fanabeazana aizana
21. xxx
(
26/01/2007 21:34)
Hadino. Ny pilule du lendemain koa mazava be fa abortif ny effet-ny fa tsy contraceptif mihitsy. Ny pilule du lendemain raha sendra misy tsy mahafantra ny vehivavy mandalo eto, dia raisina aorinan'ny nanaovana firaisana mba tsy ho afaka mipetraka ao amin'ny uterus ny oeuf fecondé raha nisy.
Rehefa azon'i xxx ny antony voalaza amin'ny tapany voalohany, dia ezahintsika resahina indray ny hafa.
Rehefa azon'i xxx ny antony voalaza amin'ny tapany voalohany, dia ezahintsika resahina indray ny hafa.
22. Zina
(
26/01/2007 21:59)
VAKIO TSARA NY ZAVATRA LAZAIKO FA AZY MAHAY MI-CRITIQUER EO FOANA...
insister no tiako lazaina eto... satria tsy mba mamaky tsara
fahatezerana???? ampafirin'ny filazan'ny hafa rehefa tsy tantiny ny fahamarinana....
23. pissoa
(
26/01/2007 22:01)
Efa azo ny tianjy lazaina ka. Miaro amin'ny AIDS ny pilules sns =))
Aoka izay fa vao maika njy mampime anah ! Vakio io teniko teo ambony io :-*
Aoka izay fa vao maika njy mampime anah ! Vakio io teniko teo ambony io :-*
25. pissoa
(
27/01/2007 05:46)
Tsy Katolika fotsiny za fa Kristianina Katolika mitsy :wink: De faly sa tsy faly :-P:-D:-D:-D
Dia inn amizay no hidiran'io ? Sa tsisy tenenina tsony dia mivadika subjective amizay refa miresaka ? Maka aina :-*:-D:-D:-D
Dia inn amizay no hidiran'io ? Sa tsisy tenenina tsony dia mivadika subjective amizay refa miresaka ? Maka aina :-*:-D:-D:-D
26. Zina
(
28/01/2007 01:08)
Tsy Katolika fotsiny za fa Kristianina Katolika mitsy De faly sa tsy faly
Dia inn amizay no hidiran'io
Fa maninona ny resaka fanabeazana aizana tsy eken ny katolika?
efa tezitra ny hatezerana ka tsy mahita izay lazain';ny olona intsony JEREO io ambony io hihihiihih
27. niryna
(
28/01/2007 07:01)
pissoa:
Efa azo ny tianjy lazaina ka. Miaro amin'ny AIDS ny pilules sns =))
Aoka izay fa vao maika njy mampime anah ! Vakio io teniko teo ambony io :-*
Samy te-hihezaka ny hamaly daholo ny olona fa ilay mitsipona teny no tena mampalahelo eto.Raha zavatra hafa no tiany ho tenenina kanefa tsy fantany na diso ilay izy azo atao ny manintsy azy fa tsy atao farahehy latsaina.
Ny pilule mety tiany ho tenenina dia tsy mampiteraka, ny kapoty no mety hiaro ny aids.Ahitsiho kely toy izany dia tsy misy mifandatsa lava eto.Izay mahay tsy tokony hidedaka, izay manao diso azo atao ny mifanitsy.Izay no atao hoe namana ato amin'ny serasera.
30. prime
(
29/01/2007 13:54)
Izaho dia mitovy hevitra amin'ny Eglizy Katôlika eto... raha ny voalazan'ny soratra masina dia ny mifanohitra amin'izany aza no nambaran'Andriamanitra, na tamin'i Adama sy Eva, na tamin'i Noa sy ny zanany... izay efa voambaran'i xxx ihany ireo ambony ireo...
Hoy mantsy ny voasoratra :
"Ary Andriamanitra nitso-drano azy hoe: Maroa fara sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany, ka mampanompoa azy; ary manjaka amin'ny hazandrano ao amin'ny ranomasina sy ny voro-manidina ary ny biby rehetra izay mihetsiketsika ambonin'ny tany." Genesisy 1:28
"Ary Andriamanitra nitso-drano an'i Noa sy ny zanany hoe; Maroa fara sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany." Genesisy 9:1
Amiko dia fahadisoan-kevitra lehibe no aroso aty amin'ny tany mahantra toa an'i Madagasikara ankehitriny manao hoe tokony hatao ny fanabeazana haizana fa ny fahamaroan'ny mponina no mampahantra ny firenena iray... tena diso izany raha ny fahitako azy... satria manana ambadika politika lehibe entina ifehezana ny tany mahantra...

32. prime
(
29/01/2007 15:13)
Izaho aloha tsy katôlika ka dia mitodika aminao izany fanontaniana izany ry xxx...
Fa raha mbola izany no hevitry ny fiangonana dia mitovy hevitra aminy aho satria izany no lazain'ny soratra masina rahateo...
