Miala any i Vista

1. ikaretsaka ( 01/12/2006 03:17)
Dia nivoaka androany taty USA ry reto ilay Operating system (OS) vaovaon'ny Microsoft hoe VISTA ny anarany an

Toa tsaratsara ihany fa mba tsy de mi crash hono

fa ahoan aindray ny fika hi "bootleg" evan'ny gasy azy??

http://www.microsoft.com/windowsvista/
novalian'i lapino ny 19/12/2006 07:54
2. boulki ( 01/12/2006 06:16)
Mila matos matanjaka ny mapiasa an'io fa tena mandany resource be fa aza maimaika ny hivadika vista izany raha matos taloha +de 2ans fa mijanona XP ihany.
3. diamondra27 ( 01/12/2006 08:13)
mbola reservé ho an'ny professionnel ihany le izy aloha hatr@izao sady préinstaller. Ny ordi fabriqué vaovao no misy an'io. Ny vista familiale zany de mbola miandry kely.

Toa milay aloha le izy e!
4. malalatinasoa ( 01/12/2006 08:18)
hum, aleo klou itazana ny akony.
Fa inona no tena mahasamihafa an'ity vista ty rizareo?
5. Ralay ( 01/12/2006 08:41)
Afaka mividy ordi XP ianao fa mahazo bon dia soloina VISTA rehefa mivoaka ny ho an'ny public @ mois de janvier. Jereo anefa fa misy soratra hoe "Bon pour vista" ilay ordi vao mahazaka azy sinon hijaly enao araky ny voalazan'i boulki io.

malalatinasoa:Misy² ihany fa santionany fotsiny no lazaiko eto:Inclu ao ny media center,interface 3D,explorateur de windows no tena miova tsy affiché tsony reo menu traditionnels fa à partir ny document no ahitanao azy oh:ouvrir,imprimer,na graver.Afaka micrer video koa à partir ny Windows DVD Maker;Controle parentale;Reconnaissance vocale sns e.

6. kitjo ( 01/12/2006 19:08)
ny aty ko efa nivoaka fa za moa bado be amtony d mitazana aloha oe ahoana ny fandehany zay vo manandrana
7. ikaretsaka ( 06/12/2006 00:15)
hi hi hi

hatraty io.. ma ohatran'ny mangala tahaka mac osX iznay ilay izy sa za no zatra paoma?
8. dd ( 07/12/2006 01:55)
izany tokoa ry fijo, misy lahatra miainga amin'ny paoma anatin'ny vista, ary ny tena mahatsikaiky, dia misy koa aza pinguin! vôn'ny linux ! (pepin, noyau :) :) ...

ny mpandinika moa dia mahita fa tsy maintsy hirona amin'ny opensource tsikelikely ra mukiraosaoft amin'ny farany eee :) :)
9. ikaretsaka ( 08/12/2006 12:37)
dd:

izany tokoa ry fijo, misy lahatra miainga amin'ny paoma anatin'ny vista, ary ny tena mahatsikaiky, dia misy koa aza pinguin! vôn'ny linux ! (pepin, noyau :) :) ...

ny mpandinika moa dia mahita fa tsy maintsy hirona amin'ny opensource tsikelikely ra mukiraosaoft amin'ny farany eee :) :)



ny ahiako ataony opensource fa itadiavany karetsaka hanidy azy aveo
10. gola ( 12/12/2006 19:36)
ra za manokana alo tena aleoko am'zay mivadika opensource fa efa tsy mifanalavitra intsony reo..
Pour info, tsy mbola tena regle ny resaka securite @ io (mora angalarana) de lasa misy retard ny fivoahany aty europe..
11. simplex ( 12/12/2006 19:47)

yeahh,

UBUNTU, mahatsako azy tsara.

Afatsy @ serveur, sy applications vitsivitsy :°)
12. lapino ( 14/12/2006 23:25)
Za tsy d'akôro :)
13. Papoose ( 15/12/2006 00:21)
d in koa?
14. simplex ( 15/12/2006 21:19)
lap,
tsy mikoty ny hevitr'la :-P:-D:-D

hazavao kely:P
15. lapino ( 15/12/2006 21:30)
Ny ubuntu tsy misy architecte :-P
16. simplex ( 15/12/2006 21:39)

ny fikambanan'ny ze libre sy opensource rehetra no mifandray tanana, ny Debian zao no tena mifandraika aminy. Izy kou manana ny facilite-ny manokana @ zavatra maro.

Sady en + izy tsy vulnerable kokoa @ resaka virus sy ny karazany mihoatra @ windows :-P;-)
17. ikaretsaka ( 15/12/2006 21:45)
izay izany
fa aza adino ny mampirevy ilay "art" ao anatin'ny hoe "architecte" an
18. lapino ( 16/12/2006 00:58)
simp, ka tsy misy architecte hoà.
Raha tsy izany tsy ho nisy ny "dependancy hell" -- ohatra fotsiny. Namaha ny ampahan'ny olana ny apt, fa tena mbola misy be no tsy voavaha. Raha tsy hita any anaty repositories ilay zavatra dia tonga soa ao.

Ilay resaka securité indray, raha hanafika ihany ve za ohatra, tsy aleo ilay misy 90% maherin'ny kill ? Tsy misy mpanafika fotsiny ny ubuntu sy ny paoma, fa tsy mitombina mihitsy hoe tsy vulnerable kokoa izy. :-P
19. simplex ( 16/12/2006 21:18)

k architecte anarany fotsiny fa ny atao mitovy ihany :-P
otran'ny hoe tsy mitovy ny denomination an'ny linux sy ny windows zao d ovaina hoe archiopentecte no anarany hahaha :-D:-D

lap:
lay resaka securité indray, raha hanafika ihany ve za ohatra, tsy aleo ilay misy 90% maherin'ny kill ? Tsy misy mpanafika fotsiny ny ubuntu sy ny paoma, fa tsy mitombina mihitsy hoe tsy vulnerable kokoa izy.

ka efa tombony foana io na zany aza kou :-P
Ny tena tombony noho izy "free" d na micrash aza d mi-reinstall fotsiny de vita. Na tsy poinsa tsony aza tsy maty antoka mintsy satria efa tsisy sarany hatrany amboalohany le izy ;-):°):-P8)8)
20. lapino ( 17/12/2006 19:27)
Fa tsy mahatsaky zindoz zany hoa buntu sy ny paoma :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1372