Mamo lava
1. xxx
(
30/01/2007 11:02)
Maninona ny lehilahy gasy ( sasany ) mamolava foana e !!! sa ifaninanana lay izy . Eto frantsa za fa gasy ny olona mpiara body rindrina fa dia tabataba lava no eno rehefa week end tsy fifanajana tena tsony ve ? fa dia tsy maintsy laniana daholo ny tavohangy ?
novalian'i niryna ny 11/02/2007 06:42
2. Samoana
(
30/01/2007 15:04)
Raha mifanolobodirindrina ianao sy lemamo, maninona raha tonga dia anontanianao azy mivantana de mba zarainao aminay ny valiny:wink: ?
3. tywa68
(
30/01/2007 15:25)
samoana : k'efa hoe mpiara"body"rindrina, d izay no nanaovana xxx =))=))
5. vale
(
30/01/2007 20:38)
ihihihihihihihihihi:°)
xxx: mety mba fomba iray hanadinodinoana ny tanindrazana sy ny havana koa angamba lay izy (@ dry zareo:-w) :idea:
xxx: mety mba fomba iray hanadinodinoana ny tanindrazana sy ny havana koa angamba lay izy (@ dry zareo:-w) :idea:
8. xxx
(
31/01/2007 09:11)
tssss io toka io no nisarahako tamin ' ny vadiko mamo lava izay , mba nafinaritra ahy ihany izy t@ voalohany tsara tarehy nanana ny maha izy azy , fa aintsika ihany ny gasy lahy sasany @ ty resa toka ity ka voatarika t@ izay izy , teniratsy , daroka , mivazavaza , mivilana hatramin ' ny tarehy , manakorotana , voasambotry ny polisy lava , retrait na permis , amande sns ka ho anareo sasany zay tsy mahalala onina dia tohizo fa voninahitra ho an ' ny malagasy ty fisotrona lava ty e !!! tokony atelina hatramin ' ny tavohangy mihintsy . Mahamenatra anie zany ry reto e !! , zao za nahazo lehilahy hafa tsy misotro raha tsy occassionel ihany mahatsiaro sambatra ery:-* raha hoarina @ ilay iray :evil:
9. xxx
(
31/01/2007 10:19)
Marina mihintsy ny an'i xxx ary ny tena mahakamo dia ny hafa foana no lazaina fa mahatonga azy misotro : ohatra hoe satria ny vadiko masiaka dia lasa misotro aho, satria izao sy izao ... fa izy misotro tsy misy olana mihintsy
Ratsy foana ny tsy mahalala onony
Ratsy foana ny tsy mahalala onony
10. patrick2002
(
31/01/2007 16:30)
Ratsy marina aloha ny tsy mahalala onony eh! fa tsara rehefa misotro moderé, izay no zava-dehibe .
Izaho izao tena nifady toaka taloha ,nefa rehefa niasa izaho ,ka invité ny lehibeko dia tsy afaka manda fa misotro ,misy kokoa ilay relation de travail,mipetraka tsara ilay confiance, nefa taloha manda rehefa homeny lehibe-ko toaka vokany tsy ao ilay confiance.
Tiako tenenina dia izao aminay lehilahy dia [b]eau de vie ny toaka[/b] ,@ alalany toaka ianao no afaka mi se pardonner, ary my s'exscuser ary se faire le projet
tchinn! click click.

12. diamondra27
(
02/02/2007 12:28)
ho ho ho
revy hono io e!
dia asiana promesse d'ivrogne
aza mba matoky tenin'olona mpisotro toaka fa tsy tadidiny akory iny @ manaraka. Na ny ampitso aza.
Azo atao tsara ny manao toetra ratsy @ olona mpisotro toaka. Asaina misotro izy dia refa lasa be iny asaina manao taratasy ze tianao: ohatra hoe: izaho ranona dia manaiky ny handoa vola ... amin'ny ranona dia manao fa tsy tonga saina akory.Dia tsisy hevitra intsony fa vita sonia.
Toro-hevitra fotsiny io efa hitako nahazo ny olona mitaraina nipetraka t@ centre d'hébergement ireny fa tsy hoe za no efa voa na nanao io.
Koa asakasak'izay tia olona misotro toaka tsy mahalala honona io.
Ny olona na dia mamo aza ka tsy mamono nefa tsy mahatsiaro tena dia misy fiatraikany foana io @ vady amanjanany. Na ny image omen'ilay lhl @ilay zaza fotsiny aza.
Fa bon refa mahazaka ilay zioga ianao de bon courage zany e!
Rehefa hita fa mpisotro toaka dia aleo tsy miditra e!
afaka misotro ihany ange fa tsy mivalapatra e!azo atao ny misotro 1 na 2 verres isaky ny sakafo , fa bon ze tianao ihany io e!