Fa raha mbola izany no hevitry ny fiangonana dia mitovy hevitra aminy aho satria izany no lazain'ny soratra masina rahateo...
33. xxx
(
29/01/2007 17:38)
De diso izany ny mampiasa kapoty amin i prime, tsy hiresaka ny pilina aho fa efa voalazan ny namana sasany ny maharatsy azy fa tokony hiteraka foana izany isaky ny manao firaisana?
raha tsy mahadiso firy kay ny zanak i prime dia ahona no nahatonga azy tsy ho folo?
de ahoana ny resaka fahendrena eo anatrehan ny vola eo ampelatanana sns @ izany rah afanatra mazava izao fa ny zaza eo ampelatanana aza tsy voavelona?

34. cutie
(
29/01/2007 17:52)
:-D:-D:-D:-D
sa saika hiteny we miteraha 7 lahy fito vavy i prime :-D:-D:-D
sa saika hiteny we miteraha 7 lahy fito vavy i prime :-D:-D:-D
35. xxx
(
29/01/2007 17:52)
Izaho no nametraka ity fanontaniana ity ary ny fanazavan i xxx momba ilay pilule dia hitako mitombona.
Fa izao hoa prime..ohatry ny tsy matiko lolo...
satria ve hoe mamenoa ny tany hoy ny Tompo dia tokony hiteraka betsaka aminao ny olona tsirairay? Sao dia ilay mamenoa ny tany efa vitan ny tsirairay mitambatra fa tsy hoe hafatra ho an olona iray fotsiny ihany.
Ny fikotiana andro ve izany tsy maninona?
De ny kapoty tsy maninona koa?
36. Zina
(
29/01/2007 22:27)
ny amiko tokony ampiasaina ny common sense, ny lojika njavatra rehefa betsaka ve tsy tokony ampiasaina ny fanabeazana aizana
cutie [ Valio ] 29-01-2007 18:52:43
Lohateny : Re : fanabeazana aizana
sa saika hiteny we miteraha 7 lahy fito vavy i prime
tsy mahay afa tsy ny mime foana ndry
38. pissoa
(
30/01/2007 12:39)
niryna:
Samy te-hihezaka ny hamaly daholo ny olona fa ilay mitsipona teny no tena mampalahelo eto.Raha zavatra hafa no tiany ho tenenina kanefa tsy fantany na diso ilay izy azo atao ny manintsy azy fa tsy atao farahehy latsaina.
Ny pilule mety tiany ho tenenina dia tsy mampiteraka, ny kapoty no mety hiaro ny aids.Ahitsiho kely toy izany dia tsy misy mifandatsa lava eto.Izay mahay tsy tokony hidedaka, izay manao diso azo atao ny mifanitsy.Izay no atao hoe namana ato amin'ny serasera.
:-D:-D:-D
Rehefa misy mampime anah dia za tsy maintsy mime fa tsisy idiran'i niryna. Refa tsy te hihomehy na tsy mahita ny mampihomehy ahy dia mahazo tsy mihomehy fa tsy bedy. Ary rehefa hehy dia hehy fa tsisy hoe farahehy na voalona-hehy. :-D
Ny mitsimpona teny ... jereo alou ny tenanao vao be teninteny anah. ;):-D
Zah tsy natao haminavina izay tian'i zina notenenina nefa tsy noteneniny. Rehefa fanabeazan'aizana iarovana amin'ny AIDS no noteneniny, dia iny no hamaliako azy. Azon'i zina natao tsara avy eo ny miteny hoe ny kapaoty no tiany nambara hoe miaro amin'ny AIDS raha io no no tiany notenenina. Fa izy aza tsy nanoratra ka inn njay :-D
Inn ny hidiran'ny mahay sy midedaka eto ? Hitanjy hoe mahay nga zah ... misaotra de miala tsiny fa tsisy madinika. Ary maninn no mahatsiaro voalatsa lava ? :-D
tywa : =D=D:-D
39. pissoa
(
30/01/2007 12:41)
Miala tsiny fa lasa hors size njay ny zaza maditra kle.
Refa avy eo zah mamaly ny tenin'i xxx. Za le xxx nanazava tery ambony io ... (Hihihi - holazain'i niryna fa midedaka ve zao za miteny an'io ? :lol::-D:-D:-D )
Refa avy eo zah mamaly ny tenin'i xxx. Za le xxx nanazava tery ambony io ... (Hihihi - holazain'i niryna fa midedaka ve zao za miteny an'io ? :lol::-D:-D:-D )
40. Zina
(
30/01/2007 17:17)
Zah tsy natao haminavina izay tian'i zina notenenina nefa tsy noteneniny
za tsy mahalala afa tsy ny kapaoty, satria za tsy mba manao na inn na inn...