andafy andafy andafy
41. xxx
(
30/01/2007 20:02)
ronaldo09:
MARINA TSY MISY TOMIKA IZANY RY PAPA!Tsy hoe manaratsy gasy vavy aho fa tena marina io ary mbola ampiako hoe manao ny tsy fanao ny sipagasy rehefa tonga aty !Ohatra any Dago mahamenatra eo anivon'ny fiarahamonina izany gasy miaraka amina Afrikanina izany fa ny aty dia manenjika no ataon'ny sipa gasy kozy e!
o ry ronaldo an isika malagasy koa ange ka africanina eh , ary za zao miaraka amina africana , fa tsoriko aminao fa tena tiako izy ary tena tia ahy ary tsy mahatsiaro ho menatra eo aminy fiaraha monina mintsy ao ra miaraka aminy , aleko lavitra aza miaraka aminy toy izay hiaraka amina gasy tsy tia ahy , tsy ny fifankatiavana ve no zavatra lehibe fa tsy ny fiavina eh sa aona hoy nareo ?
42. xxx
(
31/01/2007 09:27)
Samy marina daholo ny voalazanareo , jereo ny lohahevitra dia ny fanontaniana dia hoe / MARINA SA TSY MARINA ireo ary mahafantatra olona tahaka izany ve ianareo , tsy ny vehivzvy rehetra akory no lazaina eto fa ny sasantsasany e !!!! ???????
43. nikopol
(
31/01/2007 12:30)
ka ilay fanontaniana nge zany ohatran'ny hoe marina ve fa ny vehivavy sasany mamono vady e ?
misy tsy mahataty ny fiainana daholo na vehivavy na lehilahy, na mipetraka any andafy na any madagascara.
tsy miankina amin'ny maha vehivavy azy na miankina amin'ny maha any andafy azy.
misy tsy mahataty ny fiainana daholo na vehivavy na lehilahy, na mipetraka any andafy na any madagascara.
tsy miankina amin'ny maha vehivavy azy na miankina amin'ny maha any andafy azy.
45. xxx
(
31/01/2007 12:49)
zah tsy afrikana ary tsy ho afrikana mihintsy na dia handeha @ tany aza ny loha ka inona ny olana?
na mihomehy aza ianao dia "tsia!"
na mihomehy aza ianao dia "tsia!"
46. patrick2002
(
31/01/2007 13:27)
nikopol/ fa tena hita mihintsy fa miova ilay relation du couple aty ,na dia efa niaraka ela izao aza tany dago, tonga aty fa manjary miova ny vehivavy ,betsaka mihintsy ny cas hitako ,fa tsy izy rehetra aloha eh! marina ny anao.
Ohatra fotsiny misy vehivavy tena tia mahandro any madagasar tonga aty andafy reraka hono izy fa mangataka @ ramose hoe zarana ny fandrahoan-tsakafo.
Misy izy ihany no mi-coiffé ny volony tonga aty tsy maintsy mandeha salon de coiffure.
Ao ny sasany tsy mety mipasoka ny akanjony ramose intsony ,
Ao ny sasany lasa kizitina ,manjary manilika havam-bandy,maro re ny probleme reko ah!

47. xxx
(
31/01/2007 13:29)
aleo faranana amizay ny resaka dia misaotra antsika rehetra nandray anjara .
50. vale
(
04/02/2007 17:29)
kitjo: hihihihi
xxx: le fait d'être afrikanina sa veut dire koi pour toi?:-w.......de na iodin-kavia anefa na iodin-kavanana koa, m/car de ao anatin'ny konitanta afrikana:lol:
xxx: le fait d'être afrikanina sa veut dire koi pour toi?:-w.......de na iodin-kavia anefa na iodin-kavanana koa, m/car de ao anatin'ny konitanta afrikana:lol:
52. bozylove
(
07/02/2007 12:00)
na malagasy lahy na malgasy vavy , efa tonga aty andafy efa tratran'ny sociéte de consomamtion ka tsy maharaka ny hividy satria tsy ampy vola dia lmitsiriritra fotsiny dia lasa adala e!! dia mba mianatra ny fombaza tia tena sy mahita afa tsy ny tena dia adino ny fianakavina e! , mila manana toetsaina mafy aty e tsy ho influencer ny fianambaza.
Love ihany ny base ny rehetra e :-)(l)
Love ihany ny base ny rehetra e :-)(l)
53. tsikih
(
05/12/2007 01:06)
tongava aty enao vao miteny e!! raha hiandry andramatoa avy miasa enao hipasoka ny akanjonao sy hanao sakafo ho anao, toy ny mahazatra anao any Dago,miandry mpiasa hikarakara anao,sy hanaovanao ira-botry, de mety ho ianao no lasa adala eo...AZA zatra tompoina loatra !!!mba mahaiza mikarakara tena,tokony samy mandray andraikitra ao antokantrano,tsy midika izany hoe "autoritaire" ny vehivavy aty !!any ambanivohitra angamba no miandry volan-drangahy I Ramatoa,ka manompo mafy, na aty na any Dago de efa maro ny vehivavy miasa, ka mba ovay ny fihetsikareo lehilahy zatra tompoina io ! raha tsy mitovy amin'ny eritreretinao ve de hoe lasa adala ???zà mahita fa ny vehivavy aty dia "dynamique" sy "responsable", tsy miandry tataka fotsiny ka io no tsy voan-dralehilahy satria tsy manambitamby azy mihitsy izy ireo!!!