elimination du cotiers et l'imerinisatio(Merci Ravalo)

1. xxx ( 22/01/2007 13:01)
:evil::evil: :evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:Ny fannendrena Praiminisitra zanak'Antananarivo sy ny fanesorana an'i Syllah zanak'i Toamasina dia midika avy hatrany fa raikitra ny Imerinisation sy ny fanenjehana ny cotiers!
Efa ela i Ravalo ary efa hita soritra hatrany fa tsy tia cotiers ,izao dia nasehony ho fantam-poko sy ho fantam-pirenena izany.
Imerinisation hoy aho satria :
Filoha:Zanak'Antananarivo:evil::evil:
Praiminisitra:zanak'Antananarivo:evil::evil:
Filohan'ny Senat:Zanak'Antananarivo:evil::evil:
Filohan'ny HCC:Zanak'Antananarivo:evil::evil:
Tadidiontsika tsara ny fihetsikin'ny rehetra raha vao notendren'i Zafy i Rakotovahiny fa dia raikitra ny gidragidra ary tsy nanaiky ny zanak'Antananarivo raha tsy niala i Rakotovahiny .
Dia mihinana ny tsy fihinany zany ianareo cotiers fa lasanay Merina amizay zao ny fitondrana .Merci Ravalo
novalian'i fijo ny 08/02/2007 23:26
2. kitjo ( 22/01/2007 13:11)
taiza ko no nisy anzany hoe tsy nanaiky an i Rakotovahiny ny zanak' Antananarivo?

aza mihantsy e....
raha samy gasy tsy olana mihitsy fa ny ahy Karana iany no tsy levon' ny vavoniko raha ampidirina ao @ governemanta izany!

