andafy andafy andafy

1. xxx ( 29/01/2007 10:00)
Manaona daholo ,sao dia tsy natao ho an ' ny vehivavy sasany aza ny fipetrahana any andafy any , fa toa zay olona enoko reheta avy any dia mitantara daholo hoe ; lasa mitapitapin' ny fiainana , na autoritaire , na tsy mahalala savoir vivre intsony ny vehivavy sasany any , ka na zany fihavanana amy maha malagasy aza dia very tanteraka ; mba marina ve ry reto izany ? Tsy aleo ve miadakatana aty @ masoandro toy izay lasa adala any daholo .
novalian'i tsikih ny 05/12/2007 01:06
2. ronaldo09 ( 29/01/2007 10:07)
MARINA TSY MISY TOMIKA IZANY RY PAPA!Tsy hoe manaratsy gasy vavy aho fa tena marina io ary mbola ampiako hoe manao ny tsy fanao ny sipagasy rehefa tonga aty !Ohatra any Dago mahamenatra eo anivon'ny fiarahamonina izany gasy miaraka amina Afrikanina izany fa ny aty dia manenjika no ataon'ny sipa gasy kozy e!
3. statistika ( 29/01/2007 11:46)
za koa aloha dia mahita fa tsy natao ho an ' ny viavy sasany aty e !! streess lava ,reraka lava , firesahan ' olona tsisy farany tena olona kely asa no manao an ' ireny ary matetika ny sipa efa mahazoazo taona koa no tena sarotra hiarahana monina e !! efa mitâpy ny ankabeazany ka !! :^)mila manatona psy reny .
4. xxx ( 29/01/2007 11:46)
tsisy sipagasy nanenjika ngambany ry ronaldo09 !:-D
dia eto ndray manitatra an!
5. jooko ( 29/01/2007 11:59)
tsy hitako ze mahamarina an'io resaka io :twisted: nga raha mahita ray na roa dia manao safo be mantsina?
6. kallie ( 29/01/2007 12:02)
ataoko angamba fa miankina am tsirairay zany fa tsy oe ny vevavy gasy aty reetra
7. xxx ( 29/01/2007 12:26)
za aloa efa ela ihany ny taty fa mbola tsy tsaroako hoe mitapy ny tenanay e, aiza ny toerana tsy hisy stresse na aty na any dago, fa aza dia miteniteny foana e, mba avadiho im-pito ny lela vao miteny.
8. xxx ( 29/01/2007 12:39)
efa niteny kosa lay mpandefa hoe tsy ny vehivavy rehetra e !!!! , za aloha mahafantra e !! fa ny vadiny dia tsy miteny intsony i ramatoa dia kizitina du lundi au dimanche fiaraha monina sisa , sady toa tsy miray fandrina intsony koa , mila fitsaboana aingana ry zareo , ary olona tsy dia azo ifaneraserana manana toetra be be resaka .
9. kallie ( 29/01/2007 13:20)
ka any dago ko ane misy vevavy manao anzany e
10. xxx ( 29/01/2007 13:26)
Tsy ny adala no adala fa ny adala manadala ny adala!
Fa inona ity nanjo dia manaratsy vehivavy malagasy e!
Sady tsy mahazo vazaha vavy no tsy tian'ny vehivavy any andafy ka ndeha re mamono tena dia vita e!
11. statistika ( 29/01/2007 13:41)
lay izy anie tsy fanaratsiana kosa e !! fa mba confirmation hoe misy ve ny vehivavy tahaka izany ! lay vehivavy oa mora tezitra nefa raha iresak ' olona :lol:


