Zavatra vita gasy/vita sinoa tena tsy misy f.........

1. niryna ( 01/01/2007 03:18)
Raha dinihina ny fiainana taloha dia efa misy fandrosoana mihitsy ny firenen-tsika,saika hita daholo izay tadiavina ka ireo olona mpitsangatsangana aty tsy dia mila mitondra zavatra firy intsony fa saika misy daholo.Ny mbola tena mampalahelo dia mbola manao\"asa tanana gasy\" ihany isika.Mba mividy kiraro hoditra na poketra vita gasy,na zavatra tsara endrika na asa-tanana malagasy tsy tonga any an-trano akory ianao dia efa tapaka ny tahony.Manao kapa ila fa miala ny faladihany,mihitsana fotsiny ny lakoly,miala ho azy ny zaitrany,mba voa ohatr\'izany koa ve ianareo?Ny asa tanana sinoa moa dia vao maika zava-doza!Mividy antsy ianao vao tetehina hena dia mifaingoka, vao adino teo ambony koveta fanasana vilia dia arafesina.Tena tsy misy fivoharana mihitsy.Ahoana re no mahatonga izany e?
Mety mahita vahaolana ve ianareo hampandrosoana ny firenen-tsika fa tena mahamenatra mihitsy.Tsy mba afaka manome na mividy zavatra ho an\'ny olona vahiny mihitsy ny tena.
novalian'i niryna ny 25/01/2007 05:53
2. ikaretsaka ( 01/01/2007 06:08)
ny vita sinoa dia arakarak'ilay firenena "hivarotany" azy no maha tsara na maharatsy ilay izy..

raha zavatra amidiny @ vazaha dia mba tsara sy mateza ihany jereo fa saika zavatra vita sinoa aby izao ny mameno ny tsenambazaha... fa mba mateza sy misy quality


fa raha zavatra amidiny @ afrikanina dia tsisy fotony tokoa... fople tanteraka, fake, sns
3. lemenakely ( 01/01/2007 14:54)
marina ny an'i karetsaka miankina @ pouvoir d'achatn'ilay firenena io : ny sinoa koa anie ati-doha be e!
4. tomygirl ( 01/01/2007 15:36)
petatoko ny entana vita sinoa fa na izany aza ireo me matanjaka be ny sehatry ny varotra ka mino aho fa tsy hoe tsy mivoatra ry zareo fa ny gasy no ilàna fandinihina ny tokony hampandroso azy angamba:-P
5. Fiffi ( 01/01/2007 17:26)
na hatraiza na hatraiza zao de ahitana hentana vitsa sinoa avokoa ! fa.......raha azy ny varotra tsy de mivaky loha loatra izy hoe ahateza sa tsia fa kosa raha ho an'ny hafa kosa de mitaky kalité hiany ry zareo alohan'ny hanekeny hivarotana ny vita sinoa.

heu...bdb kosa ny zavatra vita gasy nefa tena maharitra an ! zany hoe hampio kely ny vidiny de ho hitanao fa ahazo zavatra mateza ianao.
6. bazylou ( 01/01/2007 18:02)
io ilay lazaiko hoe aiza ilay institution mpanao norme ao Madagasikara??? maty ny hahalafo fotsiny ny mpivarotra !!!!!!!
Ilaozan'ny mitondra mamenopasy sy mifanenjika seza fotsiny katsy mahagaga fa na ny vahoaka aza dia manaonao foana
7. Fiffi ( 01/01/2007 18:05)
tsy zany kosa ry bazylou an ! satria ange na firenena aiza na aiza de ahitana ny vita sinoa avokoa zao eh !
8. lemenakely ( 01/01/2007 18:18)
IZAHO ALOHA TSY MBA HANAMBADY SINOA E! hanaovana indray mandeha dia simba hi hi hi
9. Fiffi ( 01/01/2007 18:40)
lemenakely: :-D:-D:-D:-D:-D
10. fasaly ( 01/01/2007 19:08)
:?:wink:
11. ikaretsaka ( 02/01/2007 06:03)
bazylou:

