Zavatra vita gasy/vita sinoa tena tsy misy f.........

21. ikaretsaka ( 03/01/2007 15:13)
miankina @ fahefa-mividin'ilay mpanjifa kao io
22. soanja ( 03/01/2007 15:31)
ikaretsaka:

miankina @ fahefa-mividin'ilay mpanjifa kao io

Marina izany. Izay ny mahatonga hoe ny toerana alehan'ilay entana no maka norme hoe ity ve le qualite takiana sa hoe inona no ilaina ato sa hoe ahoana?
Matoa mantsy miodina mandeha tsara le varotra dia midika izany fa afapo ny mpanjifa. Amiko raha zavatra hitako fa ratsy inona no tokony hividianako azy? dia rehefa tsy mandeha ny entana dia tsy manafatra ny distributors. Eo ny ilana ny atao hoe education hoe what is called "Quality" and how do we educate our customers about it.
How do we work their minds to achieve our goals that only our products are what they needed and the only ones. Good luck baby!
23. niryna ( 03/01/2007 17:26)
Misaotra antsika nifanome hevitra.Na aiza na aiza raha resaka vita sinoa dia ratsy daholo e.Hitako izany.Ny firenentsika no tena andefasany ny kalite ratsy indrindra,ny amerikana kalite tsara indrindra hono hoy ny olona eto amintsika satria raha zavatra mitovy izao na atao hoe kasikety fotsiny aza dia hitako miova loko sy lasa lozotra ny vidiana eto dago,raha sendra misy fianakaviana mitondra ireny satroka ireny anefa dia tena mifandrombaka ny ankizy satria tsara hono.Na izany aza dia e. e.e . Tsy lasa ireo sinoa ireo,marina ny anao aza manambady sinoa fa sady mihinankinampoana no misikotra taindelo sy tai-tsofina foana ry zareo :P:P:P
Misaotra aky soanja,rehefa hividy aho dia teneniko indry a, malahelo ery anie ahy mba nampitovy ny akanjoko tamin\'ny poketra gasy vao teny an-dalana dia tapaka ilay izy kanefa lafo ny vidiny e,ilay fitaovana anaovany azy mihitsy no tsy ampy satria na ny zaitrany aza dia niara-nivitrana tamin\'iny andro iny.Ny mampalahelo dia ireo olona milofika manao petakofehy,mivokona mihitsy ny lamosina, simba ny maso fa tsara kosa a saingy kely karama,ndry mampalahelo anie izany e
24. soanja ( 03/01/2007 17:52)
niryna:

Misaotra antsika nifanome hevitra.Na aiza na aiza raha resaka vita sinoa dia ratsy daholo e.Hitako izany.Ny firenentsika no tena andefasany ny kalite ratsy indrindra,ny amerikana kalite tsara indrindra hono hoy ny olona eto amintsika satria raha zavatra mitovy izao na atao hoe kasikety fotsiny aza dia hitako miova loko sy lasa lozotra ny vidiana eto dago,raha sendra misy fianakaviana mitondra ireny satroka ireny anefa dia tena mifandrombaka ny ankizy satria tsara hono.Na izany aza dia e. e.e . Tsy lasa ireo sinoa ireo,marina ny anao aza manambady sinoa fa sady mihinankinampoana no misikotra taindelo sy tai-tsofina foana ry zareo :P:P:P
Misaotra aky soanja,rehefa hividy aho dia teneniko indry a, malahelo ery anie ahy mba nampitovy ny akanjoko tamin\'ny poketra gasy vao teny an-dalana dia tapaka ilay izy kanefa lafo ny vidiny e,ilay fitaovana anaovany azy mihitsy no tsy ampy satria na ny zaitrany aza dia niara-nivitrana tamin\'iny andro iny.Ny mampalahelo dia ireo olona milofika manao petakofehy,mivokona mihitsy ny lamosina, simba ny maso fa tsara kosa a saingy kely karama,ndry mampalahelo anie izany e


