Fanalana ketrona amin\'ny maso, andrina, tenda, tanana

1. niryna ( 11/01/2007 18:14)
Misy fomba mety mahavonjy ve hanalana ireo ketrona amin\'ny tava sy tanana ireo? Aiza dia anao gants foana ve ny tena:cry:sy hanosotra izao tenenin\'ny olona izao:roll:
novalian'i niryna ny 19/01/2007 19:48
2. andry08 ( 11/01/2007 19:14)
Tsy misy hevitra fa manaike ny fahaterana raha tsy izany manaova lifting!
3. pissoa ( 11/01/2007 20:18)
:-D:-D:-D
4. Fiffi ( 11/01/2007 21:53)
rehefa hantitra aloha an ! de vao maika misy ireny nefa nga io azo halana zany ? de io lazain'i andry08 ny solution !
5. melody ( 11/01/2007 22:07)
dia aza kizitina sy miketrona lava ihany koa ary ataovy ampy tsara ny torimaso, tsy mila mandany fotona eo @ ordi rehefa alina ny andro:-D
6. Fiffi ( 12/01/2007 07:31)
raha be adin-tsaina kosa aloha niryna de tsy maintsy misy io kentrona io eh ! de ny fanalana azy ? heu....toa tsy misy fa de mihonina @ zao satria handany vola hanaovana lifting ve ?
7. HESHA ( 12/01/2007 12:21)
ilay rafozako izay mitana be mihitsy ny endriny na dia antitra aza izy, de ero-dronono io ihany hono no ataony am tarehiny rehefa mba mahandro ronono iny izy ao antrano, avela 20mns de kobanina.
Andramo oe sao mba mahasoa ?????
8. xxx ( 12/01/2007 13:31)
Raha manam-bola dia
http://www.wellnesskliniek.com/F_peeling.htm
9. xxx ( 12/01/2007 14:57)
ny ahy izay lotion fampiasako am tarehy no ampiasaiko ihany koa am tanana, na atoandro izany na alina. ..asa aloha ianao toa tsy tia lotion intsony.

dia ilay anti wrinkles(mahita aho eny am pivarotra ilay ireny foana koa ampiasaina sady ataovy massage kely ny manodidina ny maso) ianao anefa tsy tia mampiasa lotion intsony..ahoana indray ary ny botox e....

10. niryna ( 12/01/2007 18:53)
Rehefa antitra tokony isika dia hiketrona a. Mitombona daholo ireo rehetra ireo.Manino tokony ireny antitra ireny tsy miala gants fotsy foana? Mety hanontany aho rehefa mifanena.
Ny ahy koa izay lotion ny tava no ataoko amin\'ny tarehy.Vaseline tsotra hono atao amin\'ny tarehy rehefa mivoaka fa tsara.Na mianatra na mamaky boky ka mita-takolaka lava hono dia manaraka iny fivalonan\'ny tava iny rehefa lehibe koa.
Inona no tsara manao ondana avo sa iva amin\'ny tenda:?
11. xxx ( 12/01/2007 19:01)
Mety tsy antitra kosa angamba i Niryna satria ianao mikanikany foana hoy ianao,mety mitady hevitra rehefa miha-antitra :?:
Hay tokony tena-mampatahotra rehefa antitra ny olona ka mitanjaka fa tena lasa toa ireny vorovon-kena ireny :cry:
12. xxx ( 12/01/2007 20:08)
vorivori-kena ahoana?:D
13. sitlo ( 13/01/2007 18:15)
ity no tena valiny

http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/4/4d/Electric_iron_lie.jpg/200px-
14. tywa68 ( 14/01/2007 10:40)
nyrina : tsy mitaninandro sy misotro rano be (ary mitandrina @ sakafo mazava ho azy)d mba manisy crème hanampiana azy koa, satria efa maina ilay hoditra dia miketrona.

xxx : vorivori-kena sa vorovoro-kena no fiteny ê ? manao sport dia mihena zany hoditra mikirazorazo zany ê !

sitlo : :roll:
15. niryna ( 14/01/2007 20:20)
sitlo:

ity no tena valiny

http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/4/4d/Electric_iron_lie.jpg/200px-

Misaotra anao nanome evitra ny hipasoka,misy tokoa io ary toa tsy afaka miasa mandritra ny fotoana maro ilay olona mipasoka ny tavany,mivotovoto mahatsiravina be.Mila averina matetika,ny ahy aloha tsy hokitiako izany ny tavako e:o:o

16. melody ( 15/01/2007 15:19)
sitlo: handao ny tavanao aloha no handramana hopasoina voloany raha mety sa ahona?=))=))
17. niryna ( 16/01/2007 17:51)
melody:

sitlo: handao ny tavanao aloha no handramana hopasoina voloany raha mety sa ahona?=))=))

Angaha dia tena pasoana amin'ny fera izany fa manao fandidiana hanatsara sy hanala ny ketrona amin'iore no tian'i sitlo tenenina sa tsy izany:roll:

18. melody ( 16/01/2007 18:02)
fera mihintsy io navokany sary io kou, jereo indray mande ange e
19. Fiffi ( 16/01/2007 18:55)
fera io kah ! io angamba no nandraman'i sitlo nanalana ny rides-ny ! de avy eo de hoe may ! de voatery ni-opéréna nanalana an'io de afaka ve ? :wink:
20. melody ( 17/01/2007 13:22)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1723