maninona kay

1. xxx ( 10/12/2006 19:44)
Fa maninona kay ny vehivavy no petsana eh?
novalian'i vale ny 12/12/2006 10:02
2. booboo ( 11/12/2006 10:26)
:-D:-D:-D:-D:-D ny vhv r'ise mila miresaka a....refa tsy iresahany ise dia tongà saina hoe misy raha tsy mety ndray tany ho any.....
3. andry08 ( 11/12/2006 14:00)
Milaza izany fa ny vehivavy tia mifanerasera.
4. vale ( 11/12/2006 14:25)
xxx: :?
5. kala ( 11/12/2006 14:56)
=D=D=D=D
andry08:

Milaza izany fa ny vehivavy tia mifanerasera.



izany mihitsy ange hoa ê! :-* :-* :-* :-*

saingy ny lhl rehefa miresaka tena lalina fa mody miafina fotsiny :evil:
MFM : Miresaka fa miafina :twisted:





6. Fiffi ( 11/12/2006 16:04)
xxx:
Fa maninona kay ny vehivavy no petsana eh?
ka raha lahy enao de tsy aharaka an'zany ...:-D:-D:-D


7. tywa68 ( 11/12/2006 16:15)
d zay mihitsy no maha-tamàna anao ê ? :-D:-D
8. Zina ( 12/12/2006 03:51)
tssss misy koa ny lahy petsana ko
9. Fiffi ( 12/12/2006 06:27)
ié ! misy de misy koh io an !
10. vale ( 12/12/2006 10:02)
ié,:lol::lol::°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9118