Fiombonana daka tsy hita maso
22. lapino
(
13/12/2006 18:36)
salmo:
lapino> na efa daka hita maso aza ve mbola mandaka ihany ry tavany. :-w :-w
Ka raha efa hita maso koa ve dia iza no hanaiky hodakana am'zao fotsiny ? :-D:-D:-D
23. salmo
(
14/12/2006 09:08)
Zah alou tsy manaiky e. fa tsy aiko mintsy:^) raha vao mifampikasika fotsiny ny akanjo samy akanjo de efa tsinjaka sy korana ao Antsahamanitra. vao maika zany raha tazomina sy fihinina tahakany mitolona-omby, mba tsy handakany am hita maso. ôtrany nahazo COUPE du MONDE:-w:-w.
25. xxx
(
14/12/2006 12:15)
rehefa tsy mety ny daka tsy hita maso dia ataovy
"bizou tsy hita maso" ndray na "safosafo tsy hita maso"
:roll::roll::roll::roll:
"bizou tsy hita maso" ndray na "safosafo tsy hita maso"
:roll::roll::roll::roll:
26. fasaly
(
14/12/2006 15:51)
salmo: ny ahy ataoko hitanlà lay daka be de iny aho no mitsoka!:roll::-D:-D:-D:-D
28. lapino
(
15/12/2006 19:21)
salmo:
Zah alou tsy manaiky e. fa tsy aiko mintsy:^) raha vao mifampikasika fotsiny ny akanjo samy akanjo de efa tsinjaka sy korana ao Antsahamanitra. vao maika zany raha tazomina sy fihinina tahakany mitolona-omby, mba tsy handakany am hita maso. ôtrany nahazo COUPE du MONDE:-w:-w.
Nareo koa no dia sarotiny loatra kle! :D
29. xxx
(
15/12/2006 19:27)
inona ity tavany lazain'i salmo ity eh, mba fidifidio ihany ny teny avoaka
31. Aino
(
18/12/2006 18:54)
salmo iza ilay namaly ny .... tsy hita maso ahy!! tadidio ny valiny iny!!:twisted::twisted: fa tsy olon-tiana aho ka tsy hanafosafo. lolll sady tsika sy niombina mihintsy hoe asio any iny aho!!
aza tratrako hoa ny derier anao iny, mba anomezako anao ôô ilay daka tsy hita maso oo!!:}:°)
aza tratrako hoa ny derier anao iny, mba anomezako anao ôô ilay daka tsy hita maso oo!!:}:°)
