Tratry ny taona ny sokajy roa
21. Samoana
(
02/01/2007 14:51)
LazaDaddy:
Tratry ny taona daholo ny "Baibolista" sy ny "anti-krista". :)
Noheveriko hoe " Baiboulista" de saika mba hamaly aho:D
Tsy haiko raha mba tafiditra @ ireo sokajy ireo ny tsy ampy finoana toa anay anefa mbô miezaka ny ho tiakrista ihany e:oops:
22. Rasiligaoma
(
02/01/2007 14:56)
izany hoe rehefa tsy manoovo an'i kristy ao anaty baiboly izany dia antikrista..
hafa indray iny
ilay hoe liberal sy preservatif angamba no mahafintina ilay sokajy kokoa
satria ny mitady an'i Kristy sy manara dia an'i Kristy no atao hoe kristianina (io angamba samy manaiky ny definition daholo)
fa ilay hoe ahoana no fitadiavana azy no samy manana ny fijeriny: hoe ao anaty baiboly sy ilay oe ao anaty baiboly sy ny fiainana andavan'andro

23. xxx
(
02/01/2007 15:00)
Ika sy Rasiligaoma : Aza asiana ady hevitra be ny sokajy nataon'i LazaDaddy. Rehefa tsy ao anatin'ireo sokajy ireo fotsiny ianareo mirahalahy, toa ahy ohatra, dia tsy isan'ny narahabainy nahatratra ny taona izany. Tsy misy tokony ho olana izany fa :-* fotsiny.
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m459847f44854e ny fifampiarahabana nahatratra ny taona ho an'ny daholo be tsy ankanavaka, fa ity tsy natao ho an'ny daholo be.
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m459847f44854e ny fifampiarahabana nahatratra ny taona ho an'ny daholo be tsy ankanavaka, fa ity tsy natao ho an'ny daholo be.
24. Rasiligaoma
(
02/01/2007 15:33)
ok.. gaga fotsiny aho amin'ilay sokajiny fa tsy hoe misy inona loatra akory.
27. simplex
(
02/01/2007 20:14)
fa tena marina fa ilaina ny "preservatif".
satria ra ol tsy mafantatra in in tokoa ve moa afaka hahalala foana ny asan'ny devoly :°) dia tsy maintsy hoe mamaky kely ihany izany izy na hoe misy olona manoro azy :roll:8)
satria ra ol tsy mafantatra in in tokoa ve moa afaka hahalala foana ny asan'ny devoly :°) dia tsy maintsy hoe mamaky kely ihany izany izy na hoe misy olona manoro azy :roll:8)
29. ikaretsaka
(
03/01/2007 00:49)
simplex>izay aloha e.. fa mila rovitina @ zay ny preservatif avy eo...:°) fa manjary tsy lasa mivelatra mihitsy ilay raha fa tsy mahita "monde au dehors du latex"
31. xxx
(
03/01/2007 00:57)
misy karazan'olona eto manasokajy ny tenany aminy tsy fahamaotinan'ny zavatra resahiny.
37. soanja
(
03/01/2007 03:15)
LazaDaddy:
Tratry ny taona daholo ny "Baibolista" sy ny "anti-krista". :)
LD> Miala tsiny aho raha hiteny hoe: "Masiaka be ity hafatrao iray ity" satria tonga de nanisy sokajiny ny rehetra, ary tena marina tokoa aloha raha ny hevitro fa nisy sokajy hadino. Nefa asa re.
38. LazaDaddy
(
03/01/2007 05:25)
soanja> tsy misy tsiny mihitsy ka. Tena fantatro soa amantsara talohan'ny nanoratakoan'io fa masiaka io. Tsy nanenenako akory aza satria raha tsy izay tsy misokatra ny mason'ny namantsika sasany eto, anisan'izany ny ahy.:-*
misaotra @ torohevitra
misaotra @ torohevitra
39. xxx
(
03/01/2007 05:28)
Tsy masiaka izany io fa tsy natao ho an'ny olona rehetra fotsiny. Tsy misy olana ho an'ny tsy mino an'Andriamanitra mihitsy ny antsoina hoe antikrista izany ohatra. :)