13. xxx
(
02/02/2007 14:36)
diamondra !!!! manamafy ny teninao aho , fa midira izay te hiditra @ olona tahaka ireny , fa aza mimenomenona sy mitaraina hoe zao sy zao no nataony , mamo ao indray .
15. Samoana
(
02/02/2007 15:43)
ampio izy fa aza avela hitsingidina e:wink:!
tsy gasy fa vazà iray fokontany amiko: katribe lery de nianjera ary niparitaka ny tsena iray harom-be. Niomehy azy ny manodidina ( na ny samoanakely aza tsipaky ny hehy ). za najanoko am-povoandalana ny fiarako ary noraofiko ny mofo, légumes, voankazo ary naveriko anaty harona. Nanampy azy hitsangana aho ary niboredika niala tsiny mafy lery. Tsy nasiako teny mihintsy fa "tsiky de ampy". Hatr@ izay tsy hitanay mivembena intsony nedala ( ny zanako mahita azy tsindraindray no mitantara:wink:)

17. statistika
(
05/02/2007 08:07)
na ampianao aza ireny efa zatra misotro ireny , mamerina foana reny koa , misy ny efa nifina , tsy amerina intsony sns .. fa afaka une semaine dia iny ndray , enao fotsiny no vizana eo dia miareta ny mafy ao foana izay efa tafiditra .
18. Samoana
(
05/02/2007 15:51)
Stati/ ampiana aza izy mamerina, raha tsy ampiana mainka mihaloza ho an'ny rehetra. Adidintsika olombelona ny mikely aina manarina ny lavo hatrany raha mbola olon'ny finoana sy ny fanantenana isika:wink:.
19. fanantenana2003
(
06/02/2007 11:24)
inona ary aminareo no azo atao amin'ireny mpidoroka ireny, matoa izy misotro be dia io no fantany hamononany eritreritra, aretina anie ny dependant an'io alcool io eh, firifiry no maty noho ilay fisotrona tsy misy farany ka lasa niafara taminy coma ethylique, zaho aloha tsy afaka ni hi-juger an'ireny satria aretina izy io f'aza ny tafiditra ao ihany, betsaka ny olona fa io no solution hitany, samy manana ny kilemany avy isika olombelona soa ihany, ao ny sasany lasa mi-droguer, dependance aminy zavatra hafa, mila tsaboina daholo rehefa hoe dependance aminy zavatra iray donc aretina izany le izy, fa ny alcool iharahamahita fa tena loza mitatao idnrindra ho atsika gasy ,hatraminy nahafaty ny olona akaiky amiko noho io alcool io dia naleoko niala tanteraka meme gôty kely na alcool ny vavako , ankehitriny dia mamenina anie hoe inona no mba azoko natao namonjena azy afa-tsy ny hoe le mamo lava ity, donc raha mahita olona akaiky anareo mpisotro toaka dia tiavo aminy maha mpisotro azy izy fa any taona mety hi-declencher ahafahany mijanona tampoka, aza ambaniana izy ireny fa tsy safiny azy anie ny toy ireny fantatro fa tsy maitnsy hisy ny hiteny fa sitrapony izany f'angaha izy noterena sns, ekeko izany f'aza ianao no tratran'io! betsaka ny zavatra mety hitsanga eo aminy ity fianana ity ka aoka re
20. Fiffi
(
09/02/2007 19:26)
fanantenana2003:tena marina mihintsy io lazainao io an ! indrisy......
inona ary aminareo no azo atao amin'ireny mpidoroka ireny, matoa izy misotro be dia io no fantany hamononany eritreritra,