Fiombonana daka tsy hita maso

1. salmo ( 12/12/2006 11:03)
Ity kilalaoany malagasy ity de mitondra zavatra be de be; fanaratsiana, fitiavana, sangisangy, fahaditrana, fitiavan-tena, tsy fifanajana sns... (izay tsy matanty aleo tsy miombona)

Ny kilalao daka tsy hita maso dia natokana ho any lhl ihany. Fa ny vhv, dia mianatra sy miady vitana izay hataony lhl rehetra, de hatao daholo izay fanaony bandy.

Raha misy vhv iray miombona daka tsy hita maso am lhl, ilay vhv efa mahatsapa tsara fa tsy hisidina eo @ lamosiny zany ny lhl:-D. Nefa ny vhv de misidina be mintsy:-w. Ho valiana, ôtrany tsy fifanajahana ho azy. Tsy ho valiana; lazaina fa kapok'olotiana na marary aza hiafina:-w




novalian'i salmo ny 19/12/2006 18:00
2. pissoa ( 12/12/2006 11:10)
Ka ngah kou moa misy miombona raha tsy nanaiky le lehilahy e ... ka ereto eo refa te hiombona am'vehivavy :-P:-D:-D:-D
3. xxx ( 12/12/2006 18:35)
Salmo isaky ny miteny dia fanaratsiana vehivavy foana. 8)
4. salmo ( 12/12/2006 19:33)
xxx sanatria less.
Joba ho any Bandy ary Bandy ho any Joba, zay no misy aty, ka tsy misy hifanambanimbany na hifanaratsiratsy. Ary belle ao anatiny fanelingelenana ihany.
5. fasaly ( 12/12/2006 19:37)
salmo:

. Ary belle ao anatiny fanelingelenana ihany.



vamosssss! !!!!:roll::roll::roll: in no dikan'io hoe belle ao anatiny fanelingelnana ry salmo..????:roll:


6. xxx ( 12/12/2006 20:02)
koa vakio daholo ary ny hevitra asehonao, ilay rehefa mba tsy momba ny gasy sy ny espagnol na ilay tsy misy dikany tsy azo ireny dia bandy sy sipa. Ny bandy ohatra izao sy izao nefa ny sipa ...
7. salmo ( 12/12/2006 20:08)
fasaly:
vamossss!


taitra be mintsy i fasaly zany
8. fasaly ( 12/12/2006 20:13)
:-D:-D:-D:-D
9. salmo ( 12/12/2006 20:50)
aho:
Ary belle ao anatiny fanelingelenana ihany


xxx fanaratsiana ve zany?
10. fasaly ( 12/12/2006 21:03)
inona no dikan'io ry salmo????:roll:
11. salmo ( 12/12/2006 21:41)
fasaly> tsy manaiky mintsy :-D
[quote/aho]Ary belle ao anatiny fanelingelenana ihany[/quote]
Midika zany fa rehefa tara train ny vhv, mpanelingelina be sady manao marary, ao anatiny fitediavana konfiensia. Mandrapantongany zavatra hilainy ao @ anakiray.
12. salmo ( 12/12/2006 21:42)
fasaly> tsy manaiky mintsy
aho:
Ary belle ao anatiny fanelingelenana ihany

Midika zany fa rehefa tara train ny vhv, mpanelingelina be sady manao marary, ao anatiny fitediavana konfiensia. Mandrapantongany zavatra hilainy ao @ anakiray
13. salmo ( 12/12/2006 21:43)
xxx tsy misy hidirany español sy malagasy am zany less
14. xxx ( 12/12/2006 22:45)
tsy mandaha aho fa famptsiahivana ny resaka fampiditry salmo fotsiny aho
15. xxx ( 12/12/2006 22:46)
ary hatsikana ve ity sa lalao? raha lalao, amn'ny daka tsy hita maso ve misy vehivavy miangotingoty izany? :cry:
16. lapino ( 13/12/2006 03:06)
salmo:

Midika zany fa rehefa tara train ny vhv, mpanelingelina be sady manao marary, ao anatiny fitediavana konfiensia. Mandrapantongany zavatra hilainy ao @ anakiray

Misy ohatra ny tokony hiombona daka tsy hita maso letsy atsy izany http://serasera.org/forum/?rub=dinika/topic&topid=t3e9652c8100ff :-D:-D:-D
17. salmo ( 13/12/2006 10:03)
lapino> na efa daka hita maso aza ve mbola mandaka ihany ry tavany. :-w :-w
18. fasaly ( 13/12/2006 11:07)
tratran'ny dakan'ny ry tavany tany jgah salmo:roll::-D enjana be zany!8O
19. salmo ( 13/12/2006 13:23)
fasaly>:-w mety zany mintsy angamba lay fomba voalohany hikatsaina ny fifaliana, de daka be avy ariana
20. fasaly ( 13/12/2006 14:26)
ka tsy aleo omeko ny daka mirefodrefotra alou i salmo izany:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0664