izany :D
7. fasaly ( 30/01/2007 17:11)
:-D:-D:-D:-D:-D matevimbolo be zany ny arokatra???izany ve tsy mitombo koa ny taille n'ny kiloty vidina:-D:-D:-D au lieu de taille s ohatra lasa M noho ny habotsinlay volo???:{:{:{:-D
mahita resahina kou nge ity statsitika ity e:°)
8. xxx ( 30/01/2007 17:34)
volon-kelika fa tsy volok'elika :-P
9. fasaly ( 30/01/2007 17:52)
fangah tsy volo+helika = volo-kelika :roll::roll:
10. booboo ( 30/01/2007 17:58)
volo-na helika = volon-kelika
11. fasaly ( 30/01/2007 18:22)
mci booboo:wink::-*
12. Zina ( 30/01/2007 18:50)
amiko aloha dia menatra mihitsy aho raha misy volon-kelika e
no sady mitazona fofona koa anie io e:(
13. nikopol ( 30/01/2007 18:57)
ary misy hevitra ve hanalana ny volompitombenana fa iny no tena tiko asorina. sa voatery mandeha lechetetichienne?
14. Zina ( 30/01/2007 18:59)
:-D:-D:-D
15. xxx ( 30/01/2007 19:21)
fa angaha ny vhv ihany no mety misy volo-kelika?
16. fasaly ( 30/01/2007 19:31)
ka ny vevavy anie no fitratra e! sady ny vevay no tia manao akanjo mamisheo helika fa ny lahilahy na tsy lanàla aza tsy de koi lotra!:wink:
17. vale ( 30/01/2007 20:29)
zanad:

:)Ka misy anie mankafy an'ireny, fa na zany aza tsy estetika lay izy sa aona hozy:-@ nareo
:lol:, de atao in anefa le volo lava be @ elika eee, :roll:sa lalaovina :-D:-D:-D:-D:-D:^)


18. vale ( 30/01/2007 20:31)
.....sady mampiteraka fofona ireny volo lava ireny an! hihihi:wink:
19. vale ( 30/01/2007 20:33)
Zina: hihihihi, voalazanao tteraka:°)
20. sitlo ( 30/01/2007 21:43)
Izy kosa aza mba mitahiry ny kolotsainy koa. Volo-keliky ny Ntaolo nge lava be eh.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.599