ina no fihetsika atao refa misy lehilahy mampiresaka ireny ?
1. xxx
(
13/01/2007 14:02)
slt daholo e!!!
Ahoana kay ny fihetsika atao refa miresaka amin'ny lehilahy voalohany ireny , ohatra izy ka mikoty ireny ( azafady amin'ny fomba fiteny ) , misy ve ny fihetsika tokony tsy hatao na tokony hatao ohatra inona , matetika matsy za de sahirana refa manao rendez-vous voalohany ireny, inona no fiteny tokony hatao ohatra ? tokony hahasahy hiteny ve ohatra , raha maniry anao izy inona no valiny ambara aminy, sahirana mitsy matsy za refa manao rendez-vous amin'ny olona ireny
Dia mirary soa e ?

répondu par sitlo le 21/01/2007 20:06
2. fasaly
(
13/01/2007 14:47)
euhhhhh! amiko mi rester sois même!
tsy mila mamrona fihetsika sy ny filirony
ny charme ve mou tsy hande ho azy raha mahafinaritra lay oul:wink::°):-D
tsy mila mamrona fihetsika sy ny filirony
ny charme ve mou tsy hande ho azy raha mahafinaritra lay oul:wink::°):-D
5. cutie
(
13/01/2007 21:41)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 13-01-2007 15:49:18
Lohateny : Re : ina no fihetsika atao refa misy lehilahy mampiresaka ireny ?
raha maniry anao izy ahoana klou io?????
raha tonga de a la bed ngamba zany :-D:-D:-D
7. fasaly
(
13/01/2007 23:08)
:-D:-D:-D mahatorakovitra ve ry cuite sy kelly! de raha io indray no hintranga de manao kilaoty vy misy gadenas:wink:
9. fasaly
(
13/01/2007 23:20)
ka itsika koa eto miady hevitra ery fa tsy hay i xxx raha tonga de dakaoro am lay tonga de bed be mitsy:roll: yes or no!:-D:-D:-D
13. Veloo
(
14/01/2007 03:44)
:wink::wink::wink::wink:
mahafinaritra ny mahita lehilahy:wink::wink::wink: ko
mahafinaritra ny mahita lehilahy:wink::wink::wink: ko
14. fasaly
(
14/01/2007 09:24)
:-D:-D:-D izany ve ry veloo??mahafinaritra ny mahita lehilahy ve?:-D:-D:-D:-D
boané klou njy de tonga soa eto indray e! io zao mandalo fotsiny ndray de tsy hita:wink::-D
boané klou njy de tonga soa eto indray e! io zao mandalo fotsiny ndray de tsy hita:wink::-D
19. cutie
(
14/01/2007 22:20)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 14-01-2007 04:44:58
Lohateny : Re : ina no fihetsika atao refa misy lehilahy mampiresaka ireny ?
mahafinaritra ny mahita lehilahy ko
manao in ato njy hihihihi:wink:
20. kelly13
(
15/01/2007 13:06)
ary aza manao tsidipahitra tsony ry veloo aaaa kiss njy, ndao hisakafo ary!!!!! hahaha za kou HS