volok ' elika

41. xxx ( 13/02/2007 13:18)
marikoriko ny mieritreritra izany be volo be ambany zany , ny ahy vao manomboka maniry lavalava dia esoriko satria ramsé mila vehivavy madio hono . Rehefa tezitra aminy aho dia avelako aniry ao ny bouzaka fa tsy sahy mikitika izy hihhihi.
42. fotsy ( 14/02/2007 15:09)
Ka misy ange ny kofa tena mrevy anreny lava volo reny na le volo-kelika na le ary ambany e! :{:-D fa le misavasava azy iny no tena ankafiziny sy akany filing. sa aona?????:-D
43. xxx ( 15/02/2007 12:50)
beurk mampioka velona izany :miam:
44. anselme999 ( 16/02/2007 09:33)
fananana nomen'Andriamanitra ny volo ka tokony karakaraina @zay tokony ilana azy ,na dia tsy mahafaka volok'elika aza ny vehivavy dia tokony mba diovina ihany farafaharatsiny mba tsy de mahasempotra loatra ny fofona aterany
45. pissoa ( 16/02/2007 19:25)
ny lehilahy koa fa hadinony kely :wink::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.213