Resultats..resultats..resultats....mais sans Karana!
3. bazylou ( 22/01/2007 13:13)
tratra ny nafenina izany an!! dia faly daholo izany fa tonga ary mandeh any merinisation a!! hay ve misy gasy roa karazana ihany e!!:-D:-D:-D
4. xxx ( 22/01/2007 13:22)
:evil::evil::evil::evil:Efa ela io no niseho ary ny zanak'Antananarivo no tia mi-provoke ny cotiers ,zao dia mahay vava daholo fa mitovy ny gasy satria i Rabemananjara no praiminisitra.
Ry Cotiers mihetseha nareo fa toa ho ratsy ity ravalo ity!!!
5. xl ( 22/01/2007 13:46)
Aza mora complexer izany ianareo :
NY BAOLINA MATY NO HITSARANA NY MPILALAO FA TSY HOE BRESIL NA ITALIE NA FRANCE NA MADAGASCAR
NA MERINA IANAO NA COTIER REHEFA COMPETENT DIA BASY
C EST UN DEFI LES GARS , DEFI INTELLECTUEL
BON COURAGE DAHOLO
DIA AZA MALAHELO, FA MBOLA HOAVY NY MANETSABE AFAKA SIECLE IRAY FOTSINY
SLTS
6. xxx ( 22/01/2007 13:50)
misy mitady hampisy adipoko izy zany :evil: mba misia saina fa ny gasy tsy ho azonao @ zany e! koa raha tsy alika ny gasy ka ampirisihinao hiady dia avy hifanaikitra
7. bazylou ( 22/01/2007 14:03)
ianao ihany anie ry xxx no mamamly ny tenanao e:-D
8. xxx ( 22/01/2007 14:14)
xxx hafa aho fa tsy ilay nametraka hevitra e
9. ronaldo09 ( 22/01/2007 14:15)
Toa hoatry marina ity resaka ity ,tsy hoatry ny marina fa marina e!Ka nareo ihany no te hifidy eo koa .Angalarina ny vato dia tsy mba mihetsika dia mahereza daholo e!
10. xxx ( 22/01/2007 14:19)
Rehefa nareo no eo amin'ny toerana aloha dia tsy hisy ny adim-poko !Hendry ny gasy satria taigna samy taigna no eo amin'ny fitondrana.Aza matahotra ry xxx fa tsy ho ela io dia hirodana a!
11. fijo ( 22/01/2007 15:12)
saotra kitjo an,
zafy filoha,
PM ravony sy Rakotovahiny.de naninona???????taoko ity zafy indray aza no tsy nifankahazo tamin'i ravony.
aza manitatra zavatra ry zalahy fa izay vokany jerena an.
nenareo vao mahita ny tavany dia hoe izao io.
izany ve no atao hoe fahendrena sy fahaizna mitsara zavatra?????
12. patrick2002 ( 22/01/2007 17:05)
Oh zalahy Ny problemantsika izaho dia fahantrana ,fahantrana , fa tsy izany hoe premier-ministre cotier, filoha merina .ny fanontaniana mipetraka dia .Ahoana ny fomba hialana @ fahantrana haingana?
Mahavita azy ve ra karana na juif na comorien. Amiko tsy izany mihintsy ny probleme ,Io Miambo mahavita io no mahavoa antsika gasy ,voninahitra no hatao mialoha noho ny fandrosoana.
Jereo tamin'ny androny Tsiranana mbola betsakany officier Francais ,ny ministre francais niasa t@ gouvernement malagasy, nisy ilay gasy izay miambo ny voninahiny fa tsy ny fandrosoana no ambony ,nanaraby hoe roahy ny vazaha ,aiza ity fahaleovan-tena ity eh!
Nefa ilay gasy nisolo azy teotsy nahavita ny vitan'ilay vazaha akory.
13. lagoon ( 22/01/2007 18:03)
tsy misy olana izany e!Ny zava-bita sy ny boalina maty ihany no mi-kôty.
raha tsy anao inona toy ry bazylou sy ronaldo kosa aloa dia tsy lasa e! :-D
14. xxx ( 22/01/2007 19:25)
eh! ty toetsaina tokony ovàna aingana ry havana a!ianareo no tena mpanavaka an!
15. lagoon ( 22/01/2007 19:28)
Mba jereo ny vokan'ireo quotas régionaux sy équilibre régional natao taloa ireny.inona ny vokan-tsoa mba azon'ny Malagasy?
Vao maika nihanahantra ny firenena!!
Ka hadaboy any izany resaka foko izany.izay mahay sy mahavita azy ihany izao!!
16. xxx ( 22/01/2007 20:59)
io olona voalohany manoratra io dia io no te hampiady eto.
17. piste ( 22/01/2007 21:10)
Marina fa tsy ampy ilay hoe : " ny baolina maty no jerena ". Satria dia matetika dia tsy maintsy tononina ny anaran'ireny mpamono baolina ireny sy ny fihaviany raha ts'izany tsy nahafantatra isika fa Bresilianina ry KaKà sy Ronaldhino, ary D'origine algerien i Zidane, sns. Ataoko fa tsy dondrona daholo akory ny Còtier, ary misy mahavita azy tsara ao. Ary réalité tsy azo hihodivirana eto amintsika izany. Ka mendrika ny hodinihina ihany. Ary tsy izay akory no lesoka tsy nampandeha ny firenena hatrizay.
Amaranako azy dia aleo handeha dia ho hita eo ny tohiny.
18. randria2 ( 22/01/2007 21:21)
Voaozona tsy maintsy mampiditra resaka foko sy fiaviana foana ve isika malagasy e? Efa taon-jato faha-21 ange izao fa tsy any @ Moyen-âge na ny fanjanahan-tany (Padesm vs MDRM)intsony e Mahamenatra...Tsy izay hiadiana @ fahantrana no atao... Maninona ny frantsay tsy miady hoe avy any Corrèze i Prézidà Chirac dia ataovy olona avy any Alsace na avy any Poitou-Charente no tsy maintsy tendrena no praiministra ary tsy maintsy bourgeois na taranak'i Louis XIV no atao filohan'ny sénat. Nahoana koa ny amerikana tsy miady varotra hoe avy any Texas i George Bush dia tsy maintsy avy any Oregon na avy any Nevada, na Oklahoma ny vice-président. Jereo kely fotsiny ny atsy @ nosy Maurice, tsy miady hoe Indiana ny filoha dia tsy maintsy taikiringy na metisy sinoa ny praiminisitra, na hoe tsy maintsy vazaha fotsy hoditra ny prezida ny assemblée. Ny fampandrosoana ny fireneny azy no zava-dehibe.
Ny antsika lany andro mifanenjika amin'ny foko sy ny firazanana eo dia hadino ny fampandrosoana sy ny ady amin'ny fahantrana. Ny olona miady hampandroso ny fireneny, isika miady @ resaka firazanana sy fiaviana. Ho aiza ihany isika ity e, lany andro @ tsy misy dikany fa tsy izay hampandroso no atao?
Avelao izy hiasa fa rehefa tsy mahay sy tsy mahavita zavatra izy, na côtier na merina na sihanaka na tsimihety na masikoro na ndaty na betsirebaka na sakalava, tsy maintsy mianjera ho azy eo @ toerany rehefa tsy mahavita ninoninona. Jereo fotsiny ny niafaran'ilay iraikalahy taloha sy ilay iraikalahy empêché... Tsy adala akory ny vahoaka.
19. patrick2002 ( 23/01/2007 02:26)
piste:

Marina fa tsy ampy ilay hoe : " ny baolina maty no jerena ". Satria dia matetika dia tsy maintsy tononina ny anaran'ireny mpamono baolina ireny sy ny fihaviany raha ts'izany tsy nahafantatra isika fa Bresilianina ry KaKà sy Ronaldhino, ary D'origine algerien i Zidane, sns. Ataoko fa tsy dondrona daholo akory ny Còtier, ary misy mahavita azy tsara ao. Ary réalité tsy azo hihodivirana eto amintsika izany. Ka mendrika ny hodinihina ihany. Ary tsy izay akory no lesoka tsy nampandeha ny firenena hatrizay.
Amaranako azy dia aleo handeha dia ho hita eo ny tohiny.



Ny fahaizana ra piste tsy ampy hitondrana firenena , ary tsy midika akory izany fa dondrona ny cotier rehefa tsy notendrena .
Ohatr lazaiko aminao raha samy manana maitrise en economie isika sy ianao ,ny ahyny RAD efa entrepreneur hatrizy ,ny anao kosa fonctionnaire, raha asaina mitana entreprise isika sy ianao fort probable fa tsy maharaka ahy ny entreprise hatsanganao.

20. xl ( 23/01/2007 06:54)
IO INDRAY RONALDONDRONA MPANGALA BATO MPASANA
FAIR PLAY @ ZAY FA LEO BE NY MPANDRAHARAHA MANAN TALENTA @ ARMEES SY PRIMATURE E
OK
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2554