dago

21. tywa68 ( 08/12/2006 09:33)
misaotra an'i daddi @ fanazavàna :wink:
22. Fiffi ( 08/12/2006 09:45)
MTN: :):-*
23. kelly13 ( 08/12/2006 11:09)
daddi ralay>misaotra anreo nanome fanazavana :-*
mtn>hay beer no nahatonga an'i bira!! tena mba tsy nampoiziko!!! ny star mantsy neveriko fa ao tanjombato iany! hihhii
24. ikaretsaka ( 08/12/2006 13:05)
ny nahatonga an'Antsiraeb dia navadika syllabe par syllabe..
Antsirabe = TSI-RA-BE -----> de navadika de lasa BE RA TSI... de tononina @ Accent Vakinakaratra de ny BE lasa Bi de ny tsy tsa de tenenina mafy.. de le BIRa sisaaaa..

Le fahalalako ilay Dago indray de hoe efa anaran'ny Gasikara t@ maramila gasy nalefa niady t@ ady lehibe voalohany io... bedy hono rehefa miteny hoe madagascar direct @ ilay isika mbola "soldats indigenes" de ialany pas @ vazaha de io ny fika fiantsony anazy.
tsy haiko ze fahamarinany fa i dadabeanay no nitantara an'io
25. Fiffi ( 08/12/2006 13:13)
heu...noheveriko fotsiny hoe Madagasikara (ko) de nahena hoe Dago
26. kelly13 ( 08/12/2006 14:48)
za alou d tena mihaiky fa sarotra ny teny gasy e, fa vao maika misy izany hoe afoezina etc... d lasa manome mot hafa kely no tena danz :)
27. tslem ( 08/12/2006 18:35)
Accent Vakinakaratra de ny BE lasa Bi


zay ndray ah vô naheno anizany, zany v tsy hanova zv maro?
28. tslem ( 08/12/2006 18:35)
Accent Vakinakaratra de ny BE lasa Bi


zay ndray ah vô naheno anizany, zany v tsy hanova zv maro?
29. vale ( 08/12/2006 18:47)
Ikaretsaka> hay ve izany e!..
30. ikaretsaka ( 08/12/2006 19:43)
ny an'ny vakinakaratra taoko miova sy ampeny araka ze mampety azy eo ny fiteny iiiii

ny hoe "aiza ve" ohatra izao lasa hoe "aia vyyy" de tahak'izay!
31. Fiffi ( 09/12/2006 06:21)
ary toa hoe misy fanononana azy koh hono hoe "anay hatrany bira" ? toa nisy nilaza tamiko hoe tsy midika hoe fananana le izy fa zavatr'hafa ?
32. Bakobako2 ( 09/12/2006 08:04)
Mahaliana :-w :-w :-w :-w :-w
33. kelly13 ( 09/12/2006 11:48)
hayyy!!! i kitjo zao no tokony hamaly an'izany
34. pissoa ( 09/12/2006 12:10)
@ Accent Vakinakaratra de ny BE lasa Bi

Ka mifangaro zany ny bibi sy ny bebe anareo any vakinakaratra any ? :roll::-D

zah mananihany fa sao misy :twisted: eo an ! :* doly.
35. xxx ( 09/12/2006 18:39)
bebe tia anahy, ataovy fiteny vakinakaratra ;-)

io bex io koa no efa henoko

dago = des gorilles :-D



36. xxx ( 09/12/2006 20:35)
vakin'Ankaratra moa ilay hoe mitsoka ovy ? :^)
37. ikaretsaka ( 10/12/2006 04:08)
Fiffi:

ary toa hoe misy fanononana azy koh hono hoe "anay hatrany bira" ? toa nisy nilaza tamiko hoe tsy midika hoe fananana le izy fa zavatr'hafa ?



anay avy any bira/zahay avy any antsirabe ny dikan'io ry fiffi a
38. ikaretsaka ( 10/12/2006 04:10)
pissoa:

@ Accent Vakinakaratra de ny BE lasa Bi

Ka mifangaro zany ny bibi sy ny bebe anareo any vakinakaratra any ? :roll::-D

zah mananihany fa sao misy :twisted: eo an ! :* doly.


rehefa any @ farany ihany ilay izy vao mety fa mijanona be rehefa verindroa ka
39. ikaretsaka ( 10/12/2006 04:12)
xxx:

vakin'Ankaratra moa ilay hoe mitsoka ovy ? :^)



ieee.

poriporitr'ovin'ny vakinakaratra ny aty ka samy mitsoka izay voaporiporiny e!
40. Bakobako2 ( 10/12/2006 08:55)
andray ry karetsaka 8O 8O 8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3879