andafy andafy andafy

21. vale ( 29/01/2007 16:41)
adino kely:wink:: na izany aza za tsy manenjika anjareo kosa an! .. fa enjehina :lol: hihihihi:wink:
22. xxx ( 29/01/2007 17:03)
Ary oatra ny nahita ny sariny i ronaldo09 tato za ngé fa de tena otrany afrikanina mintsy e ! sa ve ?:roll::{
23. sitlo ( 29/01/2007 17:39)
ouway eh, hita mihitsy hoe vehivavy no tena betsaka mpamaky forum, fa raha vao kiana ho an'ny vehivavy no miseho tonga dia ktsktsktsktsk daholo.
Zany sinoa very entana no tsy hitako.

24. fasaly ( 29/01/2007 17:56)
zà zzao very motre ry sitlo de aon!:-D
25. sipagasy ( 29/01/2007 18:00)
hoy i ronaldo:

....!Ohatra any Dago mahamenatra eo anivon'ny fiarahamonina izany gasy miaraka amina Afrikanina izany fa ny aty dia manenjika no ataon'ny sipa gasy kozy e!....


hahahahaha , inona ny mahamenatra miaraka @ afrikana??? nga ny malagasy moa tsy monina ao anatin'ny kaontinanta afrikana??? mmhhhh....


hoy koa i xxx hoe :

Tsy ny adala no adala fa ny adala manadala ny adala!
Fa inona ity nanjo dia manaratsy vehivavy malagasy e!
Sady tsy mahazo vazaha vavy no tsy tian'ny vehivavy any andafy ka ndeha re mamono tena dia vita e!


mmhhh mahavariana ilay olona nametraka ny loha hevitra annnnn....
26. andry08 ( 29/01/2007 19:36)
sao dia lasa adala eo ry xxx sy ry ronaldo an!
mbola tsy nahita vehivavy gasy lasa adala aho taty na dia iray aza fa aza mirediredy eo eh!
27. xxx ( 29/01/2007 19:41)
fasaly:

zà zzao very motre ry sitlo de aon!:-D



de mitapy clavier hihihi

28. xxx ( 29/01/2007 20:23)
o ry ronaldo ,isika gasy anie ka metisy é (afrikan,indonezian,arabo,karana ,sns tsy votanisa ,vazah ).za mahatoky fa ianao io pitsikera eo @ fiarahamonina ary ra-adala ry zareo oh: tsy ianao no hikarakaranazy
29. sitlo ( 29/01/2007 21:52)
xxx ilay vao teo> ianao irery no metisy afrikanina.
30. patrick2002 ( 29/01/2007 22:18)
Mba vakio tsara zareo ny loha-hevitra ery ambony vao mamaly fa lasa tora-po fotsiny ny any sasany.
Ny ahy aloha dia hitako hoe marina fa lasa autoritaire ilay vehivavy reehefa tonga aty eh!
Ny antony mbola mametraka fanontaniana foana izaho?
ka asa ,lasa efa mampidi-bola ve ,
31. patrick2002 ( 29/01/2007 22:25)
Za aloha tsy hoe raciste ,fa isika gasy dia tsy mitovy @ afrikanina mihintsy raha toe-tsaina ,culture , betsaka ny cooperant Francais miresaka amiko ,fa tena milaza izy ireo fa hiadivana ny mandeha miasa any Madagascar ,ny antony manana tolereance ny gasy ,ka mahafinaritra ny miara-miaina aminy. Any afrika anie hono ka tena loza ny securité eh! ary halatra miaraka @ tsindron'antsy mihintsy any fa ,tsy vitany manendaka fotsiny ohatry ny any dago.
32. andry44 ( 30/01/2007 09:44)
@akapobeny aloha de manahirana ihany ny miara-monina sy miara-miasa@ afrikana fa saingy tsy iwy rehetra.Raha misy qfrikana 10 ohatra de ny 3@ireo ihany no mety manana ilay tolerence lazain`i Patrick2002 io fa ny sisa de eeeiisssyyyy!!aoka fotsiny!!
33. statistika ( 30/01/2007 10:19)
Hors sujet daholo ny resaka sasany eto zany , tsisy mamaly ny fanontaniana eo @ lohahevitra , fa toa lasa resaka africanina oe ! , fanaratsiana oe ! tssss ; izay no mbola maha samy hafa ny teotra gasy sy ny vahiny , question no apetraka hoe 1 + 1 = 2 fa ny an ' ny sasany 1+ 1 = 5 . Ny tenin' i patrick dia marina toa , resaka no atao fa tsy fanaratsiana ny sipa gasy akory , isika gasy vao miresaka dia ny fahatezerana foana no mandeha aloha . Valio ny lohaten ' ny xxx e !!!!!!!!!!!
34. patrick2002 ( 30/01/2007 13:03)
Ny ahy aloha ny fahitako azy ,dia misy antony maromaro.
-Misy organisme maro aty miaro ny zon'i vehivavy ,ka fantany fa manana mpiaro izy,ary tsy ao intsony ilay fandeferana ,fa vao tsy mifanaraka @ eritreriny dia ...
-faharoa tsy misy fianakaviana aty ,hananatra .
-fahatelo mampidi-bola ra vehivavy,ka tsy miakina intsony @ ramose aminy famatsiana ao antrano.
35. naughtyboy ( 30/01/2007 13:57)
sao de xxx kosa no tsy nahay nikarakara na mifandray
@ vhv normaly fa aza atao safo be mantsina le kozy oe avy any andafy de tsy maintsy izao tena tsy azoko
inona ty resaka ty,mbo jereo ihany kalo ny tena vao mijery ny hafa ..sosokevitra iny sao mety mbo anampy any aorina
36. xxx ( 30/01/2007 16:00)
ho an ' i naughtyboy , ny ahy mande ny fiainanay roa , fa ny fanontaniana dia hoe mahafantatra olona otrizany ve nareo , ho fanampiana azy izany satria mampalaelo ihany ra vao tanora firy taona dia tsy miara matory intsony , na ireo araka ny voalazan ' i patrick io , ka ireo no itako fa marina .
37. vale ( 30/01/2007 16:36)
patrick2002:

