dago

1. kelly13 ( 07/12/2006 16:11)
io indray no mba mahalasa ny saiko e! fa maninn no atao hoe "dago" nefa ao anatin'ny "madagasikara" tsisy hoe dago fa daga! inn tokou no nahatonga io teny 1 io? :?::-/
novalian'i kelly13 ny 13/12/2006 17:55
2. Fiffi ( 07/12/2006 16:12)
heu...."abréviation" ?
3. fasaly ( 07/12/2006 17:11)
:roll::roll::roll::roll:zà kounkou tsy mahalala:?
4. Fiffi ( 07/12/2006 18:16)
ohatran'Antsirabe hataon'ny olona hoe "Bira" ?
5. kelly13 ( 07/12/2006 18:19)
ie, tsy haiko, sa hoe entin manamora le fanononana azy? otran'ny hafa² mantsy le hiteny hoe "daga" na hoe "rabe" lolll
6. Lalah ( 07/12/2006 18:23)
F inona anefa ny olana @ zany, Antananarivo "Tana" Antsirabe"bira" dia mitovy @ zay koa "Dago" tsy manambany aloha zany e, misy hifandraisany @ Diego angamba io izy raha tsy diso aho. Aza mora tezitra @ zany fa take it easy hoy ilay fitenenanana e!
7. kitjo ( 07/12/2006 18:31)
an3, tsy fanafohezana io akory fa tena misy tantarany t@ fanjanaha-ntany raha tsy diso za dia izay no fiantso an'i Madagasikara...

t@ 3e nianatra tantaran' i Madagasikara no nampianarana an le izy fa zay hita ihany le tsy mianatra lesona :oops:

ry zareo mpahay kolontsaina sy tantara izao no afaka mamaly an'io fa tsy fanafohezana velively akory k!
8. kelly13 ( 07/12/2006 19:00)
lalah>nga mou misy oe tezitra e, fa mba lasa oa ny saiko hoe inn no nahatonga io "dago" io, c tt! that's all (zay no mba teny angalisy haiko) :)
9. fasaly ( 07/12/2006 19:21)
:P hay viyyyyyyè! hafa hafa ndray iny ry ktjo an!:-*
10. Fiffi ( 07/12/2006 19:31)
ka taloha ange nisy nilaza hoe "mada" de avy eo lasa hoe "dago"
11. vale ( 07/12/2006 22:22)
Lalah:

F inona anefa ny olana @ zany, Antananarivo "Tana" Antsirabe"bira" dia mitovy @ zay koa "Dago" tsy manambany aloha zany e, misy hifandraisany @ Diego angamba io izy raha tsy diso aho. Aza mora tezitra @ zany fa take it easy hoy ilay fitenenanana e!
ooops:°)lalah: toa tsy niteny ny tompon'ny size hoe manambany le hoe "dago" kah!!!!:P


12. daddi ( 08/12/2006 03:07)
mety diso be zah an
fa ny fahatsiahivako azy dia izao
ny karana sy ny frantsay niavy na niverina teto frantsa no mpilaza hoe "mada" (abréviation)
fa ny gasy mpiavy an-dafy dia toa nametraka marika ka tsy nilaza hoe mada fa ma /dag/o qque part dag-ko ; lava laotra anefa raha ho natao hoe mada-ko ; sady tsy te hampiasa ny fomba ny mpiavy tany an-tanindrazana
fa misy hevitra "possessif" io "o" farany io
sady tsy te hanagalatra ilay forme poétique hoe gasikarako
namdiby zoky be taty an frantsa aho
tsy nasiana an-tsipirihiny io filazana ny tanindrazantsika io fa tao resaka tena démarcation tsy hanonona azy toa ny sasany anefa
13. Ralay ( 08/12/2006 03:46)
Marina ny voalazan'i daddi io fa avy @ hoe dag-ko(mada à moi)io teny io.Rehefa tononina anefa dia otran'ny hoe dago ny fahenoana azy hany ka raikitra dago izy taty aoriana mba hanatsotra ny fanoratana azy.
14. fasaly ( 08/12/2006 06:31)
hummmmm! zé vao azoko zany ma mada-ko! msotra an'i daddi nanazava:wink::-P:-* zava baovaovao haiko njay iny zany:wink:
15. Fiffi ( 08/12/2006 06:37)
=D=D
16. MTN ( 08/12/2006 07:01)
Fiffi: Antsirabe Bira satria any ny brasserie STAR mpamokatra bex (beer am teny anglisy).
17. xxx ( 08/12/2006 07:02)
Dago= pays des gorilles:°)
18. Fiffi ( 08/12/2006 08:10)
ary xxx ? :roll:
19. xxx ( 08/12/2006 08:35)
zorro :-D
20. tywa68 ( 08/12/2006 09:24)
xxx avy nijery fitaratra angaha ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2292