Aoka itsy ry izy mianakavy, mba milelapaladia aminareo aho aza manaratsy olona toy izany fa mba tsy rariny kosa (STEREOTYPE). Ny fanambadiana tena zavatra hfa mitsy. Olona roa no miasa ny mikaondoha ary mifankatia eo fa tsy misy idiran'ny hoe ratsy sy tsara amin'ny mahazao azy.
Ny politikan'ny toekarena no resahina eto hoe ahoana no anekentsik Malagasy fa zava-dratsy no ampidirina any amintsika. Eo angamba no tokony hodinihina fa niova be ity size ity zany. Marina moa.
Education ny atao hoe zavatra tsara zany no tokony hovoizina any amintsika. Ary fidiran'ny fanjakana mandray antanana izany amin'ny alalan'ny sivana sns ohatra.
Ny hoe zaza gasy mihazakazaka mividy zavadratsy dia eo amin'ny fitaizana ihany koa izany.
Niryna a> tena manome toky anao tokoa aho ary misaotra mialoha,manana toerana tsara azonao ianteherana aho raha io zavatra vita gasy io, indrandra raha poketra sy satroka ary harona. Misaotra.


25. dailynews ( 03/01/2007 22:04)
soanja>=D=D
26. dailynews ( 03/01/2007 22:16)
ekena tokoa fa misy ratsy ny zavatra vita sinoa nefa koa misy tsara sns...fa rehefa manomboka miditra resaka fanambadiana dia resaka fanavakavahana indray izany angamba satria manao halako bika tsy tiako tarehy fotsiny ny @ hoe maha avy aiza na avy aiza ny olona iray na iza na iza izy ka mbola avy eto ambonin ny tany ihany fa tsy planeta hafa.
mety misy tokoa ny sinoa maloto tahaka ny fisian ny gasy maloto ihany fa tsy izany angamba no hanaovana steorotype ny olona araka ny lazain i soanja. Raha mba ataon ny olona tahaka izany koa hono ve ny gasy tsy halahelo ve? sns...
27. ikaretsaka ( 03/01/2007 22:16)
fa io tokoa mbola hitako olan'ny gasy... na ratsy aza ilay zavatra na ilay service azony dia anaovana sy vidiana dia tsy mba misy ilay mokondoha hoe : tsy manaraka standard io na tsy manaraka norme dia tsy ekena.
ny an'ny gasy dia hoe atao ahoana e... hiafiana eee. miharitra fa gasy eee... tsy haiko hoe toe-tsaina avy aiza angaha io

soanja:
raha zavatra hitako fa ratsy inona no tokony hividianako azy? dia rehefa tsy mandeha ny entana dia tsy manafatra ny distributors


