dago

41. kelly13 ( 10/12/2006 19:10)
:-D:-D:-D
42. niryna ( 10/12/2006 20:52)
Mety misy fahamarinany angamba ilay dikan'ny dago teo,isika anie ry ireto tsy miteny mivantana fa miolakola sy misafo loha vao mahateny ny ao am-po.Rehefa tsy tiana ho fantatry ny olona na ny ankizy ny teny dia atao teny mivadika daholo,toy izany
ihany koa ny anarana,misy anaram-bositra daholo izay olona fantatry ny teny .Rehefa tsy tiana izay moa izy dia dray dray dray.Koa mety izay koa no nahatonga ilay anaram-bositra mada ho dago.Asa anefa,eny angamba,tsia angamba
43. pissoa ( 10/12/2006 21:09)
Ika :-D:-D:-D:-D:-D
44. kitjo ( 13/12/2006 06:37)
kelly>hihhi
io lazain' ikaretsaka io ny valiny hoe

anay hatrany bira = izahay avy any Bira/antsirabe

Aleo andeha hokarohiko mihitsy ny nahatonga ilay oe "Dago" fa ttsss

hita dol reto sika oe tsisy nianatra lesona t@ nanao tantaran'i Madagasikara...
t@ fanjanahan-tany nahatonga an'io!
45. kelly13 ( 13/12/2006 17:55)
za klou d tena tsy mba nianatra lesona zany e! na histo géo na sciences nat, refa misy lesona lava b d adaboko!!! miandry zany zay ry kitjo a :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2923