12. chipie1 ( 29/01/2007 14:27)
olona tsy milamina zany ry statistika a !!
13. patrick2002 ( 29/01/2007 14:41)
Ny ahy ny fiheverako azy aloha mora sodoka sy mandray ny zavatra hita avy aty ivelany ny vehivavy,
Ilay saina (moral) handray azy anefa mbola tsy vonona ,fa rehefa tafiditra ao anefa vao sokafy aho fa sepotra :lol:
Ohatra fotsiny betsaka ny vehivavy te hipetraka aty andafy ,nefa tany dago dia ireny vehivavy tsy mpandray ravin-dena ireny ,mpiasa daholo no manao ny rehetra.:-D:-D
14. kanto10 ( 29/01/2007 15:27)
8O toa tsy ny vehivavy gasy any an-dafy rht no toa an'io ka, misy fantatro avy any tonga de manana toetra mendrika sy lasa olon-kendry hoy ny filazan'ny Ntaolo azy izay, mbo kozy e
15. diamondra27 ( 29/01/2007 15:43)
xxx: grave be ihany 'zany lasa adala 'zany an! raha nampoizina ho izany ve no ihafarana tsy aleo marina mijanona any @ tanàna toy izay ohatran'izany?

Soa ihany enao fa niteny we "SASANY"

De tsy haiko aloha ze olona ifandraisanao fa ny ahy ny vhv mifandray amiko ny ANKAMAROANY dia manana ny maha izy azy daholo, stable.
Misy ihany koa le mitapitapy lazainao izany ary tena manana fantasme sy mahay manao film danz be fa de arahina @ onjany izy.
Le miaraka @ afrikana aloha mbola tsy nahita aho fa tsy haiko na manafina izy na tsia.

HAFATRA: "Zaro @ lalana tokony alehany ny zaza fa na dia antitra aza izy dia tsy afaka @izany intsony."

Ny nitaizana anay de taiza ara-pilazantsara, na aty antanin'olona aza ny tena dia tsy manary izany, ary tsy mampitapy ny fivavahana.
Manampy, mampahery.
16. fasaly ( 29/01/2007 16:11)
xxx:

Manaona daholo ,sao dia tsy natao ho an ' ny vehivavy sasany aza ny fipetrahana any andafy any , fa toa zay olona enoko reheta avy any dia mitantara daholo hoe ; lasa mitapitapin' ny fiainana , na autoritaire , na tsy mahalala savoir vivre intsony ny vehivavy sasany any , ka na zany fihavanana amy maha malagasy aza dia very tanteraka ; mba marina ve ry reto izany ? Tsy aleo ve miadakatana aty @ masoandro toy izay lasa adala any daholo .


tsy fitivana te hiresaka sy hampiresaka fotsiny ve ity dinika ity????:°)
aza minimino izany raha tsy efa nahita e!;-)

17. xxx ( 29/01/2007 16:22)
aiko tsy ny vehivavy no lasa adala fa ny lehilahy satria izy ireo no matin'ny akanga rehefa tonga aty, nefa rehefa akifikin-jareo dia gaga! Adala????
Adala @ ahoana aloha fa ny reny rehetra aty dia toy ny reny rehetra ka azafady:!!!Rehefa tsy mahita dia mangina ny vava fa mahamenatra!
18. booboo ( 29/01/2007 16:27)
tsy raha azoko kounkou zany bla an'i xxx zany
19. xxx ( 29/01/2007 16:34)
bla? rehefa milamina i booboo dia tsara fa ny an'i xx etsy ambony dia ny hadalany!
20. vale ( 29/01/2007 16:34)
ronaldo09:

MARINA TSY MISY TOMIKA IZANY RY PAPA!Tsy hoe manaratsy gasy vavy aho fa tena marina io ary mbola ampiako hoe manao ny tsy fanao ny sipagasy rehefa tonga aty !Ohatra any Dago mahamenatra eo anivon'ny fiarahamonina izany gasy miaraka amina Afrikanina izany fa ny aty dia manenjika no ataon'ny sipa gasy kozy e!
8O f'ahoana no hahamenatra ry Ronaldo09 ny miaraka @ afrikana ? ny tsy fahalalàna ny valeurn'ireny olona ireny fa de bornée eo @ resaka volon-koditra eo foana no mahatonga ny olona hanana izany fisainana izany! ny fifaneraserana @ izy ireny no tena hahalalàna ny valeur-ny. Tsoriko @ Ronaldo fa par rapport @ Cote d'ivoire ftsn oh m/car de mahantra, ... sa ve de tena raciste mafy mihintsy ny gasy no mahatonga an'izany :? ridicule :o


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1933