maninona kay
1. xxx
(
10/12/2006 19:44)
Fa maninona kay ny vehivavy no petsana eh?
novalian'i vale ny 12/12/2006 10:02
2. booboo
(
11/12/2006 10:26)
:-D:-D:-D:-D:-D ny vhv r'ise mila miresaka a....refa tsy iresahany ise dia tongà saina hoe misy raha tsy mety ndray tany ho any.....
5. kala
(
11/12/2006 14:56)
=D=D=D=D
izany mihitsy ange hoa ê! :-* :-* :-* :-*
saingy ny lhl rehefa miresaka tena lalina fa mody miafina fotsiny :evil:
MFM : Miresaka fa miafina :twisted:
andry08:
Milaza izany fa ny vehivavy tia mifanerasera.
izany mihitsy ange hoa ê! :-* :-* :-* :-*
saingy ny lhl rehefa miresaka tena lalina fa mody miafina fotsiny :evil:
MFM : Miresaka fa miafina :twisted:
6. Fiffi
(
11/12/2006 16:04)
xxx:ka raha lahy enao de tsy aharaka an'zany ...:-D:-D:-D
Fa maninona kay ny vehivavy no petsana eh?