elimination du cotiers et l'imerinisatio(Merci Ravalo)
42. akama2006
(
02/02/2007 10:28)
fijo> politikany madagasikara sy ny mpitondrany fa tsy azo ho kilasina ho politikany tany te handala ny demokrasia! ary le vahoaka koa mety hoe mahalala ny tiany fa rehefa soloina tena ny vavany mety zavtra hafa no lazaina fa teneniny!:lol::lol:
43. fijo
(
02/02/2007 11:23)
ka ny vahoaka anie izao no nandany sy nifidy azy aloha e.lahiniriko izao itako tamin'ny "express de mada "teo manaiky fa ravalo izao no filoha.de izay izany
44. akama2006
(
02/02/2007 13:24)
fijo> io aloha izay ataony ry zalahy ao fa manimba ny atao hoe politika ny zava misy, be zavtra tsy mety fa noho ny politika malotony ry zalahy dia atao mangina!!politikany tany mahantra sy ny mpitondra mahantra aratsaina no misy aloha izao!i lahiniriko angaha moa heveriny fijo fa mahay politika!politikany laza no ataon'izy rehetra ireo fa tsy politika manasoa!
47. akama2006
(
03/02/2007 14:52)
kitjo> eo ihany ka manimpy hevitra tsindraindray eny ihany rehefa hita fa misy tokony ho tenenina!salama tsara ve ianareo vahoakany mpanjakanareo ao e!:-D:-D:-D:-D:-D