io ilay lazaiko hoe aiza ilay institution mpanao norme ao Madagasikara??? maty ny hahalafo fotsiny ny mpivarotra !!!!!!!
Ilaozan'ny mitondra mamenopasy sy mifanenjika seza fotsiny katsy mahagaga fa na ny vahoaka aza dia manaonao foana


io kosa aloha dia miombokevitra @ bazy aho e..
tsy misy izany norme izany ao amintsika...
ze misy sy manana $ ao no manao norme
mahamenatra fa iznay no marina
12. fasaly ( 02/01/2007 06:44)
eka ouz!
13. Fiffi ( 02/01/2007 21:31)
bazylou:
Ilaozan'ny mitondra mamenopasy sy mifanenjika seza fotsiny katsy mahagaga fa na ny vahoaka aza dia manaonao foana
ny an'i bazyl koh de ny tsy fitiavana ny mpitondra foana no hasesika.....fa tsy any dago hiany ange no misy zavatra vita sinoa eh !


14. bazylou ( 02/01/2007 21:44)
tsy le hoe tsy fitiavana mpitondra an ilay vita sinoa anie fa ny antsika tsy misy norme ka aiza no tsy hanaoizay tianay ny vazaha syny karana!! tokony hentitra isika amin'io
15. soanja ( 03/01/2007 03:42)
niryna:

Raha dinihina ny fiainana taloha dia efa misy fandrosoana mihitsy ny firenen-tsika,saika hita daholo izay tadiavina ka ireo olona mpitsangatsangana aty tsy dia mila mitondra zavatra firy intsony fa saika misy daholo.Ny mbola tena mampalahelo dia mbola manao\"asa tanana gasy\" ihany isika.Mba mividy kiraro hoditra na poketra vita gasy,na zavatra tsara endrika na asa-tanana malagasy tsy tonga any an-trano akory ianao dia efa tapaka ny tahony.Manao kapa ila fa miala ny faladihany,mihitsana fotsiny ny lakoly,miala ho azy ny zaitrany,mba voa ohatr\'izany koa ve ianareo?Ny asa tanana sinoa moa dia vao maika zava-doza!Mividy antsy ianao vao tetehina hena dia mifaingoka, vao adino teo ambony koveta fanasana vilia dia arafesina.Tena tsy misy fivoharana mihitsy.Ahoana re no mahatonga izany e?
Mety mahita vahaolana ve ianareo hampandrosoana ny firenen-tsika fa tena mahamenatra mihitsy.Tsy mba afaka manome na mividy zavatra ho an\'ny olona vahiny mihitsy ny tena.


Niryna o, manorata aty amiko manokana rehefa te hividy zavatra gasy fa atoroko anao ny toerana ahitanao izany zavabita gasy mahafapo izany na gasy na vazah dia samy tia azy aby ary ho faly ianao hanolaotra gadoa izany ho an'ny hafa. Marina be io an. Ps: atonona ny vidina fa tsy lafobe akory:D


16. soanja ( 03/01/2007 03:44)
ikaretsaka:


fa raha zavatra amidiny @ afrikanina dia tsisy fotony tokoa... fople tanteraka, fake, sns


=))=))=))


17. Fiffi ( 03/01/2007 09:54)
:-D
18. xxx ( 03/01/2007 10:33)
ny fanjakana anie no tokony hanao sivana sy hametraka ny fahatsaran'ny entana miditra e!,fa matoa fopla no miditra dia tsy misy ny fanaraha-maso ataon'ny tompon"andraikitra momba izany .Na misy zavatra ambadika ao ohatra .
19. Fiffi ( 03/01/2007 12:09)
na izany aza ange ny sinoa tena manafika eran-tany mihintsy zao eh !
20. soanja ( 03/01/2007 14:22)
Fiffi:

na izany aza ange ny sinoa tena manafika eran-tany mihintsy zao eh !


Izay no maha Smart (maranin-tsaina azy). Anjaran'ny toerana andefasany entana no maka norme ny zavatra tiany hivoaka eo amin'ny mpanjifany.



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1941