fanabeazana aizana

1. xxx ( 26/01/2007 04:18)
Fa maninona ny resaka fanabeazana aizana tsy eken ny katolika? misy tenin Atra ve entina hanohanana io hevitra io fa izaho tsy mahafantatra.
novalian'i cutie ny 22/02/2007 03:07
2. majesty ( 26/01/2007 05:02)
za tsy katolika dia tsy haiko fa mino aho fa ho avy eo ilay ramose namana iray izay hamaly an'io:D
3. Zina ( 26/01/2007 15:15)
inn ry reto zany fanabeazana aizana zany e?
4. cutie ( 26/01/2007 15:32)
ny fomba fatao refa tsy te hiteraka bdb
5. Zina ( 26/01/2007 15:39)
oooooo toa tsy misy an'io ao tenin'Andriamanitra aloha e..
ny amiko tokony ampiasaina ny common sense, ny lojika njavatra rehefa betsaka ve tsy tokony ampiasaina ny fanabeazana aizana????

minadry eto aloha isika @ valony...
6. jefra ( 26/01/2007 15:50)
Aza mijangajanga, hoy ny didy faha tsy haiko.

Raha vao tsy mpivady izany d tsy kaoty.

Raha mpivady ndray dia tsy natao hahazoana feeling fotsiny ny biby ka hoe atao "very maina". Izay mipetraka dia fanomezan'Atra daholo, na dia nangala-pihinana aza no nahazoana azy.

Ka ny controle de naissance jiaby (na pilila na kapoty) dia tsy kaoty. Na sida ny resaka dia mbola izay foana ny fijery.

Tsy sanatria hoe izay akory no tsy dia mampazoto ahy miangona intsony an!
7. Zina ( 26/01/2007 16:38)
ny ahy izao ny fomba nijereko an;io dia ireny pivady manan-janaka be dia be ireny no tato an-tsaiko..ilay maha-be ponina ne otrany any china...

ary raha io lazain'i jefra io dia hafa indray...ny fijangajangana....

betsaka mihitsy anie ny dikan';io e fanabeazana aizana io e...ilaina raha evitena ny Sida.. tsisy maharatsy azy...

Tsy sanatria hoe izay akory no tsy dia mampazoto ahy miangona intsony an

fa inn no tsy mampazoto anao mande miangona? tsy ny olona anie no andehanana hivavahana any fa Andriamanitra e...Ny olona dia panota doly ka raha ny olona no jerenao dia ho very tanteraka ianao..
8. xxx ( 26/01/2007 16:47)
Tapany voalohany :

1 - Aza mamono olona.

Ny Kristianina rehetra angamba samy tsy manaiky ny fanalana zaza daholo. Amin'ny fiangonana Katolika, raha vao manomboka feconde ny oeuf dia efa tsy azo vonoina intsony, efa olona izy.

Misy amin'ireny methodes contraceptives tsy natoraly ireny, tsy manana effets contraceptifs fotsiny intsony fa efa abortif mihitsy. Ohatra amin'izany ny sterilet sy ny pilules.

Ny pilules dia tsy hoe misakana ny hisian'ny ovulation sy ny fecondation fotsiny fa misakana ny nidation ihany koa. Izany hoe, possible ny hisian'ny ovulation sy ny fecondation, fa afaka aloha be ilay oeuf feconde dia tsy bevohoka ilay vehivavy. Tsy eken'ny Eglizy izany.
L'action essentielle de la pilule est d'empêcher l'ovulation. Elle agit également au niveau du col de l'utérus en rendant le mucus (ou glaire) moins perméable aux spermatozoïdes et modifie la paroi interne de l'utérus (endomètre) qui devient inapte à recevoir un ovule fécondé.



Ny sterilet koa mazava ho azy fa mitovy amin'io ihany. Ny asany dia tsy misakana tanteraka ny hisian'ny fecondation io, fa misakana koa ny nidation.

Le cuivre sur le Nova-T détruit les spermatozoïdes lors de leur passage dans l'utérus.Le cuivre modifie également l'endomètre (couche interne de l'utérus) rendant impossible l'implantation d'un oeuf fécondé si cela arrivait.