io no tokony toe-tsain'ny gasy, mahay mitady quality fa tsy le hoe na apetraka @ seza planche @ taxi be misisika aza ka takiana telonjato dia tsy maninona sy mandefi-dava
28. bazylou ( 04/01/2007 12:06)
mbola izan foana anie no fisainan'ny gasy hatr'izao ry karetsaka e! hany ka asian'ny olona foana!! na zavatra laf nefa ny qualiteny -1!! jereo fotsiny ireo mpivarotra pc ao Tana, dia misy ary feno mihitsy ny mivarotra fako!! Na ny pI aza dia mbola misy mivarotra 3 000 000 fmg ihany nefa efa lany daty izy ireny ary efa zoridira no plasiny!!
29. Ruby ( 04/01/2007 15:12)
tsy manana olana am sinoa aho fa rehefa efa fantatra fa ratsy izany ny entany dia aza vidiana indrindra fa le lafo vidy ao behoririka ireny nefa mety ho mora simba, ny sasany aloha tsy mampaninona ahy ny mividy azy fa de efa mizaka ny vokany ra simba le izy satria efa mahafantatra.
30. ikaretsaka ( 05/01/2007 05:42)
izay toe-tsaina izay no tokony hezahina hananan'ny gasy
le hoe rehefa tsy mety sy ratsy de tsy vidiana, tsy ampiasaina, tsy tohanana...
fa tsy manao an'ilay sitrany ahay kely foana...
tadidio fa raha tia kely de tsy mety hanambe mihitsy
31. niryna ( 05/01/2007 15:54)
Asiana tsetsatsetra tsy aritra kely foana ry ireto ny fiaianana,izany no mahatonga ahy hiteny hoe tsiky kely dia ampy.Misy olona tsy mahalala sangisangy,alaina tena izy daholo ilay izy.Izaho mahita izany amin\'ny fiainana ary raha mahita zavatra mampihomehy aho na isika samy mifampiresaka aza dia mihomehy irery eto aho.Izay no atao hoe fiainana.Mila mandany andro mampifaly ny tena.
Nisangisangy ilay olona nampihomehy antsika hoe izaho tsy mba hanambady sinoa,izany akory tsy midika raha anontanianao izy hoe izany tokoa ve tsy hanambady sinoa tokony ve ianao? :P:P:P.
Izay no namaliako azy sangisangy koa ,raha ohatra ka nisy voatohana ny sangisanginay teo dia mialatsiny e. mamela ahy miteny hoe aza manambady ireny.Ny fact fotsiny kosa dia tena misikotra tain-delo be daholo ny sinoa, manomboka izao ianareo mety hanao fandinihina izany rehefa variana ireny izy dia ny orony no sokiriny ary izaho nahita maso matetika satria feno sinoa ny toeram-piasako,na ny mpampiasa iray izay metisy sinoa ,ny dadabeny sinoa dia io no tena hitako matetika ary tena mampandoha indraindray.Misikotra sofina hitako foana izany ary niteny tamin\'ilay ramatoa niaraka train tamiko mihitsy aho hoe tsy mety izao ataonao izao:e :evil:feno nanabe ilay fisokirana eo imasonao,ary efa in\'enina ilay hazokely misy vovo no sokiriny mivoaka nana.Diniho amin\'izany. Farany hiditra ny vita gasy indray, marina daholo ny teninareo,manao peta-toko sy maika havita zavatra ny gasy ary mbola misy izany,toy izany koa ny sinoa.France sy USA dia manana fivarotana lehibe ka 1 euro sy $ 1 daholo no amidiny saika feno mihitsy io ary mitovy ireny vita sinoa amidy aty amitsika ireny daholo koa ny zavatra hamidiny.\"Ny mora tsy mba tsara ary ny tsara tsy mba mora.\" Ny sinoa any amin-tsika samy hafa ny vidiny ahoana no ahalalanao hoe hoe tapaka ity antsy ity,na ho harafesina raha tavela eo amin\'ny rano kely eo?Ny fanjakana no tokony hanao sivana koa asa na iza no ho tompon\'andraikitra amin\'izany?
32. xxx ( 05/01/2007 17:11)
izaho aky manambady sinoa fa ny vadiko sy ny fianakaviany ary ny manodidina azy aky tsy hitako manao izany a.:roll:
33. soanja ( 05/01/2007 21:29)
Azo atao tsara Niryna ny manao sangisangy isan-karazany fa ny sangisangy mambany ny hafa indrindra ny firazanana dia tena zavatra farany izay saropady. Ka na sangisangy milaza fa tsy misy fact aza dia tsy tsara tokoa raha vao resaka manavakavaka firazanana. Asa anefa ny teny toy ny tady atsipy eny antandroky ny omby... Ampitiavana hatrany ny hitenenako izany.:-*
34. Fiffi ( 05/01/2007 22:10)
bazylou:
mbola izan foana anie no fisainan'ny gasy hatr'izao ry karetsaka e! hany ka asian'ny olona foana!!
:roll::roll:


35. fasaly ( 06/01/2007 08:35)
lasa resaka vady sinoa ndray nga lay izy:wink::-D:-D
36. Fiffi ( 07/01/2007 13:20)
:-D
37. niryna ( 08/01/2007 03:52)
Kanefa isika anie dia manana akanjo tsarabe vita avy aty Mada a alefany any ivelany.:P:P
38. tommykyle ( 15/01/2007 16:49)
Manao ahoana daholo ianareo mamaky! tena d'accord tokoa aho ny @ zany zvt izany satria tena tonga tsy tia ny zvt rehetra vita eto an-toerana intsony na isika Malagasy aza!maro ireo Malagasy mba mifofotra maneho ny fahasoavana misy ao aminy kanefa misy ireo mpaka tahaka izay mandoto rano dia tsy hita intsony na tena tsara na ratsy ilay entana. Ny tena marina dia isika Malagasy; izaho sy ianao io mihintsy no tokony ho tonga saina @ zay sinonnnn! jereo fotsiny ary, ny entana sinoa efa 5° choix ngamba no alefa hamidy eto! sady hanimbana marché misy eto satria mora! no porofo fa mbola manjaka eto ny corruption! tia tanindrazana ve ianao dia entana toa ireny no ampidirina? aiza moa ny malagasy sasany no tonga manao piratage dia tonga mandoto marché @ samy malagasy koa???mila mifoha amin'ny torimaso isika ry ireto an! jereo fotsiny zao ny frantsay! jamais izy mamoaka entana ratsy ivelan'ny fireneny izany! inona no antony? satria ampitsiriritiny isika amin'ny entana tsara dia hoe tsara sy lafatra any fa ndeh mba ho any koa aho fa any no tena top! sady misy politika anie ry zareo ao ambadika eh! ataony mihintsy izay handavanao ny tanindrazanao! dia iny koa ra-malagasy sasan-tsasany fa mandao ny taniny fa tsy mba mihevitra ny hampandroso sy hampiseho ny tena top eto!mampalahelo anie ny sasany lasa any eh! mba hoe lasa any an-dafy kanefa concierge na plongeur no asa! esclavage ngeh izany eh! mba tonga saina! ny vahaolana hoy ianao? ianao aloha mila tia tanindrazana, rehefa ao anatinao izany dia manoro ireo manao asa tsy lavorary ianao fa aza manao refus intsony! ary ireo mba mahalala tompon'andraikitra ao ambony ao! mba mangataka anareo reh tompoko mba hampahafantaro azy fa ratsy ny entana sinoa ampidirin'ny responsable sasany eto eh! ny tena entana sinoa anie ry ireto ka tena top eh! zah zao efa nahita! ary raha jeren-tsika koa ngeh fa ny kiraro tsara sy akanjo tsara ohatra dia made in asia daholo eh! fa ireo entana "FAKO" no amidirina mba ho potika ny ùmarché malagasy sy tsy ho tia ny entana malagasy intsony isika vokatr'ireo photocopie! ka mahereza eh! ento am-bavaka ny firenenao!
39. Fiffi ( 15/01/2007 16:59)
tommykyle:
tena d'accord tokoa aho ny @ zany zvt izany satria tena tonga tsy tia ny zvt rehetra vita eto an-toerana intsony na isika Malagasy aza!
heu......misy kosa tena tia ny zavatra vita gasy an ! zah aloha de tena anisan'tena tia eh ! hummm.....ireo haingo-trano isan-karazany.....(bibelots) ny lamban-databatra , ny vilany ....tena mbola hafa ny tsiron'ny sakafo handrahoana aminy...
Nyharona , ny satroka ...hummm...milay be an ! tsy hadino ny lambahoany sy ny kalendrié vita rofia misy sary ..tena milay kosa an !


40. niryna ( 16/01/2007 17:38)
Fiffi:

[quote=tommykyle]tena d'accord tokoa aho ny @ zany zvt izany satria tena tonga tsy tia ny zvt rehetra vita eto an-toerana intsony na isika Malagasy aza!
heu......misy kosa tena tia ny zavatra vita gasy an ! zah aloha de tena anisan'tena tia eh ! hummm.....ireo haingo-trano isan-karazany.....(bibelots) ny lamban-databatra , ny vilany ....tena mbola hafa ny tsiron'ny sakafo handrahoana aminy
y sary ..tena milay kosa an !
Ny harona , ny satroka ...hummm...milay be an ! tsy hadino ny lambahoany sy ny kalendrié vita rofia

Misaotra aky ry fiffi,fa tsara tokoa ireo ary mahafinaritra ery ny manao ny lambahoany eny amin'ny plage:P:P
Angaha adinon-dry ny tsirona voanjobory? Andrahona amin'ilay vilany gasy,miaraka ny sotrobe hazo no hanafangaroana azy:D:D




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3599