Za aloha tsy hoe raciste ,fa isika gasy dia tsy mitovy @ afrikanina mihintsy raha toe-tsaina ,culture , betsaka ny cooperant Francais miresaka amiko ,fa tena milaza izy ireo fa hiadivana ny mandeha miasa any Madagascar ,ny antony manana tolereance ny gasy ,ka mahafinaritra ny miara-miaina aminy. Any afrika anie hono ka tena loza ny securité eh! ary halatra miaraka @ tsindron'antsy mihintsy any fa ,tsy vitany manendaka fotsiny ohatry ny any dago.
patrick: marina aloha izay eee! fa matetika ireo izay mipetraka aty ivelany sy monina aty, tsy manao toy izany, ka izay koa angamba!:wink:, na de izany aza aloha tsy izy rehetra kosa fa miankina @ ilay fianankaviana niahaviany koa io an, ao ny mba nahazo éducation mendrika ihany, ao ny... hihi! donc, tsy izy rehetra, misy aza tena mihoatra lavitra noho isika gasy hoe mpandefitra ny toetrany an! zah mahita be de be mintsy:wink:


38. vale ( 30/01/2007 16:42)
patrick2002:

Ny ahy aloha ny fahitako azy ,dia misy antony maromaro.
-Misy organisme maro aty miaro ny zon'i vehivavy ,ka fantany fa manana mpiaro izy,ary tsy ao intsony ilay fandeferana ,fa vao tsy mifanaraka @ eritreriny dia ...
-faharoa tsy misy fianakaviana aty ,hananatra .
-fahatelo mampidi-bola ra vehivavy,ka tsy miakina intsony @ ramose aminy famatsiana ao antrano.
hihihihi, tena marina zany! :°),..ka le lhl mitaraina ireny kosa angamba tahakan'i xxx, mety tratran'ireo fa mety zatra manao didin-ko fe lehibe @ vhv de tsy misy anaovany an'le izy tsony aty ivelany aty de tezitra:lol::-D:-D:-D:-D::wink:


39. kitjo ( 30/01/2007 18:38)
:)

Tsiky dia ampy e......
40. Zina ( 30/01/2007 18:58)
o ry reto a fa ahona ary no vavy ihany no resahina? ary nareo lehilahy????

Za tsy mino an'izany

oy i diamondra:

HAFATRA: "Zaro @ lalana tokony alehany ny zaza fa na dia antitra aza izy dia tsy afaka @izany intsony."

Ny nitaizana anay de taiza ara-pilazantsara, na aty antanin'olona aza ny tena dia tsy manary izany, ary tsy mampitapy ny fivavahana.
Manampy, mampahery.

=D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3482