dia inona ny apres

21. diamondra27 ( 05/12/2006 07:40)
fanarenana ny mpiara-miasa akaiky

gouvernementa sy ny karazany
22. sasa ( 05/12/2006 08:16)
Simpona ny aza hitako marina ka na d ny vadiny aza tsy nifidy an'azy ve?:-D:lol::lol:
23. iartistika ( 05/12/2006 09:08)
:@marin'zany zoky sasa ah!
24. ratafika ( 05/12/2006 09:28)
Izahako aloha dia manaiky hoe ny firenena mandroso dia tokony hisy mpanohitra hatrany amin'izay ny président manao ny maximum ny mba ho tian'ny vahoaka... Anefa kosa raha mpanohatra mpanakorontana, na koa mandrava ny fananan'ny malagasy, na mitarika adim-poko, na koa tsy mataty resy dé manamboatra barrages... Ny sahaza azy dia mpamafa WC any @ fonjan'Antanimora. Miala tsiny amin'ilay fitenenana, satria raha olona toa izany no hofidiana président dia tena hilatsaka ambany ny firenena.
25. sasa ( 05/12/2006 10:27)
iartistika :-*:-*:-* elah lesy izy izany
26. gasmlay ( 05/12/2006 11:35)
aiza daholo ny ekipa sôlida sasa ah??:@
27. barry ( 05/12/2006 12:44)
ry zalahy mpanohitra aloha zao dia tsy hita tsony fa reraka ;sa lasa aiza!!=))
28. akama2006 ( 05/12/2006 12:54)
eto ihany izahay AVI,mbola tsy vita io resaka io zalahy a!aza maika e!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
29. sasa ( 05/12/2006 13:08)
gasmilay mety hoe samy variana any ho any lesy hi hihihi
akama2006 mbola ireo daholo koa i Tim fa ny diavolan-kolava kilalao mbola ho ela koa.
30. fijo ( 05/12/2006 23:40)
ny zavatra tokony hisy izao,dia ny fanaovana rafitra hoan'ny mpanohitra.tokony hivory ireo rehetra ireo,ary hanangana tarika na antoko iray,fa tsy hisaratsaraka to aizao intsony.raha izay no misy,dia handroso isika,satria hatanjaka io antoko io,ary hanana ny lanjany raha miteny
31. akama2006 ( 06/12/2006 00:04)
fijo> mbola tsy vita anie io e!mbola lavitr'ezaka io fa mahazo mifaly aloha inareo izao fa ny manetsa be mbola ho avy!
32. belaza ( 06/12/2006 09:47)
tara be enao fa tsy manetsa intsony izao fa efa hijinja e efa ho masaka ny vary=))
33. sasa ( 06/12/2006 10:36)
belaza hi hihihihi hi hi d hanao hery velona rasalama indray ve ry akama2006 sa hery velona iza indray re ?
34. akama2006 ( 06/12/2006 11:07)
hery tsotra kosa ka!:-D:-D:-D:-D:-D:-D,fa tsy misy maiala maina aminy izao fotsiny eo e!izzay nalaina haverina sinon,be ny hiditra eny tsiafahy ary nosy lava aza mety ho nosy boribory fa feno gadra!:-D:-D:-D:-D:-D
35. madera2 ( 06/12/2006 18:49)
zay zany ka izay vadin' i dada no mama
36. fijo ( 06/12/2006 22:46)
akama an,jereo io vaovao momba an'i pety vao napetrako io.dia jereo fa hiforitra daholo izao ry ndafy sy ry ny hasina
37. bazylou ( 07/12/2006 01:24)
dia ho sanatria ve hofanenjehana ireo opposition no tanjona??? manomboka amin'i pety dia iza avy eo?? sa...
38. sasa ( 07/12/2006 05:07)
bazylou, izay manao ny tsy mety ihany no enjehina kosa e! fa tsy ny opposition rehetra.
39. fijo ( 07/12/2006 06:07)
tsy ny mpanohitra rehetra ka,fa izay tsy misaina ihany.
40. BloodTitan ( 07/12/2006 09:10)
Zay misaina am takolaka be iany no enjehina ry bazy a!! Jereo Ratsirahonana mipetraka tsara nga misy manakotaba azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0457