La progestérone libérée par le Mirena épaissit le mucus du col pour empêcher les spermatozoïdes de pénétrer dans l'utérus. La progestérone amincit également la paroi de l'utérus pour empêcher l'implantation d'un oeuf fécondé si cela arrivait.
9. pissoa ( 26/01/2007 18:39)
zina:
oooooo toa tsy misy an'io ao tenin'Andriamanitra aloha e..
ny amiko tokony ampiasaina ny common sense, ny lojika njavatra rehefa betsaka ve tsy tokony ampiasaina ny fanabeazana aizana????

Hay ve ry zina "common sense" tampoka njay fa tsy ny Baiboly sy izay zavatra atao no halalinina tsara e =))
10. cutie ( 26/01/2007 18:53)
:-D
11. Zina ( 26/01/2007 20:07)
tsy itako izay mampime an;'izany nareo no efa tsy mahay mamapiasa ny baiboly ko inn ndray....

ny ahy izao ny fomba nijereko an;io dia ireny pivady manan-janaka be dia be ireny no tato an-tsaiko..ilay maha-be ponina ne otrany any china...


betsaka mihitsy anie ny dikan';io e fanabeazana aizana io e...ilaina raha evitena ny Sida.. tsisy maharatsy azy


VAKIO TSARA NY ZAVATRA LAZAIKO FA AZY MAHAY MI-CRITIQUER EO FOANA...
12. cutie ( 26/01/2007 20:23)
zina koa mora tohina:-D
13. Zina ( 26/01/2007 20:24)
moa tatsy ko rehefa nilaza za oe ampisaina ny diplomacy rehefa tsy te andainga iny ko fa ni-critikena otran'inn.... Asa mihitsy ny mba fisainanareo reto ... tena mampalahelo .....
14. cutie ( 26/01/2007 20:25)
:-D:-D:-D:-D
15. cutie ( 26/01/2007 20:26)
zina
ajanoko le fimehezan fa sao de mitomany eo radem :cry:
16. Zina ( 26/01/2007 20:28)
17. pissoa ( 26/01/2007 20:31)
Iza ry zina no tena tsy mahay mampiasa baiboly, ny mpampiasa COMMON SENSE ve sa izay manontany ny mpandinika ny Baiboly sy ny zavatra atao ?

Hay ve ry zina ka miaro amin'ny SIDA ve ny fihinanana pilule sy ny fanasiana sterilet ao anaty ao e ? Tena mbola tsy fantako njay io ka :oops::-D

Ary ahoana ozy le tenin'Andriamanitra tsy levona mandrakizay araka ny efa fatanjy ? Vaiko ny tso-drano nomen'Andriamanitra an'i Noa tamin'izy afaka tamin'ny Safo-drano (Vakio Jenezy 9 ou 10, Je sais pas trop ):idea::-D
-------

Hay ve izao nareo ry zina rehefa mba tenenina in-1 mandeha e, sady izay manao an-dolom-po otran'ny inn :-w Nefa anie izaho tsy niteny akory hoe misy devoly i zina fa common sense ony fa tsy baiboly e :-*:-D:-D:-D

Miala tsiny e :-*:-D
18. cutie ( 26/01/2007 20:33)
pissoa
efa we za tsy te hime :-D
19. andry08 ( 26/01/2007 21:15)
Ary angaha misy ao anaty baiboly ny hoe tezera rehefa misy olona miresaka aminao ka tsy ekenao ny lazainy?
Be zesta ny hoe mahay baiboly nefa vao hiresahan'ny ankizy dia tezitra sy milaza fa ny hafa tsy mahay baiboly.
Dia mody fanina rehefa resahan'ny olona fanabeazan'aizana . Aiza re izany e!
20. Zina ( 26/01/2007 21:31)
Ka na inona na inona ho lazaiko eto rehefa tsy maharesy lahatra anareo dia akory atao..
Aleo tsy miteny intsony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5536