Jereo aloha ny tenanao
1. Rasiligaoma
(
07/12/2006 19:32)
un riche industriel était horrifié de voir un pêcheur étendu paresseusement à côté de son bateau en fumant sa pipe.
-Pourquoi n'êtes-vous pas à la pêche ? demanda l'industriel.
-Parce que j'ai attrapé assez de poissons pour la journée, répondit le pêcheur.
-Pourquoi n'en pêchez-vous pas plus que vous n'en avez besoin?"
demanda encore l'industriel.
-Qu'est-ce que j'en ferais ? demanda à son tour le pêcheur.
-Vous pourriez gagner plus d'argent, répondit l'autre. Avec cet argent,
vous pourriez ajouter un moteur à votre bateau, puis vous pourriez aller en eaux plus profondes et pêcher plus de poissons.
Ce qui vous permettrait d'acheter des filets de nylon.
Et ces filets vous apporteraient plus de poissons et plus d'argent.
Bientôt, vous auriez assez d'argent pour posséder deux bateaux?peut-être
même une flotte de bateaux.
Et alors, vous seriez un homme riche comme moi."
-Qu'est-ce que je ferais alors ? demanda le pêcheur.
-Alors, vous pourriez vous asseoir et jouir de la vie" repartit l'industriel.
-Qu'est-ce que vous pensez que je fais actuellement ? rétorqua le pêcheur..
ao izany!!

novalian'i ikaretsaka ny 15/12/2006 04:20
10. Lejim
(
07/12/2006 21:13)
Raha otran'ilay mpanjono doly ny fisainan'olona rehetra dia sous-developpe lalan-dava isika! :-D
11. fasaly
(
07/12/2006 21:16)
booboo: lejim: adikao tsotsotra fohy am teny gasy eto ambany rangah a!:?
12. xxx
(
08/12/2006 00:58)
azo navadika teny gasy tsara kosa io eh, ity hakamaoana ity hoa tsy mifidy tarehy :@
13. Lejim
(
08/12/2006 02:46)
fasaly> ok
Rikoriko ity mpanan-karena iray nandalo ka nahita mpanjono iray mivalampatra matoritory eo akaikin'ny lakana fanjonoany, sady mifoka sigara:
- Maninona ela no tsy manjono intsony? Hozizy ilay mpanankarena
- Efa ampy ny trondro azoko androany izay kah. namaly ilay mpanjono.
- Dia maninona no tsy manjono trondro maromaro intsony?
- Dia ataoko inona anefa? Hozy ilay mpanjono izany mba nanontany
- Amidy mba ahazoan'la vola, dia amin'izay afaka ovain'la mandeha motera ity lakan-kelinao ity, ahafahanao mandeha lavidavitra any anaty rano any mba ahazoana trondro ngeza sy maromaro. Dia mahafaka mividy arato vaovao koa elah. Ireo arato vaovao ireo dia hampiditra vola be any am-paosinao satria manamaro ny trondro azonao. Dia mahafaka mividy lakana roa aza enao avy eo, no lasa mpanefoefo otranah!
- Dia maninona amin'izay zah rehefa manam-bola be?
- Amin'izay enao afaka mipetrapetraka tsara, mankafy ny fiainana.
- Dia heverin'la ho inona izany io ataoko izao io?

14. Lejim
(
08/12/2006 02:47)
Io izany mba dika vilana nataoko fa azafady fa natory aho teo dia tara be vao nahita ny hafatr'i Fasaly! :-P
15. ikaretsaka
(
08/12/2006 03:48)
Lejim:
fasaly> ok
Rikoriko ity mpanan-karena iray nandalo ka nahita mpanjono iray mivalampatra matoritory eo akaikin'ny lakana fanjonoany, sady mifoka sigara:
- Maninona ela no tsy manjono intsony? Hozizy ilay mpanankarena
- Efa ampy ny trondro azoko androany izay kah. namaly ilay mpanjono.
- Dia maninona no tsy manjono trondro maromaro intsony?
- Dia ataoko inona anefa? Hozy ilay mpanjono izany mba nanontany
- Amidy mba ahazoan'la vola, dia amin'izay afaka ovain'la mandeha motera ity lakan-kelinao ity, ahafahanao mandeha lavidavitra any anaty rano any mba ahazoana trondro ngeza sy maromaro. Dia mahafaka mividy arato vaovao koa elah. Ireo arato vaovao ireo dia hampiditra vola be any am-paosinao satria manamaro ny trondro azonao. Dia mahafaka mividy lakana roa aza enao avy eo, no lasa mpanefoefo otranah!
- Dia maninona amin'izay zah rehefa manam-bola be?
- Amin'izay enao afaka mipetrapetraka tsara, mankafy ny fiainana.
- Dia heverin'la ho inona izany io ataoko izao io?
Hihihihi... fa mahalasalasa saina ilay izy kay a
fa misy lesona azo tsoahina koa avy amin'ilay tantara : hoe aza mitsaratsara sy miteniteny olona fahatany nefa tsy mahafantatra ny tena ao an tsainy sy ny ataony akory
Ohatran'ny tiko alefa ary @ fivavahana sy finoana, sy ny fiaraha monina ity tantara ity fa mahaliana anefa
aleo ato fa ato no nametrahan'ny tompony azy!
16. fasaly
(
08/12/2006 06:28)
mciiii! lejim:-* zà vao mahita azy lava be no vazà de kamo no hamaky:-D
18. zakony
(
08/12/2006 07:15)
dadany iano ra Lejim raha handika
tena rikoriko tokoa izany ilay mpanefoefa nahita an lery natoritory an