Raikitra amizay ny fanenjehana ny avy any @ faritany
1. ronaldo09
(
18/12/2006 11:19)
Tsy haiko na hofafan'i hery ity hevitro ity fa ataoko matotra ny filazana azy mba....
Tsy sanatria hoe mandrangitra na manely tsaho fa tena io ary lay efa nahiana fa raikitra ny fanenjehana ,efa solombavambahoaka roa be izao no midoboka eny am-ponja ny iray avy any Ikalamavony ary ny iray avy any Maintirano (zany hoe samy avy any @faritany )Zao dia enjehina indray i Pety izay tsy fantatra hoe inona sa amin'ny maha avy any Ikalamavony azy?
Araka ny nolazain-dRavalo moa dia hosamborina daholo ireo kandida nanakiana ankoatry an-dRatsirahonana!Dia hoy aho hoe iza moa no nanakiana tsy i Herizo avy any Ambositra i Manadafy avy any Manandriana ,i Lahiniriko avy any Betioky ,i Pety avy any Ikalamavony ,Rolland Ratsiraka avy any Vatomandry,Ratsirahonana avy ao Antananarivo ny sasany aloha ialako tsiny fa tsy dia namoaka fanakianana manao ahoana .
Hoy aho hoe naninona raha tsy abaribarin-dRavalomanana toy izao ny fisamborana La cote ,sa tsy ampy azy ve ireo efa mialokaloka any France?Ary firy moa no niaraka amin-dRatsiraka nefa nomena toerana toa an-dry Ranjeva ,Lila sns...fa ireo nenjehana dia toa zanaky ny faritany daholo .
Za moa olona tena manohitra tanteraka ity resaka ara-pihaviana ity satria na avy aiza ianao na avy aiza dia rehefa gasy dia mpiray tam-po amiko no andraisako anao!!!Zao anefa manomboka ny fanenjehana ny avy any amin'ny faritany ....
Raha izao aloha no mitohy manahy dia manahy aho fa ho avy miaraka amin'ny angady sy ny harona ny avy any @faritany !Aza hitako anie izany!
Hevitra io ary zava-misy fa aza ho raisina hoe manavakavaka indray i ronaldo ,za manko kianin'ireo mpanohana na marina aza ny zavatra lazaiko!!!

novalian'i ronaldo09 ny 28/12/2006 10:37
2. kitjo
(
18/12/2006 12:54)
Fandrangitana adim-poko zao zavatra soratanao izao amiko
asehoy kely eo zany tenin' i Ravalo hoe "hosamborina daholo ireo kandida nanakiana ankoatry an-dRatsirahonana"
samihafa ny manakiana, manohitra ary manasaritaka filaminam-bahoaka...
asehoy kely eo zany tenin' i Ravalo hoe "hosamborina daholo ireo kandida nanakiana ankoatry an-dRatsirahonana"
samihafa ny manakiana, manohitra ary manasaritaka filaminam-bahoaka...
3. ramorafr
(
18/12/2006 13:13)
Tsara ery aloha raha pseudo no hoe ronaldo,fa ny zavatra arosony dia zavatra mamoafady avy any la côte zah mamaly eto io an.Madagasikara dia tsy any foko iray fa ho any Malagasy rehetra ka dia aza mba mandrangitra adimpoko ohatranio fa tsy tsara;ary tsy ny lehibe anie no matimaty foana raha sanatria anie isy izany fa ny madinika izay tsy mba manana mpiaro sy harena atao ambimbava akory; hoy ny hirany taloha izay manao hoe"MIFANKATIAVA IHANY RAHA MBOLA VELONAINA..."na koa hoe"TSY MISY TSY DISO IZAY MANDIA NY TANY,F'IZAY MIVAROLAVO ANIE NO ADALA INDRINDRA.."
4. hery
(
18/12/2006 13:34)
Tsy paiso akory ny any @ faritany ronaldo ka mbola hieritreritra adim-poko izany a.
Tongava mihitsy enao any Dago dia tarito... fa ianao indray no ho fay voalohany eo.
Tongava mihitsy enao any Dago dia tarito... fa ianao indray no ho fay voalohany eo.
5. andratax
(
18/12/2006 13:41)
Fa ny Mpanohitra ve tsy misy olazaina afatsy ady é!
