volok ' elika

21. fasaly ( 30/01/2007 22:07)
kou manin raha hatao rasta mitry raha izany???:°)
22. sitlo ( 30/01/2007 22:11)
Efa nanaovana hira mihitsy io.

Fa tsy haiko aloha ny rasta raha efa nanao version reggae an'ilay izy na tsia eh.
23. cutie ( 31/01/2007 01:40)
:-D:-D:-D:-D
24. ari.malala ( 31/01/2007 06:55)
:? :? :?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dfasamly a, njy aky mampime a! le filazanjy azy!mdrrr
25. papounette ( 31/01/2007 08:52)
statistika:

maninona ny vehivavy sasany tsy mba manala volo k ' elika tokoa e !!! , za mba niaraka t@ vehivavy iray zay mba nisangisangy izahay tao antranony fa izy moa nitsilany teo ampandriana fa taitra tampoka aho nahita ny volok ' eliny somary tsemboka nefa za nofihininy , fa lena kely mihintsy ny takolako ,nampmé ihany aloha e !!!! , fa inona no antony ?


Misy de misy tokoa alo vhv tena tsy manala an'azy io.Vokatra be mitsy ambony,ambany.
Ny an'ny sasany hakamoana(tsy mahavatra tena),ny an'ny sasany ndray tsy fahafantarana tsotra fotsn zao,ny an'ny sasany ndray de zay no tiany le olona miaraka aminy de ataony.
Fa raha tsy tinao le izy de lazao mora2 izy na somary atao sous forme de jeu le izy mba hanalana an'le fandehany mba tsy hahatohina an'azy.
Fa resaka resaka fa mahatsiravina mahita vhv na lhl lava volok... sy lava volond....:oops::oops::oops:

26. statistika ( 31/01/2007 09:18)
ho an ' i papounette , reo voalazanao reo daholo zany ny marina e !! misaotra anao , zany mba olona matotra ka !! misaotra antsika
27. xxx ( 01/02/2007 17:16)
Izany volo be zany ve tsy hisavoritaka marary reefa misasa 8O Sa hogòna =))=))=))
28. andry08 ( 01/02/2007 17:29)
=))fa hogoina ahoana koa ny volon-kelika ry xxx an!
Dia asio soro-bilana koa avy eo!=))=))
29. Zina ( 01/02/2007 22:32)
fa hogoina ahoana koa ny volon-kelika
dia randranina avy eo hihihihih
30. sitlo ( 01/02/2007 23:09)
atao tanavolo :lol:
31. Baovola2 ( 01/02/2007 23:24)
:D Fa iza no milaza aminareo fa ratsy ny vehivavy natoraly, reny le afaka atao randrana reny ny volon-keliny aza no tena tsara :-D:-D:-D:-D

:°) Hitako eto mihitsy rehefa mafana ny andro, manao body dia mivoaka eo le randrana :°)
32. fijo ( 01/02/2007 23:54)
ary ny volonjavatra ve mba esoriny sa ahoana?
33. diamondra27 ( 02/02/2007 00:16)
raha mbola tanora ilay olona dia atoro hoe: épiler-na ny volo-kelika, fa raha vao une fois rasé dia mitombo be dia be ary tsy araka intsony ny mi-épiler azy.
Dia mazotoa.

Mahery be ny fofon-kelika. Za aloha tena tsy mahatanty e!

asio voasary makirana mba hanalàna ilay fofona. Ny déodorant tsy mahafaka azy
34. Zina ( 02/02/2007 03:44)
vale [ Valio ] 30-01-2007 21:33:58
Lohateny : Re : volok ' elika
Zina: hihihihi, voalazanao tteraka


vale hihiih:wink:
35. dailynews ( 02/02/2007 19:41)
Tsy tsara ny volonkelika raha vehivavy. Na ny volontongotra na ny volovolo majinika eo anelanelan ny orona sy ny vava(sarotra be ilay hiteny hoe volombava fa ratsy faneno be), na ny volomaso mikorontana....
36. xxx ( 02/02/2007 21:29)
Amiko de tsotra ihany ny fanalana an'reny volo madinidinika à gauche à droite reny de midika fahadiovana tsy haiko klou fa mapme be le mahita olona brown be ambony ambany =))=)):miam: hividiano rasoir ny ankizy ry zalah ! waiaka be klé:-w sady tsy misy otran'ny malamalama ko nge eh
37. xxx ( 02/02/2007 21:43)
hi!hi!hi!
38. rhvf ( 12/02/2007 13:33)
mba toroy hevitra ry zareo fa tsy tsara ny vehivavy rha be volo ny toerana tsy azon\'ny andro e! toroy ny fomba haingana sy mora indrindra izy e!
39. lapino ( 12/02/2007 15:36)
ary raha omena ny andro izy e ? :°):°)
40. pissoa ( 12/02/2007 20:14)
ie - de zay vao tena lasa public hair :°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2591