ina no fihetsika atao refa misy lehilahy mampiresaka ireny ?
21. sitlo
(
17/01/2007 14:42)
Mba ataovy serieux rangaha ilay resaka fa ilay olona mba sahirana nefa ilaozanareo mitakoritsika fotsiny.
SEULS LES POISSONS QUI SUIVENT LE COURANT.
SEULS LES POISSONS QUI SUIVENT LE COURANT.
22. kelly13
(
17/01/2007 14:58)
ka inn ary no tokony atao ry sitlo refa misy lehilahy mampiresaka fa eo manao resatsondro maty e!!! :-D:-D
24. sitlo
(
17/01/2007 15:32)
miolangolana koa inona indray moa.
Dia rehefa reraka miolangolana dia tomady tsara amin'izay. Dia izay vao miresaka tsara. Fa na dia mody fanina aza dia tsy maintsy mandinika ny fihetsiny rehetra rehetra, tsy asiana very mihitsy.
Dia rehefa reraka miolangolana dia tomady tsara amin'izay. Dia izay vao miresaka tsara. Fa na dia mody fanina aza dia tsy maintsy mandinika ny fihetsiny rehetra rehetra, tsy asiana very mihitsy.
25. cutie
(
17/01/2007 15:41)
Mpandefa : sitlo [ Valio ] 17-01-2007 16:32:07
Lohateny : Re : ina no fihetsika atao refa misy lehilahy mampiresaka ireny ?
miolangolana koa inona indray moa
:-D:-D:-D:-D:-D
30. kelly13
(
17/01/2007 16:55)
d tsy hitan'ilay lehilahy hoe miolangolana ra atao an'eritreritra kou!! iii tena tsy de bon conseil enao sitlo!! mila manao ravitaillement encre kely stp mdrrrrr
31. sitlo
(
17/01/2007 17:26)
hahaha,
fa angaha moa atao hitany, ouain be. Fa mba hampilamina ny vantana fotsiny. '{[("se detendre")]}'
Raha tsy ("calme") tsara mantsy lasa manaonao foana izany. Reveo manja fotsiny, dia aza mieritreritra zavatra alavitra loatra fa raiso ho toy ny namana aloha.
encre vaovao mihitsy no nampiasaiko tamin'iny.

32. kelly13
(
17/01/2007 19:49)
hitako mintsy hoe vaovao b ilay encre d mba nety kely ilay conseil hihihi :-D
38. kelly13
(
19/01/2007 13:06)
hahahaha, ary mora² iany klou fa saika tapaka ny tanako mafatifaty kely!!!
fasaly>njy mou tsy mpamaly hafatra? nefa saika handefasako hafatra njy d tsy handefa ndray za fa tsy valiandry akory zany :°)
fasaly>njy mou tsy mpamaly hafatra? nefa saika handefasako hafatra njy d tsy handefa ndray za fa tsy valiandry akory zany :°)
39. fasaly
(
19/01/2007 15:39)
:-D:-D:-D:-D alefaso ihany alou ry kelly13 sao latsahin'i fanahy masina aho a! de ho hita eo!
sitlo: ié zà nge otran'ny aloka e! eny aho fa tsy misy mahita fa eo alohanao vao hoe pouuuufffffffffff!:roll::-D:-D:-D:-D raiso ny "five"
sitlo: ié zà nge otran'ny aloka e! eny aho fa tsy misy mahita fa eo alohanao vao hoe pouuuufffffffffff!:roll::-D:-D:-D:-D raiso ny "five"