Fanalana ketrona amin\'ny maso, andrina, tenda, tanana

21. niryna ( 19/01/2007 19:45)
melody:

fera mihintsy io navokany sary io kou, jereo indray mande ange e

Fomba hilazana azy fotsiny io fa tsy hoe tena pasoana :P

22. niryna ( 19/01/2007 19:48)
Fiffi:

fera io kah ! io angamba no nandraman'i sitlo nanalana ny rides-ny ! de avy eo de hoe may ! de voatery ni-opéréna nanalana an'io de afaka ve ? :wink:

Indraindray aky fiffi tsy dia arahana ara-bakiteny ilay izy fa mba fantatra kely ihany no tiany tenenina a :roll::roll:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3718