Nolazaina fa tsy tomponandraikitra izahay aminy korotana mety hiseho aorinan'ny fifidianana nefa aiza koa izay korotana eo.
zao indray resahina ny adimpoko ny Malagasy zala tsary adala ka asainareo hiady a matoa nanome ny 54%+ anRa 8 izy dia fantany fa io no Malagasy mahavita ity Nosy ity alou!
Raha te hisolo and-Ra8 ny Mpanohitra dia tokony hiova style alou fa tsy fanakorontanana sy ady foana no resahina .

6. MAR
(
18/12/2006 14:04)
ny ho avy no tokony ho jerena , izay vita dia tokony ekeny ny rehetra , malagasy iray ihany na iza no mitondra na iza , resaka mandany andro izany
7. xxx
(
18/12/2006 14:24)
nahoana moa ry ronaldo9 no mamorana adimpoko toy zao e?dia nahoana no tononona daholo ny anaran'ny toerana niavian'ireo no na hosamborina?tsy midika avy hatrany ve izany hoe manavakavaka tokoa ianao io? ianao no tena RACISTE, ary mpampiady ny malagasy,raha misy zavatra tsy mety ,saro-pady ataon'olona 1, tsy maitsy sazina io olona io,misy ny lalàna aty madagasikara, ianareo mantsy milaza fa tsy tan-dalàna , fa inona izany izahay mpanao lalàna?fa dia rehefa misy iantsoana olona iray dia tsy maintsy kianina foana ve ny mpitondra?ary inona moa ny idiran'ny filoha @ @ izay rehetra mitranga?vongan'olona izany izahay eto @ toeranay eto?aleo izahay hiasa ara-dalàna ary hanome ny fandrimpahalemena ho an'ny malagasy rehetra,tsy mila na iza na iza izahay hanoro anay izay ataonay fa nianatra izay izahay, ary malagasy iazahay ka tsy miangatra, tsy manavakavaka, na ianao io aza rehefa manakorontana ny sain'olona, mandainga sy mampiady ny samy malagasy dia hosamborina koa ary ho sazina, misaotra tompoko.
8. Samoana
(
18/12/2006 14:40)
xxx/ ronaldo tsy tia gasy intsony de faly mihantsy adimpoko avy lavitra fotsiny e ! tsy mila samborina akory fa efa tsy hiverina mandrakizay an-tanindrazana !!
9. njrtinah
(
18/12/2006 15:00)
Ny fijeriko azy samy tsy izy na ny an'i xxx na ny an'i ronaldo!
RONALDO: aza mandroso io resaka io intsony ianao fa na misy na tsy misy fanavakavahana dia ho tsarain'ny tantara eo ihany izay manao izany ary isika malagasy vahoaka mino an'Andriamanitra ka lozan'izay manao an'izany fanavakavahana zany na IZA IZY NA IZA?
XXX : Ianareo mpanao lalàna tsy midika hoe manaja io lalàna io foana; indraindray aza nohon'ny fahaizanareo azy dia ahodikodina eo na atao hanenjehana olo. Ny tsolitra efa tsy lazaina intsony... iza moa no tsy mahalala fa mandeha ny tsolitra ao@ fitsarana?
Tsy adala da^oly io olo miteny io fa miezaha miasa @ fahamarinana dradradradraina isan'andro!
Na nianatra ianareo tsy maintsy toroana hevitra fa tsy Andriamanitra akory.
Ary farany dia averiko aminao ihany ny teninao :"NA IANAO IO AZA NO MANAKORONTANA NY SAIN'OLONA, MANDAINGA...DIA HOSAMBORINA KOA ARY HOSAZINA."
Misaotra tompoko

10. Robert
(
18/12/2006 15:07)
Efa tenenina foana hoe aza miteniteny foana ry zareo, mbola hoela vao homatotra. Tsy fantatrao fa io anie no anisany mampahantra ny malagasy..
Rehefa te-hamono merina na haut plateau ry ronaldo tsy milaza mivantana fa ny olona no tarihina adi-poko eo...
Député Haja sy Voninahitsy de resaka vola maloto ary tratra am-body omby (araka ny fiteny).
Ranjeva, Lila, ary hadinonao Paraina, Horace, ireo senateur AREMA...
Ireo olona ireo de niaraka t@ Deba fa tsy manao ratsy na nanimba ny firenena....

