Tratry ny taona ny sokajy roa

41. xxx ( 03/01/2007 05:41)
Hay ho an'ny olona rehetra tampoka ilay fiarahabana :lol:
42. LazaDaddy ( 03/01/2007 05:44)
xxx> ho an'ny Baibolista sy "antikrista" ka. Fa raha misy "antikrista" misaron-tava koa dia mahatsiaro ho voakitikitika.
43. xxx ( 03/01/2007 05:52)
Ka izay no mampa an'ny olona rehetra azy koa. Hatramin'ny maneno akoho dia handa ahy in-3 ianao ozy Jesosy izay.
Hay ve mangilikilika io fiarahabana io e :lol:
44. LazaDaddy ( 03/01/2007 06:00)
xxx> an3 ka! Raha mahatsiaro ho voafehin'io dia manasokajy tena. Fa natao ho an'ny antikrista sy baibolista io :).

I samoana izao tikrista hono nefa tsy Baibolista :) arahabaina koa i Samoana!:-*
45. xxx ( 03/01/2007 06:04)
Dia raha sady antikrista no baibolista ve dia arahabaina indroa :lol:
46. LazaDaddy ( 03/01/2007 06:21)
xxx>:-D:-D:-D:-D:-D
47. xxx ( 03/01/2007 06:33)
Koa misy izany tsinona koa. :-D
48. bilakarenjy ( 03/01/2007 11:25)
LD>fa maninona moa no havahana toy izany izy io.
Toa te-hiseho be @ foto-kevitrao manokana ianao nefa zavatra hiraisana no atolotrao .
49. cutie ( 04/01/2007 03:28)
Mpandefa : bilakarenjy [ Valio ] 03-01-2007 12:25:35
Lohateny : Re : Tratry ny taona ny sokajy roa
LD>fa maninona moa no havahana toy izany izy io.

ka efa fataon-dry zareo conservatif io manavakavaka io :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.074