dia inona ny apres

41. akama2006 ( 07/12/2006 12:31)
fijo> efa fantatra anie ry fijo e!satria mbola tsy tonga ny election dia efa napetraka ny liste ny olona ho samborina,tsy mahagaga izany,fa izao ,izaho mihevitra fa diso stratezia ihany ry sylla sy ry8 satria ilay tendance favorable no vohiziny anaovana fisamborana nefa ny proclamation farany sy ny hevitry ny kandida manaiky na tsia ny vokatra aza mbola sty misy! ka na irya ,matahotra dia tsy sahy hihetsika ireto farany na dia tsy misy hanaiky ilay voakatra ka dia ho instabilite poloitika lavareny no eto!
42. bazylou ( 07/12/2006 21:30)
sarotra be ny hitambaran'ireo mpanohitra ho bloky 1. Ny hita aloha izao dia misy 2 izao no remborse ny volany!! ny fanitelony mananontanona!
43. fijo ( 07/12/2006 22:28)
akama ,io voalzan'ise io mihintsy;na milentika satria mahita ny mahazo ny efa voasambotra rehetra,na hietsika.nefa raha hietsika,efa ita ihany ny olona voasarika.ka mila misaina tsara aloha,satria marina ko io voalzan'i bazy io.tsy mahay mitambatra ireo.satria misy ny manohitra toa anareo roalahy,izay misaina ny hivoatra matoa manohitra,misy ny manohitra satria te hanakorontana.ireo tsy hiaraka mihintsy.satria ireo misaina ireo,dia manahy koa,fa raha izy no eo,dia ireto farany ihany no hamerina ny korontana eo.
44. bazylou ( 07/12/2006 22:30)
izany ahay ka analizy
45. fijo ( 07/12/2006 22:47)
efa mazava izao ny lalana.na hoan'ny mpitondra ,na hoan'ny mpanohitra.samy misaina ireo.
"aleo hazava,fa ry ratsirahonana dia olona mahay manao analyse tsara,ary ireny tsy hanao adalana toa andry ndafy"ka raha ireny no miaraka amindry roland kely izay nahomby tokoa tamin'ity;mahavita manova rafitra ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0539