dia inona ny apres
3. jefra
(
04/12/2006 17:47)
:D:D:D:D Fety be am faran taona :D:D:D:D
D investiture ka inona indray moa!
Antenaina fa hanana fo fair-play ny mpifaninana ka haiky fa resy dia hiarahaba sy hitso-drano ny mpandresy!
Ho an'ny tanindrazana io.
Tsy nanao propagandy Ra8 aho, fa izy no be mpitia, dia afaka 5 taona indray ho hita eo :D:D:D

4. kitjo
(
04/12/2006 18:19)
marina zany e
hifandom-bera kely virtuel:-P
tonga d mitambatra ny fety
investiture, anniv ravalo (12Dec), krismasy, faran'ny taona, taom-baovao...
oouuay eeeeeeee;-)
hifandom-bera kely virtuel:-P
tonga d mitambatra ny fety
investiture, anniv ravalo (12Dec), krismasy, faran'ny taona, taom-baovao...
oouuay eeeeeeee;-)
7. ratafika
(
04/12/2006 19:10)
hataon'ny olona tamba bé kosy i Bazilou sy sareraké! Tonga aty aminay r'izy roa lahy manao fety rehefa lany i Ra8 ah!:wink:. Izahay dray tsy miavona izany. Tsotra ohatran'ny olona mpitondra anay ihany é!
8. xxx
(
04/12/2006 19:13)
bazyl kosa hitako hoe democrate fa tsy sahala amin'le sasany atsy ambadika atsy
10. lagoon
(
04/12/2006 23:11)
Dia hi wawawa indray ve ny mpanohitra mandritra ny 5 taona?
Sa mba hiezaka hanarina ity firenena ity miaraka @ ny Filoha sy ny vahoaka.
Tokony ny fahendrena @ izay izao fa tsy io fitiavan-tseza io foana eeeeeeeeeeeeee
Sa mba hiezaka hanarina ity firenena ity miaraka @ ny Filoha sy ny vahoaka.
Tokony ny fahendrena @ izay izao fa tsy io fitiavan-tseza io foana eeeeeeeeeeeeee
11. bazylou
(
04/12/2006 23:13)
ka raha ny mpanohitra no hanara dia ny toherina ,,inona intsony no maha mpanohitra azy!!
12. jefra
(
04/12/2006 23:29)
lagoon> Firenena maty, tsy misy avenir, izany firenena tsy manana opposition izany. Izany no nampivarilavo an Deba, izany no tsy naha filamatra ny mandat 1 Ra8.
Fa ny devoir voalohany tokony hananana opposition dia ny fanekena fa resy, ary manaiky fa misy mpandresy mitondra. Io no mbola tsy misy ao amintsika. Na tam Deba, na tam Ra8. D lasa tsy misy tena fanoherana sy fanaraha-maso.
Izaho mivavaka mba hanana tena opposition structurE isika. Na ny zavatra tsara toy inona aza, misy tsininy foana. Raha azo ovaina ilay tsy mety, mora kokoa ny manarina azy raha misy mpitsikera ianao.

13. Robert
(
04/12/2006 23:46)
Za mi-proposer fa ilay candidat faha-roa no ho lehibe ny mpanohitra, de mitambatra manohana azy daholo ny olona rehetra tsy ao anaty ny IMMR..
Mety mba tsy naonao foana tsony ny mpitondra ry Ra-8.
Firenena mandroso = Mpitondra + mpanohitra
NB: Mpanohitra manana poids atahoran'ny mpitondra sady miomana handray fitondrana, fa tsy mpanakorontana tsy hofidin'i vahoaka @ 2011.

14. Stone
(
05/12/2006 00:08)
Inona moa apres fa dia mitohy izany ny fampandrosoana sy ny fanatsarana miaraka @dR8
15. sasa
(
05/12/2006 04:35)
ilaina ny opposition fa na dia izany aza tsy tokony hanohitra betement otran'io ry zareo,efa fantatry ny olona loatra mantsy ilay izy, ny an'ahy aloha izay hitako fa mampandroso an'i dago ihany no tohanako e!ny mahavoa an'le mpanohitra mantsy toa tsy fitiavana an'i ravalomanana manokana no vohizina, nefa izany efa tsy mahataitra ny vahoaka tsony
17. baroho
(
05/12/2006 06:29)
xxx:
ny eo ihany ny eo,ma-matavy sy ny j aime no atavezina tsara:-D:-D:-D
zay ndray le fisainan`i ratsiraka mianakavy zay!!! tsy mahatanty resy
18. baroho
(
05/12/2006 06:36)
Marc Ravalomanana
440.035 69,62%
Jean Lahiniriko
21.1013,34%
Norbert Ratsirahonana
55.933 8,86%
Roland Ratsirak
37.761 5,98%
Herizo Razafimahaleo
44.853 7,11%Pety Rakotoniaina
1930 0,31%
Pasteur Randrianjoary
6067 0,96%
Daniel Rajakoba
1364 0,21%
Ny Hasina Andrimanjato
9720 1,54%
Philippe Tsiranana
70 0,01%
Razakarimanana Ferdinand
29 0,00%
Monja Roindefo
01 0,00%
Manandafy
398 0,06%
Elia Ravelomanantsoa
11.924 1,89%
tena malahelo an`io roindefo io kosa lesy ah le! rah zah no nifidy an! de io no nofidiko @ zay mba 02 no misoratra eo! tena serieux zany eh na ny vadiny ary anie tsy nifidy azy eh !
bj Ravalomanana felicitations ho an`zay tia azy eh

19. Simpona
(
05/12/2006 07:39)
tena malahelo an`io roindefo io kosa lesy ah le! rah zah no nifidy an! de io no nofidiko @ zay mba 02 no misoratra eo! tena serieux zany eh na ny vadiny ary anie tsy nifidy azy eh !
Ny vady aman-janany miits lets, de avy eo ny havany sy izay mba nanolotsaina azy, ... raha nisy nanolotsaina izy??? sa inspiraka foutsn no nilatsahana :D
Fety be am faran taona
=D=D=D mankasitraka e
20. Simpona
(
05/12/2006 07:40)