Jereo aloha ny tenanao
22. tywa68
(
08/12/2006 09:49)
tena zay tenenin'i fasaly zay mihitsy hoe raha vao vazaha sy lavabe dia efa tsy vakiako f misoatra an'i lejim !
23. Lejim
(
08/12/2006 13:20)
Tsy misy fisaorana e,
Ny namana ato no tena isaorana fa milay be daholo! :)
Ny namana ato no tena isaorana fa milay be daholo! :)
25. Ruby
(
08/12/2006 18:08)
Koa raha trano bongo no hiononany anefa izy afaka mba miezaka ihany hanao zavatra hafa fa tsy hionona @ antonony foana na latsaky ny antonony dia izay izany...hijanona eo. Mora faly dia tsy mba handroso mihitsy. :-/
26. xxx
(
08/12/2006 21:21)
k'hita fa izany mintsy. zany no tsy mampandroso ny afrikana hono raha oharina @ eropeana hoy ny recherche iray efa ela be hitako izay fa mora faly @ izay kely hananana fa tsy mba mihevitra lavitra mihitsy fa dia ny plaisir ny tena eo no ho eo foana. ny fiainan ny sakanay no mitovy @ izany hoy izay olona iray ato izay.
:*:*:*:*:*:*
:*:*:*:*:*:*
27. ikaretsaka
(
09/12/2006 17:30)
marina daholo izany!
fa ny erreur an'ny olona sasany indray dia mihevitra ny "hanampy" sy "manome hevitra" fa tsy hitany akory akory anefa ny "realite" fa dia ny hitatatata izy
io ilay "avara-pi" tsy mahita ny tena misy marina

30. xxx
(
12/12/2006 23:58)
ikaretsaka:ikaretsaka angaha tsy avara-pi?:-D:wink:...afaka mitsotsotra izy, fa rehefa ho be marenina sy sarotra hatoro dia avelao hanjono mandram-pahafatiny eo izany koa, :twisted: hi hi hi...
marina daholo izany!
fa ny erreur an'ny olona sasany indray dia mihevitra ny "hanampy" sy "manome hevitra" fa tsy hitany akory akory anefa ny "realite" fa dia ny hitatatata izy
io ilay "avara-pi" tsy mahita ny tena misy marina
32. ikaretsaka
(
15/12/2006 04:20)
za aloha tsy avara-pi fa andrefam-pi satria mbola manao ny ataon'ny miakandrefam-baravarana daholo e:-D
ka tsy be marenina tsony izy sy sarotra atoro fa efa azony daholo ny niriny ko, efa vitany daholo ny cle natoron'ilay avara-pi teo ambony
ka tsy be marenina tsony izy sy sarotra atoro fa efa azony daholo ny niriny ko, efa vitany daholo ny cle natoron'ilay avara-pi teo ambony