Raikitra amizay ny fanenjehana ny avy any @ faritany

21. xxx ( 28/12/2006 06:18)
Tsotra be ny zavatra tiako hambara ho anareo izay mamaly ny forum ataon'ilay ronaldo : aza valiana fa ny olona kely saina toa itony no tsy mampandroso an'i Madagasikara. Avy elà aty Dago raha hitarika adim-poko fa elà no ho vitain'ny olona voalohany eto. Tsy kely saina ohatran'i Ronaldo akory ny gasy.
dia mangataka ny mpiditra forum ato mba tsy hamaly ny resak'olona adala toa itony ! ataovy ity ny farany.
22. ronaldo09 ( 28/12/2006 10:37)
Inona ary no iafenana ao ambadik'io xxx io e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0417