11. ravakanyaina
(
18/12/2006 16:08)
Hoy aho hoe naninona raha tsy abaribarin-dRavalomanana toy izao ny fisamborana La cote ,sa tsy ampy azy ve ireo efa mialokaloka any France?Ary firy moa no niaraka amin-dRatsiraka nefa nomena toerana toa an-dry Ranjeva ,Lila sns...fa ireo nenjehana dia toa zanaky ny faritany daholo .
fa sao hadinonay merina ihany koa ny tantaran'ny ampamoizak'hova??? ny merina foana no tanisaina sy haratsiana eto,ny fandripahana merina t@ andron'i ratsiraka angaha adino???ny anareo aza mbola any amponja fa ny merina toa anay any ampasana no nasiana azy?
12. xxx
(
18/12/2006 16:14)
io le ronaldo io mbola ho faty any rosia any io , any ialahy hitanla tsara zany hoe adimoko zany , ary refa tena zohina tsara ny hevitry nedala de izy mitsy le olona mpankahala foko etto indrindra moa fa ny merina aleo tonga de avahako tsara fa ratsy loha loatra
13. rrgmt
(
18/12/2006 16:45)
Amiko aloha tsy hoe hanenjika côtier ra8 fa jadona no tiany atao noho ny tsy fahaizany mitondra loatra. Ny vahoaka moa efa leon'ny korontana dia tsy dia manana hevitra vaoavao fa tsy mahay mi-équilibrer @ fitondrana olona tahaka an-Ratsiraka izy. (Tsy midika izany hoe avereno Ratsiraka fa tokony hiova famindra izy raha tsy izany tsy haharitra eo fa ho fahavalony daholo ny rehetra hatr@ izay eo akaikiny aza !:oops:
15. bazylou
(
18/12/2006 21:52)
izay ilay tim e:: fafao fa jadona hoy izy satria tsy miafanarak amin'ny eritreretiny!! ary tsa zakan'ny ati dohany mihitsy rehefa misy olon amanana hevitra hafa noho izy!!
16. xhavier
(
19/12/2006 08:01)
O ry Bazylou sy Ronaldo asa aloha ianareo raha avy aiza na aiza fa izaho izay manoratra eto dia Merina ary fahotako ve naha Merina ahy.Izaho dia mitety ny faritana 6 no asako ary mahita ny zava-misy any ary any no tena loza @ fanenjehina merina tsy olona rehetra akory no manao an'izany fa am-pahany vitsy ary ireo mpanao politika ireo no tena mivoy an'izany aleo tsy lazaiko ny anarany fa manahirana.Fa manaova ianareo fanadihadiana dia ataovy fijery mahitsy fa rehefa mainty dia mainty.Mba ampiasao ny saina f'aza miresaka @ fo.Tsy mbola naheno aho an'izany aho hoe ho samborina daholo ireo kandida hafa, ny Deba aza tsy nanao an'izany
17. BloodTitan
(
19/12/2006 09:06)
Hita mintsy oe mbola tsy politisiana ny namana ato am serasera, mbola zaza saina daolo fa mba te hiresaka politika. Tsy adalana akory ny nanaganana an'ireny sekoly momba ny politika ireny satria sarotra io, fa ny gasy sasany dia eti-po fotsiny toa biby, moa v tsy fisainana alika sy ny akoho io resaka ady io??? Sa nareo te hitovy am reo?? Mba ampisehoy oa ny mampiavaka ny olombelona sy ny biby fa marikoriko, mbola tsy nahita mpanohitra tato a ka oe izao no sosokevitra tokony hatao, fa refa tsy lany ny tian'zalaha de adi-poko no dradraina lelika eeeeee!!! zay tsy miasaina am fitombenana mintsy ka nde hiady am malagasy toa anay mintsy an!!! Ry ronaldo sy ry bazylou ita mintsy oe zana-bazaha de zany no fisainana.
18. tezitra
(
19/12/2006 16:00)
ravalo mpanao adimpoko na tsia ,je sé pas, ça se passe dans sa tête,fa ny tsy azo lavina dia raisin'olona ho atrin'izay le izy.problème de communication izany. 3 choses:
1)ny olontsotra dia fampitahana ny azy, Raha afera no anagadrana an'i voninahitsy, raha traitement équitable, gadra daholo ireo deputé ny assemblée ireo.
