Tratry ny taona ny sokajy roa

1. LazaDaddy ( 02/01/2007 00:42)
Tratry ny taona daholo ny "Baibolista" sy ny "anti-krista". :)
novalian'i cutie ny 04/01/2007 03:28
2. ikaretsaka ( 02/01/2007 03:05)
lasa sokajy telo indray izany

"baibolista", "tsy baibolista"(liberal) sy ny "anti krista":P

vaovao marina ny taona fa ny fisainan'ny sasany tsy mbola niova
3. LazaDaddy ( 02/01/2007 03:11)
tratry ny taona ikaretsaka!:) nanao ahoana ny fety?
4. cutie ( 02/01/2007 03:52)
lasa 4 njay aza
conservatif (freako kristian), baibolista, liberal, anti-kristy (io alou no mbola tsy haiko hatramizao na secte na tsy mpino fotsiny
5. ikaretsaka ( 02/01/2007 03:58)
cutie> mba omeo definitions sy famaritana an'ireo tsotsotra hoe .. ilay hainao an!
6. cutie ( 02/01/2007 04:05)
hihihihihihihi
conservatif(freako kristian)= le milaza ho kristiana be reny, tsy azo ahodina mitsy , tsy te hivelatra, ny azy ihany ny azy , minia mikipy, mafy loha :-D
lasa weirdo ny iafarany

baibolista=mpamaky baiboly, mpitsimpona

liberal=miaina ny zava-misy fa tsy mivaona @ finoany, mivelatra kokoa.

anti-kristy= io no tsy haiko :-D
7. ikaretsaka ( 02/01/2007 04:29)
namaste cutie:-*
misaotra....

tena raha mba misy sary zao ato manampy an'io definition io noe tena tsara hijerena ny mampitombona azy ... mba tiako jerena aby ny paoziny!

pics's woth 1000 words manko hono!

asio sarinao tokoa hoe ry lazadaddy 8):wink:
8. ikaretsaka ( 02/01/2007 05:10)
cutie:
conservatif(freako kristian)= le milaza ho kristiana be reny, tsy azo ahodina mitsy , tsy te hivelatra, ny azy ihany ny azy , minia mikipy, mafy loha
lasa weirdo ny iafarany


otran'ny definition an'ny preservatif io le tsy mivoaka ilay "raha" fa voatahiry ao anatiny ao..

Inside the thing dia tsy misokatra toutside the thing!
9. LazaDaddy ( 02/01/2007 05:15)
ikaretsaka:
otran'ny definition an'ny preservatif io le tsy mivoaka ilay "raha" fa voatahiry ao anatiny ao..
mampalahelo ny "liberal" :oops:
10. ikaretsaka ( 02/01/2007 05:32)
milaza ny marina izy de mampalahelo.... tsy maninona ...
sa tsy marina indray io voalazako io?:-D

tena serieux.... porofoy ny tsy maha marina an'io
11. LazaDaddy ( 02/01/2007 06:20)
tsy misy zavatra ilaina porofoina angamba eto fa samy afaka mijery sy mandanjalanja araka izay adihevitra voasoratra eto ny tsirairay hoe:
iza ny Baibolista ary iza ny antikrista?

Tsy izay koa anefa no antony nanokafako an'ito dinika ito fa fiarahabana an'ireo sokajy roa ireo tratry ny taona :)
12. ikaretsaka ( 02/01/2007 06:27)
dia izay zany e...

ny tokony ho nataonao izany dia hoe :

Arahabaina tratry ny taona ny "preservatif" sy ny "liberal"

maninona zao raha franc ohatran'io! io tsy mba honette sy matahotra milaza ny marina efa hita io ihany hoa no mahavoa !
13. LazaDaddy ( 02/01/2007 06:30)
ka ny Baibolista sy Antikrista no tiako arahabaina fa maninona no tadiavinao terena vay manta? :)
14. simplex ( 02/01/2007 08:13)
Hey aza miady :evil:

tsy mety nga ra miara miasa :P
ohatra hoe manao "preservatif" zao ny "liberal" :roll::°):-P:-D:-D

tratry ny taona isika rehetra
8)
15. jentilisa ( 02/01/2007 08:31)
Tena vao miandoha ny taona vaovao dia ...
16. xxx ( 02/01/2007 08:38)
:D:-D
17. LazaDaddy ( 02/01/2007 08:47)
jentilisa sy simplex> tratry ny taona e! tena mba lalina tokoa. Asa tsy azo atao koa ve ny miarahaba tratry ny taona sa...?:-D
18. ikaretsaka ( 02/01/2007 12:23)
ka ny Baibolista sy Antikrista no tiako arahabaina fa maninona no tadiavinao terena vay manta?


ka tsy manao tery vay manta hoa za...fa manitsy ilay fiteny fotsiny
fa za kosa isaky izay manome precision anao dia zany foana no ataonao8O

Arahabaina tratry ny taona ny "preservatif" sy ny "liberal"

zao izy pollitically correct kokoa...

afaka manao an'ilaylazain'i simplex hoe

tsy mety nga ra miara miasa
ohatra hoe manao "preservatif" zao ny "liberal"


19. prime ( 02/01/2007 14:11)
LD> dia mahereza ry ise a... arahabaina nahatratra izao taona vaovao izao...
20. cutie ( 02/01/2007 14:24)
tratry ny taona koa prime a :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3227