ina no fihetsika atao refa misy lehilahy mampiresaka ireny ?

1. xxx ( 13/01/2007 14:02)
slt daholo e!!!
Ahoana kay ny fihetsika atao refa miresaka amin'ny lehilahy voalohany ireny , ohatra izy ka mikoty ireny ( azafady amin'ny fomba fiteny ) , misy ve ny fihetsika tokony tsy hatao na tokony hatao ohatra inona , matetika matsy za de sahirana refa manao rendez-vous voalohany ireny, inona no fiteny tokony hatao ohatra ? tokony hahasahy hiteny ve ohatra , raha maniry anao izy inona no valiny ambara aminy, sahirana mitsy matsy za refa manao rendez-vous amin'ny olona ireny
Dia mirary soa e ?
novalian'i sitlo ny 21/01/2007 20:06
2. fasaly ( 13/01/2007 14:47)
euhhhhh! amiko mi rester sois même!
tsy mila mamrona fihetsika sy ny filirony
ny charme ve mou tsy hande ho azy raha mahafinaritra lay oul:wink::°):-D
3. fasaly ( 13/01/2007 14:49)
raha maniry anao izy ahoana klou io?????:roll::roll:
4. xxx ( 13/01/2007 15:20)
sahirana angaha i "r" rey olona oh!
5. cutie ( 13/01/2007 21:41)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 13-01-2007 15:49:18
Lohateny : Re : ina no fihetsika atao refa misy lehilahy mampiresaka ireny ?
raha maniry anao izy ahoana klou io?????

raha tonga de a la bed ngamba zany :-D:-D:-D
6. kelly13 ( 13/01/2007 22:09)
iii tsy mamely ra tonga d io no tedaviny fa ialao lavitra beuuuuu :)
7. fasaly ( 13/01/2007 23:08)
:-D:-D:-D mahatorakovitra ve ry cuite sy kelly! de raha io indray no hintranga de manao kilaoty vy misy gadenas:wink:
8. cutie ( 13/01/2007 23:10)
:-D:-D:-D:-D
ka rdv 1 kosa ve tonga de zany :roll:
9. fasaly ( 13/01/2007 23:20)
ka itsika koa eto miady hevitra ery fa tsy hay i xxx raha tonga de dakaoro am lay tonga de bed be mitsy:roll: yes or no!:-D:-D:-D
10. cutie ( 13/01/2007 23:38)
sahirana @ le valiny hono izy koa :-D
yes or no
11. fasaly ( 13/01/2007 23:46)
kouayyy! hay tkou mou! hihihihih kanosa marina izany:-D:-D:-D
12. cutie ( 14/01/2007 00:04)
hihihihii
efa te hatory njy fasaly
13. Veloo ( 14/01/2007 03:44)
:wink::wink::wink::wink:
mahafinaritra ny mahita lehilahy:wink::wink::wink: ko
14. fasaly ( 14/01/2007 09:24)
:-D:-D:-D izany ve ry veloo??mahafinaritra ny mahita lehilahy ve?:-D:-D:-D:-D

boané klou njy de tonga soa eto indray e! io zao mandalo fotsiny ndray de tsy hita:wink::-D
15. pissoa ( 14/01/2007 09:46)
Oujyyy, ary taiza foana i Veloo alou e :-*

Ôrsize zah kle :oops::lol:
16. Fiffi ( 14/01/2007 12:23)
tongasoa aloha Veloo an ! de bonaNé :) :-*:-*
17. pana ( 14/01/2007 13:19)
slt et meilleurs voeux à tous
18. Fiffi ( 14/01/2007 14:17)
misaotra anao de torak'izany koh ! :)
19. cutie ( 14/01/2007 22:20)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 14-01-2007 04:44:58
Lohateny : Re : ina no fihetsika atao refa misy lehilahy mampiresaka ireny ?

mahafinaritra ny mahita lehilahy ko

manao in ato njy hihihihi:wink:
20. kelly13 ( 15/01/2007 13:06)
ary aza manao tsidipahitra tsony ry veloo aaaa kiss njy, ndao hisakafo ary!!!!! hahaha za kou HS
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.654