Tsy nisy nitomany ny @ nanagadrana an'i kotity akory teto
2)Ravalo sy ny sasantsasany teto antananarivo tsy nanamora ny débat,tsy nisy ni-condamné ny nandaka an'i zafy, sy namono an'i faharo, ary tsy ni-condamné-ny Ravavlo i moxe raha nilaza fa tsy hanainky antananrivo raha tsy lany Ravalo, or c 1 grand conseillers
ary ny serasera tsy mi -condamné an'ity
hoy i Ravakiniaina
ny ahy tsotra, bonne question ny an'ironaldo, fa faux responsable, ary mauvaise solution
Risque adimpoko : Satria tsy mahay mi-communiquer ny fanjakana. dehors Rafanja
Responsable:Ravalomanana, Ratsiraka
solution : Ouste ravalo;
Dia mifankatiava ragasy ;
serasera, sarisary sorisory

fa sao hadinonay merina ihany koa ny tantaran'ny ampamoizak'hova??? ny merina foana no tanisaina sy haratsiana eto,ny fandripahana merina t@ andron'i ratsiraka angaha adino???ny anareo aza mbola any amponja fa ny merina toa anay any ampasana no nasiana azy?. 2 poids , 2 mésure
ny ahy tsotra, bonne question ny an'ironaldo, fa faux responsable, ary mauvaise solution
Risque adimpoko : Satria tsy mahay mi-communiquer ny fanjakana. dehors Rafanja
Responsable:Ravalomanana, Ratsiraka
solution : Ouste ravalo;
Dia mifankatiava ragasy ;
serasera, sarisary sorisory
19. fijo
(
19/12/2006 23:08)
le izy letsy ronaldo ,aza afangaro ny nanao ratsy sy ny fiaviany an,satria raha izay no jerena dia tsy misy azo samborina ny mpanoa ratsy satria avy any amin'ny sisiny;tsy izay anefa no hampilamina ny firenena.
ka avao tsara ny zavatra natao sy ny nanenjehana,ary ny fiaviana.isika rehetra eto,tsy nisy nisafidy ny fiaviany.z atsy nilaza hoe taovy merina,ronaldo tsy nisafidy hoe ataovy avy any atsimo.zafy tsy nifantina hoe ho teraka avy any avaratra.fa izay no misy dia izay.

20. ronaldo09
(
20/12/2006 09:06)
Tsy haiko aloha hoe tsy mahay teny gasy ny ankamaroanareo na ahoana olona 4 zao no mba mahazo ny tiako ho tenenina eto dia i fijo ,i tezitra bazylou ary i njrtinah .Za aloha dia miala tsiny fa tsy nandrangitra adim-poko eto amin'ity forum ity ary aty amin'ny firenena misy ahy dia 80% ny gasy aty dia avy ao Tana nefa zaho no SG ny fikambananan'ny mpianatra aty aminay ary matoa in-3 misesy aho lany amin'io toerana io (tsy ambony io amiko fa zava-dehibe fotsiny )dia tia ny malagasy rehetra ny tenako ary ry zareo koa matoa mifidy ahy dia noho ny toetrako hitany .Raha resaka fitiavana na tsy fitiavana tanivo (merina ) dia izao:za ny namako rehetra ary ny olona farany zay akaiky ahy sy atokisako dia avy ao Tana avokoa na mbola tany Dago aho na aty ,ary ny olona manampy ahy ary isaorako an'Andriamanitra dia olona avy ao Tana .
Ny olana eto dia tsy Antananarivo na ny Tananariviens fa le hoe i ravalo izay lasa manenjika olona ary ny ankabeazany olona avy any @ faritany ,maninona moa no tsy noresahiko ny Gly Fidy ,coutiti,Ratsiraka ,Tsaranazy ary Maharante izay avy any Toliara;satria fanta-poko sy fanata-pirenena ny zavatra tsy mety nataony ary nanombohako ny resako ery ambony dia hoe :tsy sanatria mandrangitra (sanatria hoy aho).
Vakionareo ary diniho io valintenin'i tezitra dia io no fehin'ity resaka ity .
Mila mamakafaka fa tsy mamaly fotsiny amizao!
Zokibe fijo a!Tena raha ohatra anao daholo ny olona eto amin'ny serasera dia milamina ny tanana!